CFP MA Beauty Salon Ivato

CFP MA Beauty Salon Ivato

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFP MA Beauty Salon Ivato, Beauty Salon, Centre de formation Marie Auxiliatrice, Ivato.

13/01/2026

Salama daholo πŸ‘‹, . Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ho amin'ny resaka formation "Coiffure et EsthΓ©tiqueπŸ’‡πŸ’…" ho anareo izay liana na tia ahalala be be kokoa amin'ny resaka taovolo sy ny fikolokoloina ny endrika amambika. Koa aza misalasala aza manantona aty amin 'ny Cfp Marie Auxiliatrice Ivato fa vonona izahay handray anareo .. Mazotoa daholo ary ee ,dia manantena ny fahatongavanareo maro be πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 24/11/2025

Salama daholo eeeπŸ‘‹πŸ‘‹πŸ‘‹,,. Inty misy vaovao tsara be atolotray ho anareo . Efa misokatra ny boutique antsika πŸ’ TS'ART FY πŸ’ izay hitantsika eto Mamory Ivato akaikin'ny Asia Africa. Maro ny article mety ahasoa anareo fa tongava mijery ety aminay . Manantena ny fahatongavanareo maro be izahay . Mirary tontolo andro mahafinaritra be ho anareo 😘😘😘

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 07/06/2025

Salut les fillesπŸ₯°,, jereonareo anie ireto volo ireto fa mamy kely ery eeπŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°β€οΈ

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 29/11/2024

Coucou les filles ❀️❀️❀️, Efa akaiky zao ny fety, aza adino fa misokatra ny salon antsika😍😍,. Vonona izahay handray an-tΓ nana ny fahamajanareo,,, tongava maro ary eeeeπŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’—πŸ’•

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 17/09/2024

Salama daholo ianareo😊, Inty misy vaovao tsara be ho anareo.Ho anareo izay liana amin'ny resaka tao-volo sy tarehy ,efa misokatra izao ny fisoratana anarana ety amin'ny CFP Marie Auxiliatrice Ivato , akaikin'ny Hôtel Asia Africa. Amin'ny 14 Octobre ho avy izao ny fisoratana anarana ko aza tara ary eeee😊😊😊😊.
Ireto ary misy sombitsombiny amin'ny asa-tànana'ireo mpianatra teo aloha😍😍😍

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 05/08/2024

😍😍😍😍😍😍😍

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 29/06/2024

😍😍😍😍Curly😍😍😍😍

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 26/05/2024
Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 26/05/2024

😍😍😍😍

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 10/05/2024

Curly hair😍😍😍

Photos from CFP MA Beauty Salon Ivato's post 26/04/2024

Pour son anniversaire,,elle nous a fait confiance,,,merci pour tout😍😍😍😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Centre De Formation Marie Auxiliatrice
Ivato