Natural MG
✨ Harena Élégance, l’alliance du luxe et du raffinement.
Des cosmétiques haut de gamme pour révéler l’éclat de votre peau et la beauté de vos cheveux.🌿🇲🇬
VITA MALAGASY 🇲🇬
☑️ Avec NIF & STAT
☑️ RCS
28/05/2026
💓 Offre spéciale 37.000Ar ny gamme (2) ( promotion ) 💓
❌Tonga dia tsy mila mandena volo izany intsony ianao rehefa hanao curly❌
✨Efa maro bé mihintsy n'y mampiasa azy ireo ✨
Eny fa na tsy hanao curly aza fa hoe tianao ho mandimandina tsara foana ny volonao dia afaka mampiasa an'io Spray io tsara mihintsy 🥰
— Ireto duo ireto dia tena tsara be hi-bouclenao volo, hanaovanao curly
— Tena mety tsara ho an'ny volo rehetra
— Manome effet mouillé tsara foana mihintsy 💧
— Tsy mampiongotra volo mihintsy
— Mitana maharitra tsara ny boucles sy hydratation 😻
Rehefa Mampiasa azy ianao dia juste vaporise-na amin'ilay volo maina Ilay SPRAY CURLAURA alohan'ny hanosotra an'ilay LEAVE IN GEL sy manao méthode Kely mahazatra anao 😻( atao mèche par mèche na atambatra tsy maninona )
Ingrédients naturels tsara daholo no miasa an 🍀
— Romarin, moutarde, amande douce....
— Parfum fraise / fruit rouge ( malefaka tsara )
💶Prix pack duo : 37.000Ar
— LEAVE in gel 250ml : 17.000Ar
— Spray CurlAura 350ml : 23.000Ar
Manaova jp + confirmation amin'ny mp.
🛵 Livraison manomboka 3.000Ar Ary afaka mandefa faritra foana izahay
📍Toerana : Soaniadanana Sabotsy Namehana akaikin'ny lycée Andrianampoinimerina
« Natiora no mitazona ny hakantonao »
07/05/2026
« ... Afapo be tam’ le leaving gel fa misaotra betsaka …. Vao nanandrana de tonga de tin’ ilay volo 🤩🥰❤️ ... »
— Miaro Rasoatiana ✨
💚
30/04/2026
📢 PROMOTION 44.000Ar ny PACK 📢
✨ Ny vokatra no miteny ho azy—izay mampiasa ihany no mahita vokatra tsara! ✨
Raha mitady produits mahomby sy naturel ho an’ny volonao ianao, dia ireto Duo Curly ireto no vahaolana lavorary 🌿🇲🇬
💚 Tsy manimba volo — fa manatsara azy
🚫 Sans sulfate – Sans paraben – Sans colorant – Sans silicone
🌟 Tombontsoa azo :
✔️ Mamolavola boucles (curly) voajanahary sy malefaka
✔️ Mety amin’ny karazana volo rehetra (secs, gras, crépus, lisses…)
✔️ Tsy mifidy taona – ho an’ny rehetra 👨👩👧👦
✔️ Mampiroborobo fitomboan-volo haingana
✔️ Manome hydratation lalina sy mamelona volo
✔️ Manankarena actifs naturels manamboatra sy mitsabo volo simba
✔️ Manome effet mouillé tsara 💦
🍀 Ingrédients naturels :
— Huile d’amande douce & moutarde → manalefaka sy mampatanjaka volo
— Gel de gombo → manome hydratation sy définition parfaite
— Gingembre → manampy bé amin'ny fitomboan’ny volo
💰 Prix tena mirary :
✨ Duo (2 produits) : 44.000Ar
• Leave-in Lait 350ml : 27.000Ar
• Leave-in Gel 250ml : 17.000Ar
☎️ 034.94.850.03 / 033.63.414.22 / 037.61.289.25
📍 Point de vente : Soaniadanana Sabotsy Namehana
🚚 Livraison manomboka @ 3.000Ar
📦 Mandefa faritra manerana an’i Madagasikara
💬 Aza miandry ela…
Stock voafetra ⚠️
28/04/2026
Araraoty fa miverina Kely Promotion PACK 3 CURLY lasa 50.000ar fa tsy 67.000ar 🥰
🌿 AZA TARA AN 🌿
Maro tena maro efa nampiasa afa-po tsara daholo fa ianao sisa 😘
✨ PACK 3 CURLY ✨
Activateur et definisseur doucle
Miavaka hatrany satria tsy voatery mandena volo ianao rehefa mampiasa ireto PACK 3 CURLY ireto.
