BioLoya
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BioLoya, Beauty, cosmetic & personal care, Tsaramandroso, Mahajanga.
BioLoya est née d’un rêve simple : offrir une alternative saine, naturelle et responsable à celles et ceux qui veulent prendre soin d’eux… autrement
C'est la Vie au naturel!!!
24/07/2025
Shampoing Extra pousse
Leave in Curl
🤩🤩🤩Wash & Go🤩🤩🤩
BioLoya, La vie au naturel 😍
16/07/2025
Huile capillaire pour bain d'huile ou huile coiffante
🤩 Cheveux plus brillants
🤩Moins de cheveux cassants
🤩 Hydratation en profondeur
250 ml ♥️20 000 ar
100 ml ♥️10 000 ar
Contact:
Majunga coiffure Tahina Raissa
Port Bergé. Daricia Marie
11/06/2025
Mitombo hatrany S'ME Team mba hagnamezagna fahafampo antsika jiaby havako aby è!
11/06/2025
Hikoragna karazan'ny Fagneva antsika, sady rappel hely ho an'izay efa mahay.
Fagneva-ntsika Malagasy dia isan-karazany, manomboko amin'ny type 1 "Mahitsy na Raides" ka hatramin'ny type 4 "Ngita/Makoa na Crépus"; misy type 2 "Miolankolagna na Ondulés" ary type 3"Olioly na Frisés".
Ireo types 2 sy 3 ary 4 no tegna fahita maro.
Ny fahaizantsika karazan'ny fagneva-ntsika dia magnampy be amin'ny fomba hikarakarantsika izy ndreky raha hampiasaintsika amin'azy.
11/06/2025
Disponible
Nourishéa
Naturellement doux, intensément nourrissant😋
Ho an’ny sôra sy ny vatagna.
Vita amin’ny dibera kakaô sy dibera karité;
ny tambatra farantampony hagnamezagna hoditra velogno, voatsara ary voaaro tsara!
Nourishéa, votre crème nourrissante visage & corps à base de beurre de cacao et de karité – le duo ultime pour une peau sublimée, nourrie et protégée naturellement !
Misy amin'ireto format ireto :
50ml : 10 000 Ar
100ml : 15 000 Ar
250ml : 35 000 Ar
29/05/2025
Disponible
250 ml 20 000ar
10ml 10 000 ar
50ml 5 000ar
Majunga:
Tahina Raissa
Port Bergé
Daricia Marie
Crème coiffante Ultra nourrissante et hydratante
Disponible formats ireto :
- 250 ml pour la famille – 20 000 Ar (format économique, dure 2 à 3 mois)
- 100 ml - 10 000 Ar
- 50 ml - 5 000 Ar
- 500 ml pour les professionnels
29/05/2025
Hamosa secret !!!
Soin du jour *** @ atoandro
Na vehivavy na lehilahy samy manamboamboatra... La vie au naturel hatrany !!!
1. Manadio tarehy (sora) @ 😍 LOTION VISAGE 😍😍😍. Vita iny , efa hitanao edy hanjary raha ty
2. Ahosotra sady atao massage moramora ny,😍 ELIXIR BOOST COLLAGENE 😍😍😍 Anticerne Sady Manala tasy, surtout MAMPA JEUNE JEUNE. Tsy ela dia maina. Tonga dia tsapanao fa any zany.
3. Ampanarahana crème du jour 😍MIRIKARIKA😍 Miaro @ masoandro Sady mampamandimandina , mangatsiatsiaka sôra mandritra n'y tontolo andro
Disponible
* Majunga :
Tahina Raissa
Dina Alisoa
Nantenaina Andrianatoandro
* Port Bergé @ Daricia Marie
26/05/2025
😍Crème coiffante S'ME😍
Mety @ volo jiaby.
Mety anaovana:
🤩 Taly
🤩brushing
🤩Curly
250ml 20 000 ar
100ml 10 000 ar
50ml 5 000 ar
Misy prix de gros ho an'izay mbola hivarotra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahajanga
401
