Massage médical Ny Aina

Massage médical Ny Aina

Share

Massage réflèxotherapie , relaxation ,bien être

31/05/2022

Miarahaba eh 👋👋!!
Satria moa miditra vanim_potoana ririnina isika Zao, maro noho izany ny aretina mihetsika .
Ho resahatsika anio Ary ny NERFS SCIATIQUE


Nohon'ny harerahana be loatra na koa fihetsika natao maharitra ela loatra (mipetraka ,mitsangana ) eny fa na dia ny tsinjona natao taloha dia antony mahatonga na mampihetsika azy

Fisehoan'ny aretina 🧐🧐

🔸Manaikitra otrany misy courant ao ambany mahazo ny fitombenana mihazo ny fotom_pe sy ny riran'ny fe ivelany
🔸Rehefa mihondrika Dia Mila tsy ho tafiakatra
🔸Rehefa miharina eo ampandrina dia sahirana ka mila tsy ho tafiharina
🔸 Rehefa mandeha tongotra ela dia mifandrirotra na marary eo @ fotompe ka mila tsy ho afaka mamindra

Torohevitra kely hitsaboana azy

Tongolo gasy hasiny 10 🧄🧄
Tantely 🐝🐝🐝 tapakin'ny kopy kely
Vinaigre de cidre 🍶🍶 tapakin'ny kopy
👉 Mixena miaraka ireo dia sotroina in 2 sotro fihinanana isa maraina

Fantaro Ary fa afaka tsaboina tsara Io aretina Io ka manasa anao izahay anantona aty @ cabinet de massage "Ny aina "
Toerana Anosibe Immeuble Shope Avenire 1 er étage ampitan'ny Assurance Mama
Téléphone : 0345896820 / 0338232246

22/10/2021

Mihinana tongolo gasy asin 2 isanandro mampikorina tsara ny ra Ary mandamina ny tosi_dra
Mirary soa

21/10/2021

Fahagagana avy amin'ny Rano
Raha vao mifoha izany hoe mbola tsy mihinana nininona Dia misotro rano 4 Vera na iray litatra latsaka fahefany
_45 min ao aorinan'io vao misakafo maraina
_ adiny 2 aorinan'ny sakafo maraina vao tokony hihinan-javatra ianao
_ alohan'ny sakafo hariva Dia tsy tokony hisotro rano intsony

Dia sahirana ianao mandany an'io rano Io indrindra ny Antitra

Aza mataotra fa ampitomboy tsikelikely Dia ho laninao ihany ny 4 Vera
100% Natoraly

20/10/2021

Massage médical Ny Aina
Fitsaboana amin'ny alalan'ny Otra sy Fanafody natoraly 100%

Izany hoe Otra ihany no hitsaboana ny aretina rehetra ,ny Otra Dia manome hery ny vatana ,ireo faritra na points mifandraika amin'ireo taova marary ao anatin'ny vatana no kitihana manomboka any antampon_doha ka hatrany ampaladia
Ireto avy ireo sombin'aretina tsaboina amin'izany : goutte, rhumatismes, koaka, Aty, aretin'ny voa, Nerf sciatique, tension, Avc, vehivavy na lehilahy tsy miteraka sns...
Hialana amin'ny fandidiana isan-karazany izahay Dia mandevona kyste, fibrome, prostate, kambo orana/tenda sns...
Tel : 0338232246/0345896820
Fa miara miasa @ Andriamanitra izahay,izahay mitsabo Jesosy manasitrana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Anosibe Immeuble Shope Avenir En Face Assurance MAMA
Ivato
101