- LEAVE-IN LAIT
- LEAVE-IN GEL
- LEAVE-IN CRÈME CONDITIONER
Tombony :
- Mahazo boucles sady mora atao curly ny volo
- Manome hydratation tsara. Manome effet mouillé
- Manalava volo sy mampalefaka volo
- Manome souplesse tsara
- Mety tsara ho an'ny zaza, tsy mifidy taona
- Mety ho an'ny volo rehetra
- Mety ho an'ny volo rehetra fa tsy mifidy volo
🍀 PRODUITS CLEAN 🍀
Ingrédients naturels : Gèl végétale, beurre de cacao, karité, amande douce, fragrance.
Prix :
- LEAVE-IN LAIT 250ML / 350ML : 15.000AR / 27.000AR
- LEAVE-IN GEL 250ML : 15.000AR
- LEAVE-IN CRÈME CONDITIONER 250ML : 27.000AR
Prix pack 3 CURLY : 50.000AR
👉 Mp Fomba fampiasana azy 💖
☎️ 034.94.850.03 / 033.63.414.22
✓Lieu : SOANIADANANA SABOTSY NAMEHANA
🛵 Livraison Antananarivo manomboka 3.000ar Ary afaka mandefa faritra foana izahay
« Andramo, ampiasao fa tena tsara ny vokatra Malagasy 🇲🇬 »
25/04/2026
Lava be sady malefaka be akia ny volon'dry. Tena mahafa-po bé Ilay izy fa sady nijanona ilay volo tapatapaka 😍
❓Inona akia ny produits ampiasain'ndry ? 🤔
➡️Ireto Masque démêlant et nourrissant & crème coiffante ( huile soin de cheveux ) ireto no ampiasaiko 🥰
✨ Mampitsiry volo aingana
✨ Mitsabo ny volo simba sy tapaka
✨ Hydratation maharitra
✨ Démêlage immédiat – glissant professionnel
✨ Volo malefaka, mamirapiratra, souple
✨ Anti-frisottis
✨ Mety tsara ho an'ny volo atao lissage
🌿 Formule naturelle riche & efficace en :
★ Jojoba & Avocat : hydratation profonde, nutrition & réparation, brillance naturelle
★ Moringa : fortifie, anti-chute, stimule la croissance, protège contre la casse
★ Moutarde : stimule circulation cuir chevelu
★ Beurre de cacao / karité : réparation, nutrition, anti-frisottis
★ Protéines & Provitamine B5 : manamafy sy mampamirapiratra
★ Vitamine E : antioxydant, protège la fibre capillaire, douceur & brillance
📌 Mety ho an’ny :
Cheveux secs – abîmés – crépus – curly – lissés (y compris après lissage brésilien...)
💰 Prix : Pack (2) : 40.000Ar
— Masque capillaire (250ml) : 25.000Ar
— Crème coiffante NaturaSty' (150ml) : 15.000Ar
🇲🇬 PRODUITS CLEAN VITA MALAGASY 🇲🇬
✨ Sans sulfate
✨ Sans paraben
✨ Sans silicone lourd
✨ Sans huile minérale
☑️ QUALITÉ & SÉCURITÉ AVANT TOUT ✨
Conservateur cosmétique approuvé – dosage maîtrisé
🧴 Durée de conservation : jusqu’à 12 mois après ouverture
📞 Tel : 034.94.850.03 / 033.63.414.22 / 037.61.289.25
📍 Lieu : Sabotsy Namehana
🚚 Livraison disponible à partir 3.000Ar
📩 Commande en MP
⚠️ Quantité limitée
02/04/2026
Araraoty fa miverina Kely Promotion PACK 3 CURLY lasa 50.000ar fa tsy 67.000ar 🥰
( Izany hoe Raha maka pack ihany no misy an'io réduction bé io fa Raha produits iray na roa dia ireo amin'ny sary ny prix détaillé )
🌿 AZA TARA AN 🌿
Maro tena maro efa nampiasa afa-po tsara daholo fa ianao sisa 😘
✨ PACK 3 CURLY ✨
Activateur et definisseur doucle
Miavaka hatrany satria tsy voatery mandena volo ianao rehefa mampiasa ireto PACK 3 CURLY ireto.
