Evolu'cap by Larry
La page consiste à donner des conseils naturel pour avoir des longs et beaux cheveux par des produi
30/10/2022
Salama daholo indray ve?😁
Ela zay e?inona ny vaovao?
Ny ahy moa zany ry reto dia nihetsika ny adalana dia nanapa-bolo💇
Indraindray koa anie mankaleo ilay lava volo e,ohatry ny hoe reraka be zany ny loha,sady lasa marary be foana ny ahy ny masoko rehefa lava,moa mba te hiova coupe koa e😅
Tototra fanontaniana ianao hoe "fa naninona no tapahana e!" "mba mahafoy koa aki nareo ka!" "sao dia efa ho adala?"😂...
Ny olona indray no malahelo be,ohatry ny hoe tsy haniry intsony ilay volo😭
Fa tsy izany fa anao challenge pousse de cheveux kely aho ry reto a😋
Izany hoe misy huile spécial pousse de cheveux amboariko miaraka amin'ny soin miaraka aminy ho ataoko mba ahitako hoe firy volana ny résultat
Satria moa efa mahazatra hoe zah ihany no ataoko cobaye rehefa misy zavatra vaovao amboariko mba ahitako ny voka-tsarany sy ny voka-dratsiny😊
Dia ho entiko aminareo eto ihany ny fivoarany fa aleo aloha zah ankafia kely an'ilay izy fohy mandritra ny 1 volana😂
Zay fa mazotoa daholo mikarakara😘
Oay,
À 15h ry reto fa diso fanoratra ah😅
Mbola vao hinambary amin'izany 13h zany😂
Bonjour😊
Rehefa avy eo à 13h en direct ny fisarihana antsika an😉
Ao ve oh😊
Aza adino fa amin'ny 3 octobre ny fisarihana an'ilay lalao antsika an,
Ataotsika à 15h,raha tsy misy ora hafa ianareo?
Dia ho soratako tsirairay anaty taratasy ny anaranareo dia ataotsika antsapaka
Zay an😊
Ho an'izay mbola te handray anjara dia mbola afaka an😘
30/09/2022
Fa inona hono zany no tena nature an'ny voloko?😁
🌟Type 2C aloha izy
Ondulés manome forme "S"
🌟Cheveux secs
🌟Ary faible prosité
Inona no atao mba ampivoaka tsara an'ilay volo ondulés?na frisés?na lisses?
Izay no ilaivana an'ilay hoe "retour au naturel" mba ampiverina ny volontsika amin'ny nature-ny
Efa naverina foana hoe ajanona ny appareil chauffant(ahena raha tena tsy vita) sy ny fampiasana produit chimique amin'ny volo,fidiana tsara izay produit naturel mety amin'ny volonao
Rehefa salama ny volo dia mivoka araky ny nature-ny tsara avy eo
🌟Ny voloko manokana
Ny ahy sady tsy tia huile coco amin'izao sy huile d'olive no tsy tia tongolo sy sakamalaho(ny faible porosité) fa miongotra tsisy raisina raha vao mampiasa an'ireo
Rehefa afangaro zavatra hafa kosa izy aloha dia tena "ok be"😅
Ny voloko koa dia adalanà "cire d'abeille"😍 tena tiany,hany ka ny zavatra ampiasaiko dia tsy maintsy misy cire daholo
*Ohatra: bain d'huile:huile coco+ricin+olive+moutarde+vitamine E+cire d'abeille(1 sotro ho an'ny menaka 100ml)
*Ny crème coiffante moa iny efa tsy lazaina intsony😁
*Ny shampoing solide ampiasaiko koa asiako cire
Ilay cire tena hitako mitsabo haingana be ny volo no sady mampalefaka be anazy e🤗
Ny volo faible porosité dia sarotsarotra mandray soin satria mihidy ny écailles ny volo ka sarotra miditra ny soin,izany no mahatonga hoe rano matimaty no tsara anasana loha fa raha forte porosité kosa dia rano mangatsiaka no mety
Ny clarification tsy adinoko,isaky ny 3 volana,manala an'ilay résidus an'ireo zavatra hosorana amin'ny loha izy dia mba mora mandray soin vaovao ny volo fa mila manao hydratation be rehefa avy manao azy(vahona,lin,...)
