Adventiste Mitsabo Mifanampy

Adventiste Mitsabo Mifanampy

Share

Fahasalamana

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 07/12/2022

Bonjour .ela2 zay
Huile essentielle geranium☘️
Inona avy no tombotsoa azo
👉Perte vaginal
👉Micose
👉Mony
👉Resaka aretin koditra
Eny tompoko mbola maro fa afaaka miantso 0332021707/0349883415
Mirary soa indrindra🙏☺️

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 07/09/2022

Salam tompoko😊
Elaela izay e🙋‍♀️
🤩ARRIVAGES ARRIVAGES🤩
Tena afapasahiranana isika tsy miondrika manolana serpilliere intsony😊
Qualité tena mahafa po vidiny mirary
Livraison tana sy faritra rehetra

☎0349883415/☎0332021707

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 14/07/2022

Bonjour 🤗
💯Tsara noho ny tsara
👉Ireto indray ny manaraka tompoko☺️
😋Balai mateza tsara mazaka dona
👉🧹Amin'ilay malefaka hatrany
👉🧹tsy mandray volo
👉🧹Mahazaka rano sy mety hamafana vovoka tsara✌️
👉🧹Sad lehibe no tsara bika
💯Fa ny akotr'izay misy ireo entana maro izay ilaina amin'ny andavanandro
N. B:TSY DOKA FA TENA KALITAO TSARA AVOKOA NO ATOLOTRA AMIN'NY VIDINY MIRARY
👉☎️0349883415 /0332021707
LIVRAISON partout tana et province
🙏Mankasitra amin'ny fahatokiana tompoko☺️🙏

14/07/2022

Salama.☺️
👉Tena ialana tsiny tompoko
🤗Lany ny brosse en gomme miandry arrivages fa ireto no misy aloha kalitao tsy miova tsara daholo .😍
🧹BROSSE SLIM en nacre ndray de misy maro2 izy ireo hisafidianana .
🧹Malefaka tahaka ny mahazatra ny volony dia sady matanjak tsara
👉Araka ny maha slim azy dia tena mahasikotra tsara ny loto miafina
👉Tsy mandray volo no sady tsy lafo
💯Prix 12000ar
Tsy miova ☎️0349883415/0332021707
Livraison partout tana et provinces

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 11/07/2022

Salama tompoko☺️
💦Arrivages✌️☝️
💯Qualité tsy mamitaka😍
😩Ialana tsiny tompoko ety amboalohany fa niakatra daholo ny entana ka voatery nanova ny prix ary miezaka manome fahafaham-po antsika mpanjifa hajaina☺️
☺️Efa amin'ny sary tsirairay ny prix
🧹👉Brosse en gomme 15000ar
👉Io le brosse mateza sady tena tsy matahotra na dona na rano 🤔sad tsy mandray volo☺️
😍Tsy ho be dokambarotra fa maro no efa nanjifa ary naaz fahafaham-po😋
😍☎️0349883415 /0332021707
Hafatra miafina tsy dia voavaly ara potoana😩ialana tsiny
🙏Mankasitraka tompoko🙏

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 06/07/2022

☺️Alefako ihany tompoko
☺️MONTRE MURAL😍tena ngeza be😍mahafatifaty misy hygrometer sy thermometre .🕵️
☝️Prix 100000ar .vitsi2 ny ato amin'ny depot ka vonjivonjeo
☎️Toy ny mahazatra mp ou 0349883415.mm

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 05/07/2022

☺️salama☺️
🧹BROSSE EN GOMME 😍
✌️Solution oan'ireo leo mividy kifafa😍
👉Mateza be
👉Tsy mora vaky tahaka ilay plastika tsotra iteny
👉Tsy matahotra rano
👉Tsy mandray volo ny volony
👉Tsy mora tapaka na ratsy endrika ny volony fa malefa aok'izany💯
💯TSY DOKAMBAROTRA FA TENA MAHAFA PO E😍💯
☝️BROSSE EN GOMME 15000ar
👉Brosse+pelle+rasta 25000ar
💯Qualité mahafa po daholo tompoko no omena antsika ✌️☺️
Mp ou☎️0349883415/0332021707
🛵Livraison partout Tanà et provinces

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 30/06/2022

👋bonjour 👋
Aza mandany vola be amin'ny fanafody chimique 😁andao hitsabo tena amin'ny regime naturel😍🩸
👉MASSAGE💆
💯Reflexotherapi(e)
💯Relaxant(e)
💯Amincissant(e)
💯Hitsaboana aretina:vavony,aty,saka'aty,afero,tsinay,manala rivotra,fo,...
💯Olana amin'ny;tensions,trouble hormonale,AVC,...
💯Olana amin'ny nerfs;nerfs sciatique,lombalgies,marary lamosina,tratra,...
💯Massage tête et face:
*Paralysie☺️ facial,stress,migraines...
💯mampiakatra ny anti corps ho an'nytsy mahita torimaso
☺️Manotra zazakely mikohaka,folana,sns...
☎️0349330424👉Izay tsy voalaza lazao am commentaire na mp
✍️Marihina etoana fa maro no te hitsabo tena ka mila miteny mialoha izay olona mila massage anamboarana ny fotoana handraisana ny marary
😋Mbola manao a domicil izahay atreto
🙏MANKASITRAKA🙏
😍NY TOMPO HOMBA ANTSIKA😍🙏

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 23/06/2022

Bonjour daholo☺️
👉Revendeur na fikambanana ve ianao?
👉Mitady tee-shirt na polo tsara kalitao ho an'ny fikambanana na orinasa misy anao?
👉Vonona hanome fahafaham-po anao izahay☺️
💯Kalitao mahafa-po😋izay sary na soratra mety aminao.
Toy izao n prix ary
👕Tshirt +30 de pieces=14000ar/piece
👕Tshirt+de 100pieces=13000ar/piece
Polo
🧢Casquette+ de 30pieces=12000ar
👉Polo+de 30pieces=24000ar
👉Polo+de 100pieces=23000ar
👗Robe polo+de 30pieces=30000ar
👗Robe polo+de 100pieces=27000ar
Numero☎️ 0349883415
☎️0332021707
Jogging ensemble.mankasitraka indrindra amin'ny fiaraha miasa tompoko🙏

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 07/03/2022

💖👉I WILL GO👈💖
Salama daholo☺️
Ireto ny lamba 👉I Will Go
👉J'irai
👉 Handeha aho
Misy👗 robe polo
👕Tee shirt
🕶️Polo
Misy ny taille ze ilainao rehetra
👉Ho anareo maniry ny hanamboatra fanamiana hanaovana hetsika na clip sy ny tariny ihany koa dia mandray commande izahay
👉Coton matevina tsara daholo ny lamba
👉Mandefa amin 'ny faritra rehetra

🚐Livraison possible
🤝Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa tompoko
Laharana :☎️0349883415
📞0332021707

Photos from Adventiste Mitsabo Mifanampy's post 17/02/2022

FISOKAFAN'NY PEJY😍 👉Adventiste Mifanampy Mifanampy.👈😍
Ity pejy ity no natao hifampiresahana ny resaka fahasalamana 💁(otra )
Ato iany koa no ahafahana manao commande ireo karazana lamba I WILL Go☺️
Manasa antsika hanaraka tsy tapaka
Ny pejy hahafantaranao ireo tolotra rehetra.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Tsimbazaza
Mahamasina
101