CLARI D'OR

CLARI D'OR

Share

"Misy fitiavana mamy"❤️😘❤️
👉"Mivavaha ka aza mitsahatra"👈🙏

08/02/2026

kiraro Magalosy ❤️
natao @ vidiny mirary 👇
mp prix @ 👉Miratra Dorancia 👈

Photos from Mapwes'Art's post 18/12/2025

❤️

Photos from CLARI D'OR's post 10/10/2025

5000Ar ❤️

05/10/2025

Vaiavin'ny Tsimihety Miratra Dorancia "misy fitiavana mamy"❤️

23/07/2024

‼️Relation toxique ‼️

🌸Matetika ny olona mora manankim-po be amin’olona sy tena mahavita miaritra na atao aona ,na atao aona dia ny olona manana manque d’affection sy manana ny atao hoe « peur de l’abandon » , matahotra ny ho irery ,matahotra ny ho ariana .
👶Matetika « Enfance douloureuse » no anton’izany , nijaly be tamin’ny mbola kely ,dia lasa vao omena affection kely dia miraikitra be sy manankim-po be ,mitia be ,manome be sns .

📌Fa zao Andao ianao mba iezaka ,iezaka mafy ny tsy ho potik’io olona tsy mendrika anao fa mampijaly anao lava io ,satria enao koa mba mendrikin’ny ho sambatra . 📌

✅Halaviro ny olona toxique mamotika anao ,tsy manao afatsin’ny mandiso fanantenana anao ,nanambany anao ,manao anao ho diso foana na Inona na Inona miseho , mampijaly anao , tsy mametraka anao ho priorité , tsy mi reconnaître ny valeur anao , fa manimba anao izany .

‼️Marina fa sarotra ny miala amin’ireny olona ireny satria lasa « Attaché « be ianao , lasa miertrertra ianao hoe tsy misy dikany intsony ny fiainana raha tsy misy azy iny , tsy misy lehilahy na vehivavy afakin’ny ho tinao intsony akotran’iny dia izay no mahatonganao miraikitra eo sy miaritra ny mafy eo . 😢

👉Tadidio anefa fa tôt ou t**d tsy maintsy hiala iny olona iny pour un autre amour , une autre personne ,satria izy koa tsy maintsy hitady an’ilay tena tiany.
👉Ny olona tena voafidy ho anjaranao tsy hampijaly anao zany , tsy hanao izay hampalahelo anao izany .
👉Tiavo aloha ny tenanao , satria rehefa tianao ny tenanao dia lasa manana « confiance en soi » ianao , rehefa manana confiance en soi dia mahafantatra ny valeur anao sy ny zavatra mendrika sy Sahaza ho anao
« Tu sais ce que tu vaux,tu sais ce que tu mérite »

👉Fais la paix avec ton passé , ekeo ary accepteo fa nisy ireny ,ataovy manamafy fa tsy mamotika.

🌸❤️Efa an-dalana mamonjy anao ny tena anjaranao ,enao fotsiny no Mila mianatra manokatra ny fonao sy ny lalanao. 🌸❤️
# indrana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahajanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Befandriana Avaratra
Mahajanga