Cire d’épilation naturelle

Cire d’épilation naturelle

Share

🌿 Cire épilatoire 100% naturelle
✨ Douceur & efficacité pour tous types de peau
💚 Retrouvez la beauté au naturel, sans compromis.

Elle peut-ĂŞtre utiliser directement sans le rĂŠchauffer,
Avec 10 bandes, 1 spatule et 1 mode d’emploi offert.

29/10/2025

Leo volo matevina sy mitombo haingana ve ianao ? 😱
Sady reraka amin'ireo vokatra simika?

☑️Andramo ny CIRE ÉPILATOIRE NATURELLE, vita Malagasy
☑️Manalefaka sy manala ny volo hatramin'ny fakany
☑️Ianao ihany dia afaka manala ny volo maneligelina amin'ny vatana amin'ny fotoana maha afaka anao

🏷Prix 17000 ar y compris 250 ml de cire, 15 bandes épilatoire, 1 spatule et mode d’emploi offert.

🚚 Livraison à partir 3000 ar selon lieu, mandefa amin'ny taxi brousse izahay ho an'ny FARITRA.

📱 038 78 020 91 - 038 33 374 31

———————————————————————-

Vous en avez assez des poils épais et qui poussent vite ? 😱

Et des produits chimiques ?

☑️ Essayez la CIRE D’ÉPILATOIRES NATURELLE, 100% naturelle, made in Madagascar 🇲🇬

☑️ Adoucit et retire le poil à la racine.

☑️ Vous pouvez vous épiler à votre rythme.

🏷 Prix : 17 000 AR (250 ml de cire, 15 bandes d’épilation, 1 spatule et le mode d’emploi inclus).

🚚 Livraison à partir 3000 ar selon lieu, mandefa amin'ny taxi brousse izahay ho an'ny FARITRA.

📱 038 78 020 91 - 038 33 374 31

10/10/2025

❌❌TSY MISY AKORA SIMIKA❌❌
❌❌TSY MISY CONSERVATEUR❌❌

➡️ Akora efatra tsotra fotsiny, saingy manankery be ny ao anatin’ny cire épilatoire naturelle :

🍯 Tantely – hydratant, antiseptique naturel, miaro amin’ny irritation.
🍋 Voasarimakirana – manadio, manampy hanalefaka tasy, anti-bactérien.
🍬 Siramamy – exfoliant doux, manala cellules mortes, manome hoditra velona.
💧 Rano – manampy hanome texture tonga lafatra sy malefaka

Ireo akora fototra ireo dia 100% natoraly ary tsara ho an’ny oditra saropady. ✅

🗨️ Afaka mandefa hafatra miafina raha misy fanontaniana na mila ilay cire ianao
☎️ 0383337431 / 0347563180
🚲 Livraison manomboka amin'ny 3.000ar
💲Prix : 17000 ar

MANDEFA FARITRA 🌍

10/11/2023

Salama daholo ooo ! ☺️😍
Efa maro be ianareo no afa-po tamin’ny fanjifana ny cire d’épilation naturelle vita malagasy ✨

Koa tsy mitsahatra izahay manome fahafaham-po anareo.

Inona daholo ny tombontsoa azo avy aminy fampiasana cire d’épilation naturelle ?

✅Produit 100% naturel
✅Miha-manify ny repousse satria miala hatramin’ny fakany volo ( tsy toy ny rasoir izay manapaka)
✅Ela vao maniry ny volo avy atao épilation ( 2 à 3 semaines )
✅Mia-fotsy sy malandina ny faritra avy natao epilation ( tsy tahaka ny rasoir mamela tasy mainty)
✅Mety amin’ny karazan-koditra rehetra ary amin’ny faritra rehetra ny vatana ( duvet, sourcils, aisselles, jambes, sns )

❌SANS EFFET SECONDAIRE

Aza misalasala ary mandefa MP avy hatrany manao commande

💲Prix: 15000 ar
🚚 Livraison à partir de 3000 ar en ville
📞 Tel: 0347563180

Photos from Cire d’épilation naturelle's post 06/06/2023

❌ AMPY IZAY NY VOLO MATEVINA SY MORA MITSIRY ❌
Indro ny vahaolana ho anao :
✅ Cire d’épilation naturelle 100% bio, ❌sans produits chimiques ary sans effet secondaire

Tsotra ny fampiasana azy :
📍Ahosotra manify manaraka ny fanirian’ny volo ilay cire
📍Apetaka avy hatrany ny bandes d’épilatoires ( tsy misy temps de pause fa tsindrina tsara mba hiraikitra tsara amin’ilay bandes )
📍Sintonina mifanohitra amin’ny fanirin’ilay volo ny bande épilatoire

‼️ Atao maina tsara ny faritra hanaovana épilation ‼️

💡Maro ny tombotsoa amin’ny fampiasana azy ity :

♦️Manadio sy mampalandina ny hoditra
♦️ Tsy mangidihidy be toy ny esorina amin’ny rasoir 🪒 intsony rehefa avy mampiasa ilay Cire
♦️ Miha manify ny repousse ary ela vao maniry ny volo ( 2 à 3 semaines)
♦️ Mety amin’ny faritra rehetra amin’ny vatana ( Jambes, aisselles, sourcils, duvet, barbe )
♦️Manafotsy ny tasy navelan’ny rasoir 🪒

Koa aza misalasala ary manantona amin’ny hafatra miafina( mp ) manao commande fa efa maro no afa-po 🥰

📦Pack : 15000 ar y compris 250 ml de cire froide, 15 bandes épilatoires, 1 spatule et 1 conseil d’utilisation

🚚Livraison à partir de 3000 ar en ville
4000 ar en pĂŠriphĂŠrie

Contact : 0347563180

Photos from Cire d’épilation naturelle's post 04/05/2023

Miarahaba anareo rehetra indray izahay ato amin’ny cire d’épilation naturelle 🇲🇬😍✨
Efa miha mangatsika izao ny andro koa andao hikarakara vatana amin’ny alalan’ny fanesorana ny volovolo rehetra tiantsika esorina amin’ny vatantsika 😁❤️

Cire d’épilation naturelle vita Malagasy 🇲🇬✨

Maro dia maro ny tombotsoa azo avy aminy🥰
✔️Mety amin’ny faritra rehetra amin’ny vatana ( Jambes, aisselles, sourcils, duvet, barbe )
✔️Manadio ary mampalandina ny faritra mainty navelan’ny rasoir 🪒
✔️Miha manify ny repousse ary ela vao maniry ny volo ( 2 à 3 semaines)
✔️Tsy mangidihidy be toy ny esorina amin’ny rasoir 🪒 intsony rehefa avy mampiasa ilay Cire

Maro no efa afa-po tamin’ny fampiasana azy koa aza misalasala manao commande fa misy anjaranao foana tompoko ✨☺️

Koa miditra hafatra miafina avy hatrany

📦 Pack 15000 ar y compris 250 ml de cire froide, 15 bandes, 1 spatule et 1 mode d’emploi
🚚 Livraison à partir de 3000 ar en ville
4000 ar en pĂŠriphĂŠrie

✨Mirary soa tompoko ✨

14/04/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy ! ✨
Vaovao be indray no atolotra anareo 😍
Cire froide efa miaraka aminy bande, mety amin’ny faritra rehetra ( visage, aisselles, maillot, jambes )

💲Prix : 3500 ar l’unité
🚚 Livraison : à partir 3000 ar
Afaka manao recupĂŠration ihany koa ianareo
📞Téléphone : 0347563180

Aza misalasala manantona amin’ny hafatra miafina manao commande✨

Misaotra antsika rehetra 🥰

13/04/2023

Inona ny tombon-tsoa avy amin’ny fampiasana ny CIRE D’ÉPILATION???

✅Mia-manify ny repousse satria miala hatramin’ny fakany volo ( tsy toy ny rasoir izay manapaka )

✅Ela vao maniry ny volo ( 2 à 3 semaines )

✅Mia-fotsy sy malandina ny faritra avy natao epilation

✅Mety amin’ny karazan-koditra rehetra ary amin’ny faritra rehetra ny vatana ( maillot, aisselle, visage…

Koa manasa antsika rehetra anjifa ny VITA MALAGASY

>> Pack 15000 ar ( cire 250ml + 15 bandes + + 1 spatule + mode d’emploi)

✨Livraison : 3.000ar
☎️ Tel : 0347563180

08/01/2022

Izahay ato amin’ny cire d’épilatoires naturelle dia Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taom - baovao 2022 ✨❤️

Aza adino hatrany ny manjifa ny vokatra vita malagasy, ❤️

Cire d’épilatoires à seulement 15 000 ar y compris spatule, 10 bandes , mode d’emploi offert ❤️

La livraison est Ă  partir de 3000 ar en ville

N’hésitez pas à faire des commandes

Vous serez satisfait ✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Lot 293 Bis Mc Mandrosoa Ivato
Ivato