- LEAVE-IN LAIT
- LEAVE-IN GEL
- LEAVE-IN CRÈME CONDITIONER
Tombony :
- Mahazo boucles sady mora atao curly ny volo
- Manome hydratation tsara. Manome effet mouillé
- Manalava volo sy mampalefaka volo
- Manome souplesse tsara
- Mety tsara ho an'ny zaza, tsy mifidy taona
- Mety ho an'ny volo rehetra
- Mety ho an'ny volo rehetra fa tsy mifidy volo
🍀 PRODUITS CLEAN 🍀
Ingrédients naturels : Gèl végétale, beurre de cacao, karité, amande douce, fragrance.
Prix :
- LEAVE-IN LAIT 250ML : 20.000AR
- LEAVE-IN GEL 250ML : 20.000AR
- LEAVE-IN CRÈME CONDITIONER 250ML : 27.000AR
Prix pack 3 CURLY : 50.000AR
👉 Mp Fomba fampiasana azy 💖
☎️ 034.94.850.03 / 033.63.414.22
✓Lieu : SOANIADANANA SABOTSY NAMEHANA
🛵 Livraison Antananarivo manomboka 3.000ar Ary afaka mandefa faritra foana izahay
« Andramo, ampiasao fa tena tsara ny vokatra Malagasy 🇲🇬 »
24/03/2026
Araraoty fa miverina Kely Promotion PACK 3 CURLY lasa 60.000ar fa tsy 67.000ar 🥰
🌿 AZA TARA AN 🌿
Maro tena maro efa nampiasa afa-po tsara daholo fa ianao sisa 😘
✨ PACK 3 CURLY ✨
Activateur et definisseur doucle
Miavaka hatrany satria tsy voatery mandena volo ianao rehefa mampiasa ireto PACK 3 CURLY ireto.
- LEAVE-IN LAIT
- LEAVE-IN GEL
- LEAVE-IN CRÈME CONDITIONER
Tombony :
- Mahazo boucles sady mora atao curly ny volo
- Manome hydratation tsara. Manome effet mouillé
- Manalava volo sy mampalefaka volo
- Manome souplesse tsara
- Mety tsara ho an'ny zaza, tsy mifidy taona
- Mety ho an'ny volo rehetra
- Mety ho an'ny volo rehetra fa tsy mifidy volo
🍀 PRODUITS CLEAN 🍀
Ingrédients naturels : Gèl végétale, beurre de cacao, karité, amande douce, fragrance.
Prix :
- LEAVE-IN LAIT 250ML : 20.000AR
- LEAVE-IN GEL 250ML : 20.000AR
- LEAVE-IN CRÈME CONDITIONER 250ML : 27.000AR
Prix pack 3 CURLY : 67.000AR
👉 Commentaires ao Fomba fampiasana azy 💖
Raha mila fanazavana fanampiny dia midira MP aza oh 🥰
☎️ 034.94.850.03 / 033.63.414.22
✓Lieu : SOANIADANANA SABOTSY NAMEHANA
🛵 Livraison Antananarivo manomboka 3.000ar Ary afaka mandefa faritra foana izahay
« Andramo, ampiasao fa tena tsara ny vokatra Malagasy 🇲🇬 »
24/03/2026
✨ DUO CURLY MAGIQUE ✨
👉 PROMO : 35.000Ar ny pack (2) 🥰
🔥 Efa maro no nanandrana… ary tena afa-po!
⚠️ Stock voafetra!
💦 Mamokatra boucles tsara & maharitra
💦 Manome effet mouillé milay
💦 Mety amin’ny karazan-volo rehetra
🌿 Formule naturelle riche :
Jojoba & Avocat (hydratation)
Moringa (anti-chute & pousse)
Moutarde (stimule cuir chevelu)
Karité/Cacao (réparation & douceur)
Vitamine E + B5 (brillance & protection)
💰 Détail :
— Leave-in : 20.000Ar
— Crème : 22.000Ar
Pack : 35.000Ar ( izy roa )
📍 Sabotsy Namehana
🚚 Livraison à partir 3.000Ar ary mandefa faritra foana
📞 034 94 850 03 / 033 63 414 22 / 037 61 289 25
📩 Commande en MP
21/02/2026
🔥 Masque capillaire & Crème coiffante huile soin de cheveux 🔥
RÉPARATEUR INTENSE – HYDRATANT – DÉMÊLANT PROFESSIONNEL – SOIN
🌿 RICHE EN MORINGA – AVOCAT – JOJOBA – MOUTARDE ( Izy roa )
✔ pH équilibré
✔ Respecte la fibre capillaire
✔ Prolonge la douceur & la brillance du lissage
✔ N’alourdit pas le cheveu
✨ Sans sulfate
✨ Sans paraben
✨ Sans silicone lourd
✨ Sans huile minérale
Na volo avy natao lissage ka mila soin doux sy hydratant ?