Ankoatra izay dia vahona foana no anaovako hydratation ny voloko
Izany hoe rehefa avy manasa loha dia hosorana vahona ny volo dia atao méthode "scrunching" kely ary arahina crème kely dia mivoaka tsara ohatry ny am sary foana,
Rafraichisser-na amin'ny crème coiffante isanandro izy avy eo mba mijanona hydrater foana😊
22/09/2022
Hum😏
io volo io tsy manondrana raha tsy eny imasom-bahoaka dia tsy mahay mipetraka koa rehefa ilaina ianao mivoaka ny trano iny😑
Ary ny anareo?😂
Sa nen'iza ilay milay be foana na mivoaka na mijanona?
Ireny olona ireny ilay mahatonga ny tena ho be fialonana😂
Fa eo aloha ia'areo samy mba mitsiriritra kely ny voloko omaly daoly e😎
Ao amin'ny commentaire ao😂
21/09/2022
Salama ve e?😁
Andao amzay anamboatra "SHAMPOING SOLIDE" e😊
🌿Shampoing solide manalava volo no anombohantsika azy,
Amin'ilay farany tsotra indrindra sy afaka amboarina ao an-trano
🌟Fa inona aloha ny tombotsoa amin'ny fampiasana azy?
*Voalohany aloha dia azo antoka sy tsy manimba volo izy satria tsy misy produit chimique
*satria ianao ihany no manamboatra azy😁
*afaka ovaovaina ny fangarony arakaraky ny ilain'ny volonao
*Maharitra kokoa noho ny shampoing liquide
*Matetika dia manalefaka volo foana ny shampoing solide
🌟Inona avy no ilaina?
*Savony nosy 1 na savon de marseille mety foana
*Poudre d'amla sy poudre de shikakaï
*ranona tongolo sy sakamalaho
*huile de ricin,moutarde,romarin
*vitamine E
🌟Ahoana ny fanamboarana azy?
Raper-na ny savony dia atsonika amin'ny bain marie na amin'ny afo malefaka,apiana rano kely,
Avy eo arotsaka ny ranona tongolo sy sakamalaho
Avy eo arotsaka ny poudre d'amla sy poudre de shikakaï 1 sotro avy
Dia arotsaka koa ny huile végetal 1 sotro avy
Rehefa mitsonika sy mifangaro tsara dia esorina ambony afo amzay dia asiana vitamine E zay tianao na 1 plaquette ary
Avy eo arotsaka anaty moule dia vita🤗
Avela hipetraka au minimum 4 semaines izy zay vao ampiasaina avy eo
🌟Inona ny asan'ilay poudre d'amla sy shikakaï?
Ilay amla aloha manalava volo ary ilay shikakaï kosa manamafy ny tahom-bolo sy ny fotony
Eo ihany koa hoe manalefaka volo be mintsy ny poudre indienne
Ny huile végetal sy ny vitamine E indray efa haintsika ny asany😊
Izay aloha ny "shampoing solide pousse de cheveux" fa ny manaraka eo indray dia ho an'ny "spécial cheveux secs"
Ezahintsika zaraina tsikelikely eto ny an'ny "cheveux gras","cheveux bouclés",cheveux colorés",...... sy ny shampoing solide "anti- pelliculaire","hydratant"..sns😁
Noho izany aza adino ny mi-abonner sy manisy j'aime ny page-tsika amin'izay tsy taraiky an'izay fizarana manaraka eo😎
Aza adino koa fa mbola tsy tapitra ny lalao ao izay mbola te handray anjara an🤗
Mazotoa daholo mikarakara o❤
10/09/2022
Bonjour daholo indray e😁
Tiako ny hilaza aminareo fa efa nahavita crème coiffante maro aho ho an'ireo nila nefa tsy nahazo teo aloha,
Ofisialy amin'izay fa hamokatra "Crème coiffante Evolu'cap" tsy tapaka amin'izay aho😊
Mba tohano e😅
Hamokatra produit bio karazany maro koa aho atsy ho atsy(tsy ho ela) ho fanalana fahasahiranana an'ireo tsy manam-potoana hanamboarana,nefa ho zaraiko tsikelikely eto foana ny fanamboarana ireo karazana produit momba ny volo na vatana ho an'ireo izay mazoto manamboatra(ohatra:shampoing solide,shampoing liquide,leav'in,masque,après shampoing,spray thermo-protecteur,.....)
