Paillette wanna
♥️On IMPORTE pour vous !!!!
Achetez chez les fournisseurs en CHINE et FRANCE et recevez chez vous!!
-Service d'achats en ligne , et commande de produits
-Service d'envoie de vos colis AERIEN et Maritime
- Service de sourcing des meilleurs fournisseurs
27/11/2025
Hey !! Efa akaiky anie ny fety e🥳🎀🎁.
Efa nahazo kiraro sy cadeau vé ? Mbola tsy tara rah Zao vao hanafatra ho anao. Alefa avion 😘😘.
Rah misy ilainao , afaka mandefa MP na Whatsapp anay ianao.
Contact/whatsapp 0340342841
20/11/2025
💎💎DISPO DE SUITE 💎💎
Parfum cheveux, manitra tena oe WOW♥️♥️♥️.
♥️♥️♥️Mandefa en gros sy détail
Contact/whatsapp 0340342841
Colis arrivé ☺️☺️.
Nande Sambo reo 😘😘 niala fi. Septembre.
♥️♥️♥️Ianao koa te hivarotra sy mitady entana mora , aza misalasala manantona anay hitedavanay fournisseur mora . GRATUIT n'y devis ato aminay😘😘.
Contact/whatsapp 0340342841
15/11/2025
Hello🌞🌞.
Koa satria maro nareo no nanontany Ilay mannequin de ireto aza misy karazany afaka commandina 😊.
Bureau: coiffure Viavy Tsara en face club 73
Contact/whatsapp :0340342841
14/11/2025
💖💖 Commande reçu ☺️.
Ho an'ireo izay te hanafatra entana afaka manampy anao izahay☺️. Alefaso aminay n'y entana ilainao de zahay mitady prix ambany ho anao 🤗🤗.
Devis GRATUIT.
Contact/whatsapp :0340342841
09/11/2025
Hello☺️☺️. Tsy very fa sahirana nanao devis anareo 😘😘.
Ty ndray aza misy sopapa Kely ho an'ireo tia manao décoration ☺️☺️. Afaka afarana ato aminay .
👉👉Rah misy Tiana hafarana afaka mandefa Mp, na miantso la vantana na Whatsapp fa Mbola maomaimpona n'y devis anay😘😘
🚨🚨 Paillettes wanna pour vos commandes en Ligne livré chez vous.
Chine - France -Mada
Contact/whatsapp :0340342841
04/11/2025
Hello ☺️🇲🇫🇲🇫Ici c'est la France .
Chez paillette Wanna nous faisons vos achats de France à Madagascar ☺️.
✈️✈️✈️Envoie Aérien 3 a 5jrs : 70 000ar/kg .
🌼🌼Salama daholo🌼🌼.
🚨🚨9000ar 🚨🚨
Ato 'dray tennis ankizy tsara bé daholo .
Min 100pc. Afaka mifanambatra izay te hanafatra
MP/ whatsapp :0340342841
🌞🌞Hello!!Lundi Mafanaaaa 😉.
Ty misy idée bizna key ho an'izay Kely vola!! 2500ar et 3000ar 💸💸💸 fotsiny de mahazo.
👉👉 Commande Minimum 10pc 😘😘.
Mande bé io amzao Andro Mafana Zao😊😊🌞
Atombohy dieny Zao aza ny commande.
Afaka alefa Avion tsara satria maivana Kely : 12jrs na 4jrs.
👉👉Mp na whatsapp 0340342841 rah hicommande.