👉 Ity no solution & naturel ho anao ✨
✨ Mitsabo ny volo simba sy tapaka
✨ Hydratation maharitra
✨ Démêlage immédiat – glissant professionnel
✨ Volo malefaka, mamirapiratra, souple
✨ Anti-frisottis
✨ Mety ho an’ny femmes – hommes – ankizy
✨ Mety tsara ho an'ny volo atao lissage
✨ Ma
🧴 Texture crème luxe – tsy mavesatra
💎 Tsapanao avy hatrany ny vokatra dès la première utilisation 😘
🌿 Formule naturelle riche & efficace en :
★ Jojoba & Avocat : hydratation profonde, nutrition & réparation, brillance naturelle
★ Moringa : fortifie, anti-chute, stimule la croissance, protège contre la casse
★ Moutarde : stimule circulation cuir chevelu
★ Beurre de cacao / karité : réparation, nutrition, anti-frisottis
★ Protéines & Provitamine B5 : manamafy sy mampamirapiratra
★ Vitamine E : antioxydant, protège la fibre capillaire, douceur & brillance
📌 Mety ho an’ny :
Cheveux secs – abîmés – crépus – curly – lissés (y compris après lissage brésilien...)
💰 Prix : Pack (2) : 55.000Ar
— Masque capillaire (250ml) : 30.000Ar
— Crème coiffante NaturaSty' (150ml) : 25.000Ar
✨ QUALITÉ & SÉCURITÉ AVANT TOUT ✨
Conservateur cosmétique approuvé – dosage maîtrisé
🧴 Durée de conservation : jusqu’à 12 mois après ouverture
📞 Tel : 034.94.850.03 / 033.63.414.22 / 037.61.289.25
📍 Lieu : Sabotsy Namehana
🚚 Livraison disponible à partir 3.000Ar
📩 Commande en MP
⚠️ Quantité limitée
👉 Andramo dia ho hitanao ny fahasamihafana ✨
Volo malefaka, mamirapiratra, voaaro na dia avy nanao lissage aza 😍
17/02/2026
Tonga dia tsy mila mandena volo izany intsony ianao rehefa hanao curly
Eny fa na tsy hanao curly aza fa hoe tianao ho mandimandina tsara foana ny volonao dia afaka mampiasa an'io Spray io tsara mihintsy 🥰
✓ Ireto duo ireto dia tena tsara be hi-bouclenao volo, hanaovanao curly👌
✓Tena mety tsara ho an'ny volo rehetra 👌
✓Manome effet mouillé tsara foana mihintsy 💧
✓Tsy mampiongotra volo mihintsy 👏
✓Mitana maharitra tsara ny boucles sy hydratation 😻
Rehefa Mampiasa azy ianao dia juste vaporise—na amin'ilay volo maina Ilay SPRAY CURLAURA alohan'ny hanosotra an'ilay LEAVE IN GEL sy manao méthode Kely mahazatra anao 😻( atao mèche par mèche na atambatra tsy maninona )
Ingrédients naturels tsara daholo no miasa an 🍀
- Romarin, amande douce....
- Parfum fraise / fruit rouge ( malefaka tsara )
💶Prix pack duo : 50.000Ar
- LEAVE in gel 250ml : 20.000Ar
- Spray CurlAura 350ml : 30.000Ar
Manaova jp + confirmation amin'ny mp.
🛵Livraison manomboka 3.000Ar Ary afaka mandefa faritra foana izahay
Lieu : Soaniadanana Sabotsy Namehana akaikin'ny lycée Andrianampoinimerina
« Natiora no mitazona ny hakantonao »
Click here to claim your Sponsored Listing.