TSENA MORA
�Tsena Mora (Darian's beauty) en face Stade Rabemananjara Majunga�
Contact : 0324660522 /0341901589
26/02/2026
Misy fofona ratsy ve rehefa manao firaisana ara nofo ? 🚨🤧
Be dia be ny sakana sy olana eo amin'ny mpifankatia mandritran'ny fifankatiavana😉matetika ka anefa tsy hifanomezan-tsiny fa azo atao tsara ny misoroka an'izany 🥰
Ity GEL INTIME ity dia manampy misimisy kokoa ho an'ny mpifankatia indrindra fa ho an'ny Vehivavy satria :
👉 Manala fofona izy
👉 Mamono microbe
👉 Manala mangihidihidy
👉 Manala perte
👉 Manateritery 🫣
❌Indrindra ho an'izay misy secheresse vaginale dia tena manampy be izy fa mampiakatra ny envie anareo roa 🥰
Jifao dieny izao eto amin'ny TSENA MORA MAJUNGA ary na azonao atao ny miantso dia livrenay aminao.😍
☎️+261 32 46 605 22 / 034 19 015 89
À base d'aloe vera sy glycérine vegetale ☘️
19/02/2026
❌SAVON KOJIC + LOTION Kojic
3Days et 7Days - ARRIVAGE 🚨
Disponible chez TSENA MORA MAJUNGA
13/02/2026
❌TSY MBOLA MANANA HEVITRA NY HO ATAO CADEAUX HO AMIN'NY ST VALENTIN VE IANAO ❓
Hakatoky ny fetin'ny mpifankatia isika izao ary tena zavatra anisan'ny tian'ny lehilahy sy vehivavy ny RANOMANITRA, amin'ilay tena tsara qualité 🤞
NOHO izany, dia omenay tolotra tsara be ianareo izay Hanjifa PARFUM 👩❤️👨 ato amin'ny boutique.
Be dia be ny karazany an😋, fa izay tinao hoe amin'ilay manintona kokoa sa ilay malefadefaka hitiavaNy azy♥️.
✅ Livraison DISPO
☎️ 034 19 015 89 (Misy Wtsupp)
📍Tsena mora en face Stade Majunga - entre Sabah Hotel et LH hotel.
Araraoty ity tolotra ity ho anareo mpifankatia rehetra❤️😍
12/02/2026
🚨🔥 ALERTE PROMO SAINT-VALENTIN 🔥🚨
PRIX CASSÉS sur maquillage complet
💄 palettes 🎨 rouges à lèvres 💋
⚠ DERNIERS STOCKS !
Après rupture = fin de promo ❌
Tu veux être la plus belle le 14 février ? C’est MAINTENANT ou jamais ❤️
📍 Tsena Mora Majunga – en face Stade, près Sabah Hotel
📞 034 19 015 89
11/02/2026
🚨Ireto ilay produits naturelles tena anisan'ny be mpitady indrindra eto aminay✅
FAREHITRA - AMLA - ALOE VERA - KINANA
Amin'ny sarany tena MORA indrindra raha eto Mahajanga nefa ny entana efa hainareo tsara raha ny qualiter ato aminay🥰.
🏡 TSENA MORA MAJUNGA en face STADE - près Trano fitaratra be.
☎️ 034 19 015 89
10/02/2026
🔮 Am-pitiavana be sy ampitsikitsikiana be foana no andraisana antsika rehetra eto amin'ny TSENA MORA en face Stade Majunga 🥰
🚨 TADIDIO fa tsy voatery ny produits rehetra ataon'ny olona dia mety amin'ny volonao ❌
✅Izany indrindra no mahatonga anay manome torohevitra tsara ho anao alohan'ny hanjifanao🥰
❤️ MAHASOA ANAO ITY PEJY ITY FA ARAHO 🤗
09/02/2026
🔥 Marre des cheveux secs, cassants et sans vie ?
Offrez-leur le soin qu’ils méritent 💆♀️✨
Nos masques & soins capillaires nourrissent, fortifient et subliment tous types de cheveux pour un résultat visible et durable 🌿💎
📦 Disponible maintenant chez TSENA MORA MAJUNGA - En face Stade / près Sabah Hotel
📩 Commandez en message privé / WhatsApp 038 19 015 89
🚚 Livraison rapide
⏳ Stock très limité – faites vite !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahajanga
401
