Antsa Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antsa Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Mahazoarivo, Antsirabe.
Antsa Beauté : L'art de sublimer votre beauté naturelle. ✨
Coiffure • Esthétique • Onglerie
Soyez votre plus belle version.
📍Lieu: Mahazoarivo Antsirabe
☎️Contact: 0344522222
0388794963
06/05/2026
Bonsoir daholo!❤️ Elaela tsy nanao avant/après ehh!🥰
Toy izao indray ary asa vita ato amin’ny Antsa Beauté ✨😍
📍 Mahazoarivo Ampovoany (eo amin'ny pompe, ampitan’ny grossiste boisson).
📞 Antsoy izahay na mandefasa MP : 034 45 222 22 na 038 87 949 63.
Abonnez-vous les amis❤️
28/02/2026
Santionany amin’ny asa vita androany ✨
😍 Tena hoe malama no sady malefaka 🥰
Tongava mitsidika fa vonona ny handray anao foana izahay !😇
📍 Mahazoarivo Ampovoany (eo amin'ny pompe, ampitan’ny grossiste boisson).
📞 Antsoy izahay na mandefasa MP : 034 45 222 22 na 038 87 949 63.
Abonnez-vous les amis❤️
26/02/2026
Avant / Après ✨
Jerenareo anie ity fiovana tsarakely ity ehh🥰😍
Tongava mitsidika anay mivantana izay te hanao manjamanja fa ho afa-po😉
📍 Mahazoarivo Ampovoany (eo amin'ny pompe, ampitan’ny grossiste boisson).
Afaka mandefa hafatra (MP) na miantso raha hanao RDV:
📞 034 45 222 22 / 038 87 949 63
25/02/2026
Tongasoa ato amin’ny salon Antsa beauté Antsirabe !✨
Ho anao izay te hamboatra volo sy te hanao manjamanja na mba te iala voly kely, tongava mitsidika fa ho ataonay afa-po 😍. Ireto avy ny tolotra misy ato aminay:Coiffure( brushing,boucle, wavy, chignon etc…👉finition steam pod) , Makeup ary Onglerie .
Koa aza misalasala fa efa miandry anao am-pitiavana ny équipe ehh! Ny fahafaham-ponareo no tanjonay!
📍 Mahazoarivo ampovoany ( eto am pompe, ampitan’ny grossiste boisson) no ahitana anay.
📞 Afaka miantso na mandefa MP ihany koa raha hanao Rendez-vous.
Contact: 0344522222 na 0388794963
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra! ❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
