Golden Glow
💞Ici, votre satisfaction est essentielle💞
11/06/2026
Épilation sourcils gratuite ho an’izay manao volo androany.
NB: na ny prestation à domicile koa mahazo épilation sourcils gratuite.
📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
07/06/2026
❤️👩🦰👩🦰❤️
📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
03/06/2026
❌Kahiatra ihany lany be hoy madama ito. ❌
Ainareo ve inona antony nahatonga azy niteny an’izay? 👇👇
👉 Avy nanao volo tany izy ny omaly dia nakato aminay ny ampitso fa hoe tsy afa-po fa mila volo matsiratsiraka sy mikifika tsara hoe izy.
🥰 Vita volo mo dia faly dia faly madama fa amin’ilay attente-ny tsara ilay resultat. Dia hoy izy amin’izay hoe kahitra ihany lany be satria lasa nanao indroa zany izy.
📌Ka ho anareo tsy te ho lany be dia tongava aminay aty.
NB: tsy ny mpanao volo rehetra no ratsy fa isika no mila misafidy tsara.
📱0329172816
🏘️ Mahavoky sud (en face jamoka)
30/05/2026
🥰Mankasitraka anareo rehetra nandalo androany🥰
📌 Ho an’izay maman tsy afaka androany dia aza manahy fa mbola nanaovanay 🎁 foana ihany nareo. Ka tongava ary e!
Whatsapp: 0329172816
📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
26/05/2026
🚨 🚨 cadeaux surprise 🚨 🚨
😍 Ho an’izay maman rehetra manao volo aminay ny samedi 30/05/2026 dia mahazo cadeaux surprise.
NB: raha futur maman dia hoento ny teste de grossesse 🫣🤣🤣
📌 Afaka tonga dia maka rendez-vous die eny zao.
📱0329172816
🏘️ Mahavoky sud (en face Jamoka)
26/05/2026
Afaka maka rendez-vous dia-ny zao amin’ny fête de mère io an.
📌 rdv : mila manao acompte ohatran’ny mahazatra foana, (acompte non remboursable en cas de désistement)
📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
❤️🤞
📌 Ho anareo tsy afaka miresaka amin’ny mp reny afaka mandefa message amin’ny whatsapp na miantso, na manantona anay.
📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
❤️coup de coeur keliko❤️
Mirary herinandro soa atsika jiaby
📱0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
Misokatra tontolo andro zahay rahampitso.
Dia izay tonga manao volo rahampitso dia asina remise -5000ar na épilation sourcils gratuit.
👉 Maro nareo manontany sy mataotra hoe tsy manimba volo ve ilay botox?
📌 Ny botox ampiasainay dia tsy manimba, tsy manova ny texture naturelle volo.
📌 manalefaka, mampangirana, mampitsiry kokoa ny volo ary indrindra amin’ny maha- soin azy dia mitsabo volo izy.
👉 Ka noho izany dia tsy manimba sy tsy ataorana mihitsy satria sans sulfate, sans silicone, sans parabene.
Nb: ny botox ampiasainay tsy semi-permanente.
📱 0329172816
🏘️ Mahavoky Sud (en face Jamoka)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Mahajanga
401
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 12:00 |
| 13:00 - 18:00 | |
| Tuesday | 08:00 - 12:00 |
| 13:00 - 18:00 | |
| Wednesday | 08:00 - 12:00 |
| 13:00 - 18:00 | |
| Thursday | 08:00 - 12:00 |
| 13:00 - 18:00 | |
| Friday | 08:00 - 12:00 |
| 13:00 - 18:00 | |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |
| 13:00 - 17:00 |
