Ninah Beauté
Tsy maintsy manja rehefa mivoaka avy ato am nay😊
Manomboka am loha ka hatrany am tongotra😉
02/04/2025
COIFFURE Ninah Beauté 🌺( Salon de Beauté)
Salama antsika jiaby.
Isaorana ilay Nahary, ny ray aman-dreniko ary izay olona niaraka nisalahy tamiko, ka nahavoasokatra an'izao fanokafana Salon de Coiffure izao.🙏🙏🙏💐💐💐
Zahay ato am COIFFURE Ninah Beauté dia faly mampafantatra antsika jiaby vahokan'i Majunga sy ny manodidina ary ny mpandalo eto hiany koa, fa misotraka ho anareo vahoaka tsy ankanavaka izahay.
Faly izahay ny handray anareo ampitsikina sy ampitiavana😊💖
Ny zavatra ataonay ato dia:( Brushing, Curly, Tresse, Extension cheveux et cils, Tissage, Onglerie, Make-up).
Ny toerana misy anay dia MANGA BÉ, MIARAMILA ANTANIMASAJA.
Tél: 037.66.316.43/ 0385197223
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahajanga
