By Thalie
Coiffure et esthétique /vente de produits authentiques.
06/08/2025
🔥 Ça fait trop longtemps qu’on ne vous a pas montré nos dernières œuvres !
💫 Du plus naturel au plus sophistiqué, voici quelques clichés de nos colorations fraîchement réalisées ✨🎨
😍 Des résultats qui font craquer nos clientes à chaque fois… Et vous, prêts à révéler votre nouveau look ? 💁♀️💥
📲 Envoyez-nous un message en MP ou appelez-nous directement au 034 89 555 59📞 — votre nouvelle couleur vous attend 😉
06/08/2025
Tongasoa eto amin'ny toerana vaovao anay 💅💇♀️💆♀️
Faly izahay mampafantatra anareo fa Manjakely by Thalie dia nifindra toerana ary ankehitriny dia eo Sabotsy Namehana, akaikin’ny Galana no misy anay 🎉
💖 Toerana vaovao, mbola mahafinaritra kokoa, natokana ho an’ny hatsaranao sy ny fahamanjanao 😉
💆♀️Coiffure 💅 Onglerie 💆♀️ Soins visage 💄 Maquillage...
✨ Ekipa matihanina sy tia mandray olona hatrany no miara-miasa aminay hanome fahafaham-po anareo clients hatramin'izay sy ireo mbola ho avy 😉
Efa misokatra izahay amin’izao fotoana izao – koa, manasa antsika rehetra ho tonga hitsidika sy hanavao endrika ✨
Afaka miditra MP amin'ny pejy ihany koa raha haka rendez-vous na mangataka fanazavana fanampiny. ☺️
Miandry anareo aza izay ooooo 😉😊....
Bienvenue dans notre nouveau local 💅💇♀️💆♀️
Nous sommes ravis de vous annoncer que Manjakely by Thalie a changé d’adresse !
Désormais, votre salon de beauté vous accueille à Sabotsy Namehana, juste à côté de Galana 🎉
💖 Un tout nouveau cadre, encore plus chaleureux, dédié à votre bien-être et à votre beauté.
💇♀️ Coiffure 💅 Onglerie 💆♀️ Soins visage 💄 Maquillage...
✨ Une équipe professionnelle, passionnée et à votre écoute 😉
📍 Nouvelle adresse : à côté de Galana Sabotsy Namehana – Facilement accessible, toujours prête à vous accueillir ! ☺️
📅 Nous sommes déjà ouverts – N’attendez plus pour prendre rendez-vous et découvrir notre nouvel espace ✨
📲 Contactez-nous en message privé pour reserver. ☺️😉
👉 Suivez notre page pour ne rien manquer de nos offres spéciales, conseils beauté et résultats avant/après 💖
10/02/2024
Ny anio anay 🥰. Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🙏♥️. Manasà antsika rehetra hiditra Mp raha misy fanontaniana na haka rdv 🙂.
03/02/2024
Tsotsotra hatrany
Tongava mp izay tia atao manjamanja
09/10/2023
Balayage blond doré
Coloration by me
22/09/2023
Coloration by me
Balayage blond cendré
22/09/2023
Maquillage simple..
Misaotra tamin'ny fahatokisana.
Tongava mp izay liana
13/05/2023
Nandritra ny préparation. Misaotra tamin'ny fahatokisana..
Tongava am mp zay liana o. by me
13/05/2023
Hoan'izay te hanao pack mariage dia tongava manao reservation aloha o.
Click here to claim your Sponsored Listing.