Izany hoe mba ho ataotsika professionnel kokoa zany,any e?😊
Fa aza matahotra fa mitohy foana ny fizarana astuce sy torohevitra ary fampianarana eto am pejy ka🤗
Fa eto aloha dia ny crème coiffante no efa misy maro dia maro ka afaka mi-commande amin'izay ianareo
Prix tsy niova:4000Ar/40ml
De ahoana?andao asiana give away ho an'ireo izay efa nanjifa na mbola hanjifa an'ilay crème coiffante indray e?😍
Fa mbola afaka mandray anjara foana aloha amin'ilay give away ao ambany ao an..
Amin'ny fizarana manaraka eo amin'izay isika hianatra an'ilay "Shampoing solide pour cheveux secs,gras,normal"🤗
Contact rapide azahoana ahy : 034 09 606 81 (satria misy fotoana tsy voavaly ny mp noho ny andraikitra maro sahaniko😅)
Zay fa mazotoa daholo mikarakara volo e😊
03/09/2022
"GIVEAWAY" Anniversaire🎉🎊
Bonjour daholo e😁
Androany ry reto ny anniversaire-ko a,feno 22ans androany ny sipa kely😂
Noho izany dia te hanome cadeau anareo ah nefa tsy manana fahefana hanome cadeau tsirairay anareo abonné-ako aho satri maro dia maro ianareo(izay hisaorako anareo be dia be amin'ny fanarahana anah😍) dia aleo asiana lalao kely e😁
Hizara crème coiffante sy craie pour coloration cheveux zah😊
Tsotra kely ny fandraisana anjara:
🌟Abonné-o ny page
🌟commenter-o ity publication ty hoe "ilay crème coiffante no tiako" na koa hoe "ilay craie pour coloration cheveux no tiako"
🌟Mentionner-o ny namanao 3 handray anjara sao mba tsara vintana koa😊
🌟Farany partager-o public ity publication ity(partager-na ao am mur anao)
Dia izay ihany😊
Ireto avy ny cadeau:
🌟crème coiffante 3 ho an'olona 3
na 🌟craie pour coloration 3 ho an'olona 3
Ny 3 voasarika voalohany no mahazo crème coiffante tsirairay avy
Ary ny 3 voasarika farany dia craie pur cheuveux
Izany hoe olona 6 be izao zany no ho sarihana🤗
Dia satria "3" ny date d'anniversaire-ko dia hatramin'ny 3 Octobre izany ny lalaontsika😊
Mandraisa ary anjara dia araho tsara ny fepetra an🙃😘
Mazotoa mikarakara volo daholo oooohhh😁
12/08/2022
Et bonjour encore la maladie😭
Noho ny tsy fahasalamana dia mihemotra kely daholo indray aloha ny livraison ry zareo a😑
Enga anie mba ho salama aingana,
Prenez soin de vous😘
10/08/2022
Bonsoir😊
Hoy aho hoe itondra kely avant/après an'ilay hoe "sola" ah😂
Fa andao marina isika koa hianatra fanamboarana shampoing solide sy liquide am publi manaraka eo e?any e?😁(teneniko ety am-boalohany mintsy sao adinoko)
Dia hiverina amin'ilay hoe sola eo amin'ny sisin-doha aho..
Ny ahy manokana aloha rehefa marary aho no mihintsana be mihitsy ny voloko dia io am sisiny io tena iangaran'ny vintana foana fa de sola foana mintsy😑
Dia hoe inona ilay solution?!
Efa nolazaiko hoe manao traitement amin'ny cire d'abeille🐝
Izany hoe mampiasa an'ilay crème coiffante hosorana eo amin'ilay partie sola io isanandro isanandro(somary gras izy aloha mandrapanasana loha e,fa aleo hiafiana)
Dia tsy izay ihany,satria hoy aho hoe traitement amin'ilay cire dia bain d'huile à la cire no ampiasaiko
🌟Inona izany?🤔
Ny ahy manokana huile de moutarde+olive+ricin ny fanaovana bain d'huile fa avy eo asiana cire d'abeille kely afangaro aminy,zany hoe lasa mivadika mavomavo ilay bain d'huile fa tsy hoe mivaingana akory
🌟Tsotra kely ny fanaovana azy:
Atsonika ny cire(kely ihany sode lasa mivaingana le menaka) dia arotsaka ilay huile d'olive,avy eo afangaro daoly ilay menaka hafa dia harohiroina mandrapangatsiaka azy,dia mivadika mavo izy avy eo dia vita
Tena manampy be mihitsy ireo no sady vetivety kely dia mba mahita résultat,
Ny ahy zao io 15jrs dia mba efa manomboka fenofeno😊
Date amin'ilay filtre snapchat mintsy ireo a,sao heverinareo hoe napetaka😂
Zah anie miteny anareo hoe tena tsy hanenenana ny mampiasa produit à base de cire d'abeille e😊
Dia andao ary anamboatra shampoing à base de cire sy hafa isika amin'ny fizarana manaraka eo e,amzay produit vitatsika ao an-trano ihany no anaovatsika traitement,sady zah koa mbola mazoto foana hizara😅
Dia mbola misy foana koa ilay crème coiffante izay mila ilay vita an😉
🌟4000Ar/40ml
Zay fa mazotoa indray e😉
Aza adino ny mi-abonné am page amzay maharaka ny fizarana eto foana😘
09/08/2022
Bonsoir indray😁
Efa nahavita crème daholo sa mbola?
Zah aloha efa nahavita betsaka mintsy an😂
Fa andao ho averina kely indray ary aloha hoe inona avy moa ny "bienfait" amin'ny fampiasana azy?
🌟Voalohany ilay hoe manalava volo aingana izy(ary dia tena farak'izay aingana raha volo efa salama no ampiasana azy,1mois dia efa hita ny résultat..raha mazoto ange nareo dia jereo any am pub-ko voalohany indrindra any ny résultat azoko tamzany dia ho hitanareo e)
🌟Manatevina volo
Ilay cire d'abeille no tena fototr'ilay manatevina
Matetika mangidihidy foana ny lohatsika na efa madio avy sasana ary,dia ny anton'izay dia satria misy volo kely be dia be mitsiry dia ireny no mahatonga hoe lasa miha matevina ny volo satria mitombo ny isany
Tsy haiko nareo raha ohatry ny ahy fa rehefa marary dia mihintsana be mihitsy ny volo,indrindra indrindra ilay eo am sisin-doha eo am devant be eo dia lasa sola kely miditra mintsy😂 tena maharikoriko mihitsy ny mijery azy mazavazava be eo🙄 dia io crème coiffante io no traitement vetivety amzay(misy avant après ho asehoko anareo nge aminio e)
🌟Mitsabo volo koa izy,izany hoe ilay volo simban'ny appareil chauffant sy produit chimique ireny,dia anisan'ny manampy be amin'izany io crème io fa mila faharetana kosa fa tsy hoe ampiasa 1mois isika dia sitrana nefa 10 taona nandoro volo foana🙄ela ela kely ny fahasitranan'ny volo raha tsy hoe tapahana,fa kosa mahita résultat miandalana sika hoe efa mba miova ny volo
🌟Miaro volo tsy vaky/tapaka
Rehefa salama ny volo dia tsy vakivaky ny dikany dia miaro ny volo foana ny fampiasana azy zany
🌟Manalefaka sy mampangirana volo
Rehefa mampiasa azy foana isika dia mihasalama dia miverina amin'ny nature-ny ny volo(lisse,curly,...)izay ilay hoe salama e😁
Fa mialoha ny anao traitement aminy dia tsara manao clarification aloha amzay mora mandray soin ny loha
🌿4000Ar izy ato aminay raha kamo anamboatra an😁
Isaky ny zoma ny livraison😊
Zay fa mazotoa mikarakara🤗
Aza adino ny mi-j'aime ny page-tsika🤗
Click here to claim your Sponsored Listing.
