Mikalo Mdg
๐คMivarotra article rehetra๐๏ธ
๐ดManao livraison๐ด
01/06/2026
Bonsoir daholo๐
Efa Tonga ny arrivage ๐ atsika anh๐ฅฐ๐ mety ho an'ny olona rehetra ๐mahasolo arendrina aminy izao akaiky fety zao nefa vidiny iray ihany nefa roa no azo๐๐ค
mandefa faritra ary manao livraison๐
20/05/2026
Coucouu Iza amreo crรฉdit ampiasainao?๐ฅฐ
Aza adino miabonnรฉe ny page ary๐ฅฐ๐
16/05/2026
Otrin ara fitambarany ohh?๐๐ฅฐ
Izay mahay azy mahazo goรปtรฉ๐๐
Izay abonnรฉ ihany aparitao sy mentioneo namanareo๐
๐ atomboy ary๐
Bonsoir daholo dia tafandrimandry ihany ko๐ฅฐ
08/05/2026
๐ฒ ๐ข๐ ๐๐ฌ ๐ฌ๐ฐ #๐ก๐๐ฃ๐ข๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ฉ๐ฌ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ข #๐๐๐ ๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐๐๐ข๐ฌ #๐ฆ๐๐ ๐๐๐ฉ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐๐ก๐ฌ.
Voalaza fa mbola natao aloha mandram-pahafantatra ny marina na omby tsotra izao na avy tany ambinany Bemarivo satria tsy nisy nitondra sy ireo omby ireo, ary mbola lena sy mikapakipa ny vatan'izy ireo.
๐ Nanamarina ny chef fokontany fa mbola mijery ireo omby ireo ary samy tsy hatory izy ireo mba hoe omby avy ao an-dranomasina marina sa omby tsotra. Fa raha ny 'ny mponina tao an-toerana dia nisy omby marina avy any anaty ranomasina.
ยฉ๏ธ Marino Rajaonina
(Sary fanehoana IA)
Samia indray ara miteny ny anaran'ny Ankiziny dia mentionneo mintsy izy๐ ๐ hita eo izy hoe mapirafy sa tsia๐
30/04/2026
Famille Iza ary oohhh๐๐ฅฐ
28/04/2026
lehila ray no nteren'ny fiara fintaterana, zotra makany ivato ary rexston teo @ devant hptl manaramoenitra ,ka tsitana ny ainy fa maty teo ny eo
26/04/2026
Mbola mahatsiaro azy isika
Teny fahatsiarovana avy amin-tsika ๐
24/04/2026
๐๐ป๐ธ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ :
๐ด๐ฅ๐ญ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ด ๐ป๐ผ ๐ป๐ฎ๐ผ๐น๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ถ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐.
๐นLehilahy iray 33 taona no tratra teo am-panolanana ny zazavavy kely vao 8 taona monja teny Ankadindratombo, omaly alakamisy 23 Aprily 2026.
Voalaza fa ny rahalahin-drainy ity nahavanon-doza ity. Nosamborinโny Polisim-pirenena avy hatrany izy, ary voamarin'ny mpitsabo fa simba tanteraka ilay zaza.
๐นEfa eo am-pelantananโny sampan-draharaha misahana ny zaza tsy ampy taona ny raharaha.
ยฉ๏ธC.R Alasora
____________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Mahamasina
101
