Soyez curieux

Soyez curieux

Share

🍀Tiavo n'y namanao mahaiza mizara☘️

Photos from Soyez curieux's post 23/06/2024

Cc Torohevitra mahakasika n'y fahasalamana

Fantatranareo ve Io ravina Io? (Fanafody iz Io Ary anisany mahasitrana arety ao anaty kibo)

Mbul ahitana azy Io ve n'y eto @ tsika?
Inona n'y anarany fiantsoinareo azy any mis anareo any?

Lazao ao @ commentaires Ary izay mahafantatra n'y anarany

Dia ra mazoto s'y Liana ianareo no te afantatra azy Dia lazao ao @ commentaires iany koa

Fa ho ampafantariko anareo avokoa n'y soa azo avy @ ra toa ka mazoto mi commenté ianareo

NB :aza adino partage ho hitany namana hafa s'y mi abonnés n'y page

23/06/2024

Cc Fantatrao ve n'y Antony mahatonga n'y Zaza vao miboka @ kibondreniny Dia.... mitomany ???

Eny Samy @ filazany s'y fahafantarany izany n'y olona tsirairay
N'y mampivelona milaza fa manavao foneny iz , betsaka n'y fiovana tsapany ,Ary hoy iany iz WE Zaza Salama tsara iz satri mitomany aradalana

Kanefa hoy aho @ nao we Dia ....mitomany izy satri Tonga aty @ Ilay tany feno fahotana ,feno tahotra s'y alahelo no mameno n'y tavany satri @ Io andro voalohany atongavany eto antany Io no ilazan'ilay mpahary azy n'y lalampiainana hizorany ety ambony tany Dia ireto avy Izany:

N'y fotoana hafatesany

N'y Zavatra mamono azy rehefa tapitra n'y fandalovany eto antany indray andro any

N'y Zavatra maro Samy hafa hiseho @ fiainana mandritra n'y fivanianany ety ambony tany

Izany ny Antony ireny ranomasontsika vao teraka ireny

Izaho s'y anao mamaky Io pub io izany lazaiko zany
Izany no lalampiainana miandry atsika eto antany fa aza adino


NB: abonnés n'y page ra anisany mihombikevitra ianao

Aza adino partage MBA ho hitany hafa
Dinidinio sy fakafakao ihany n'y Zavatra mis @ Donia ity soyez curieux .

15/05/2024

🐥Cc Torohevitra mahakasika ny calcul reinal dray ny horesanaTsika androany 🐥

🐦Ny aretin'ny voa 🐦

!!!!Tandremo fa tena loza !!!!

😥 Ny zavatra ts tokony atao 😥

•Fadio ny mihina sakafo be sira (ny fatra tena tsara Dia latsaka ny Antonin)

•Fadio ny mihina sakafo mamy isan'andro (ny fatra tena tsara dia 2 isambolana iany no tokony mihina izany)

• Fadio ny mihina sakafo be menaka sy mis tavy isan'andro (tsara ra mihinana @ Antonini ihany

🥰Ny fanafody mampihena ny fanaitainana🥰

●Tena ilainy voa ny fisotroina rani betsaka 1,5l farafakeliny(rano Madio ts mis calcaire no tena tsara)

●Tsara ra ampifandimbiasina misotro ireto karazana rano ampiarana @ ireto akora ireto fa tena manampy betsaka :

♡♡Rano mangotraka tapany kopy rarana sakay tany atsasaky vatany 1 vita toto (tsara ra sotroina mafanafana)

♡♡Rano mangotraka tapany kopy asina citron 1 (tsara ra sotroina mafanafana)

♡♡ Rano mangotraka tapany kopy asina tongolo gasy hasiny 3(tsara ra sotroina mafanafana)


☺️☺️Fanamarihana☺️☺️

♤♤Marihiko etona fa ra arakao ny mampifandimby ireo karazana rano ireo ka misotro izany dia ahita vokatsoa ianao

♤♤ Ra mis sorotra aretina afa kosa miaraka amin'ilay aretiny voa dia tsara ra manantona mpitsabo satri dia mandreraka ny voa izany

♡Partage
♡aimé ♡
♡Commenté

13/05/2024

Cc torohevitra makasika n'y ativava s'y nify
Ampiasao àry ireto akora 2 ireto :

🍀 Aloé Vera (vahona)& clou de girofle ☘️

*Fomba fikarakarana azy :

☘️ totoy ho lasa vovony n'y girofle, anfangaro miaraka amin'ny ranony vahona rehefa vita Dia ataovy dentifrice (colgate) hiborosina anadiovana n'y ativava 🍀

*Vokatsoa azo avy aminy

🍀•Afaka n'y hatsimbava
•Nify fotsy s'y madio tsara satria Dia :
Manala n'y mainty ( tarte) aminy nify iany koa no Sady mapijanona n'y fanaitainanana aminy aretina n'y nify
• Ativava Salama s'y nify Salama ☘️

☘️Faharetany:🍀

•3 andro misesy (3*/j) ao anaty n'y 1 volana Ary averina isambolana

*Aza adino n'y partage ho an'i hafa
*Aza adino n'y manisy 👍 pejy satri mifanome n'y soa isika
*Ampetrao ao aminy commentaires n'y hetahetanaom_ ponao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahajanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mahajanga
Mahajanga