Natu'shop
🍯 Natu'shop ❣️
Vente de produit bio et 100% naturel
📲 0386651220
❌ Sur livraison uniquement 🚴🏾
25/10/2025
💝 Tu es ma force et ma faiblesse 🥺
🌍 et même si je pars au bout du monde 👩❤️👨 tu sera encore dans ma tête 🥰.
Mbola manao vacances aloha, lerany mipody koa atsika miresaka laaaaaava be. 😘 bisou mes mielleux.
23/10/2025
Mon nom complet pourrait se traduire symboliquement ainsi :
> 🌸 « La femme pure et sage, gardienne protectrice, bénie pour faire croître le bien autour d’elle. »
je pense que c'est ce qui m'a poussé à choisir l'enseignement parmis tous les métiers du monde. ❤️❤️❣️
11/10/2025
TSY AIKO ANAREO FA ZAH MAVOZO HOE KARAKORY TSARA FARAN'NY TY TANTARA TY.
QU'ALLAH NOUS AIDE À PRENDRE LA BONNE DÉCISION POUR NOTRE PAYS. 🤲🏾🤲🏾🤲🏾
19/09/2025
👋🏾 Coucou mes mielleux 😊
Fa satria moa maro no liana de Natu'shop tsy mazotoa lotra manao vidéo de io aloha no eo.
👀 Bisou bisou 😘😘
16/09/2025
❗❗❗Toc-Toc❗❗❗
Oh mes mielleux. Avia ijery2 liquidation hitako tany ho any. Fanampina namana izy ity e. Mandraisa anjara atsika.
Maka 1 : 4️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ar
Maka 2 : 7️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ar
Antsoy : 0386651220
15/09/2025
👋🏾 coucou mes mielleux 😊
Efa misy gaga ao zay hoe " lasa aiza koa manaingy iny eeee"
😅 Mbola manomana répartition annuelle aloha fa tsy ela de mipody eto koa.
✨ Sady manaova paré de aza miala lavitra fa misy nouveauté mipopoka mirefodrefotra be ho avy eto.
Efa hainareo fona 'shop zan ein.
Bonne rentrée en re**rd à tous et bisou bisou 😘
24/07/2025
😅 eto ndray aloha manomboka ny journée androany e. 👋🏾 Miandry "bonjour sy otrinona de hoe anaovana"
Bonne journée daholo aloha fa nenay zao vao tena manomboka. 😘🥰
23/07/2025
👋🏾 coucou mes mielleux 😊
Astuce andro mangatsiaka zao nefa katita tsy aharitra tsy ihinana zavatra glacé.
Tantely pure ato Natu'shop afaka anaovana an'zao recette zao.
Prix : 1l = 25000ar
0,5l = 15000ar
📲 0386651220 ou Mp direct pour commander.
🚴🏾 Livraison gratuite sur Majunga anh 🎁
16/07/2025
👋🏾 coucou mes mielleux 😊
Vaovao be ndray ato amintsika @ Natu'shop. 😋 Confiture de fruit de saison ✨
Alefaso aloha commande de hitanareo eo ny tsirony 😅 (commande 2jours a l'avance.)
📲 0386651220 ou Mp direct
💰 13000ar bocal 1litre
Livraison gratuite hatrany eto a Mahajanga anh.
02/07/2025
👋🏾 Bonsoir mes mielleux 😋
Apetrako eto fa tena ilaintsika. 🍯 Ireo vokatsoa azo @ tantely sy ny fomba fampiasana azy.
Mp ou 0386651220 pour commander du miel pure chez Natu'shop
Mandefa any . Sur majunga livraison gratuite 🥰.
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fanaja Sarobidy, Tania Bautista, Hye Yeong, Sarobidy Jessica
🙏🏾 Tena désolé mes mielleux fa niady t@ty téléphone ty ihany ny farany fa tsy nety le en direct de natao vidéo ndray.
🎉 Félicitations ho an'ireo izay nandray anjara 🥰
Jessica Jessica
Chaud
Nomena Thommy
Nantenaina Radriamandimbisoa
Lunah Sarobidy
Fanaja Sarobidy
Alefaso mp 'shop adresse andefasana Ilay cadeau sy numéro téléphone nareo izay nahazo.
Rehefa 500 ndray asintsika fizarana Tantely matsiiiiro be 🍯 sa aona? Aza adino miantso ireo namantsika I-s'abonner anh 😏
PS : aza henoina firy le feo fa ratsy re topoko 🤣🤣 mifona 🤭
Click here to claim your Sponsored Listing.
