SportMatin
"Tanora miray Fo, miray Saina"
Mafotakaa
Go talent
15/06/2020
🛑🇲🇬Fehin'ny kabary anio nataon ny Filohampirenena mikasika ny fepetra manokana
Manoloana ny COVID-19 eto Madagasikara dia:
- VOAFEHY ny valan'aretina
- Nisy FANDRESENA tao anatin'ny 3 volana latsaka herinandro
Miverina amin'ny laoniny avokoa ny fiainan'ny Malagasy ( tsy azo atao ny mamory olona mihoatra ny 50) ankoatra ireto distrikta 5 ireto:
🛑 Toamasina 1, Toamasina2, Moramanga ary Fenoarivo Atsinanana:
- mahazo miasa hatramin'ny 3ora ny rehetra
- tsy misy mianatra ny mpianatra
- couvre feu 10 ora alina hatramin ny 4 maraina.
- misy avokoa ny Fanadinana ofisialy amin'ity taona ity.
- Tsy mahazo misokatra na mandray lanonana sy mamory vahoaka ny toerana manao izany.
🛑Analamanga:
- miverina miasa daholo ny rehetra ankoatra ny olona marefo ( diabetika, misy asma, tension, marary voa).
- Ireo miasa tena dia mahazo miasa hatramin'ny 5 ariva. Ny mpitatitra hatramin ny 7 ariva.
- misy couvre feu tahaka ny teo aloha (10 alina hatramin ny 4 ora maraina)
🛑Efa miala any ampita any ny CARGO hananganana ny USINE eto Malagasy. FAR MALAGASY no atao anaran'ily USINE hanamboarana CVO
🛑Mangataka amin'ny mpitatitra ny Filoha mba haharitra kely. Tsy misy ifanomezantsiny.
🛑Asiana indray ny KALY TSINJO na KALY MORA ankoatra ny vatsy TSINJO sns
🛑1100 no fanamby ho isan'ireo sekoly hatsangana eto Madagasikara
🛑1.043Milliards Ariary hanaovana fotodrafitrasa eto Madagasikara
🛑Hanangana CSB2 maro ny Fitondrana
🛑Hasiana lalana Pavé 10km à 20km isaky ny faritra
🛑hatao ny velirano FLYOVER eto Madagasikara
🛑Hatao ny lalana any Maintirano, ihosy, befotaka, ifanadiana, vohipeno farafangana hatao GOUDRON
🛑Tsy asiana kolikoly intsony amin'ny resaka asa
Masina ny Tanindrazana
👉Lahatsoratra: MALAGASY VE IANAO
Malagasy ve ianao 🙏 Manasa anao hizara rehefa avy novakianao
10/06/2020
Que Dieu nous protège negga
Bonne journée à toutes et à tous
09/06/2020
Iza le
Mijanona ao an-trano fa ny ataovy ihany👤👤
14/03/2020
io zany tonga d tsy misy miala eo e
07/03/2020
Matin Akademiks,
Go Talent
02/03/2020
étiré avant et après de l'entrainement
Click here to claim your Sponsored Listing.
