Mpanjaka Vavy - Beauty Salon

Mpanjaka Vavy - Beauty Salon

Share

➡️Sabotsy Namena bord de route nationale près de Doc.Ely 🕰️8h-17h✅MARDI au SAMEDI📞0343035511 (google map : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 11/05/2026

Atolotra antsika tia volo fohy indray ity coupe ity❤️
‼️CARRÉ PLONGEANTE + DEGRADÉ ‼️

Tonga dia lasa tanora kely tampoka izany mivoaka avy ato rehefa manao any ito coupe ito🤣🥰🥰

✅Mandefasa MP maka RDV ary ehhhh

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 30/04/2026

Tsy ho be resaka tsika fa aleo ny sary no hiteny😍

✅Coloration Blonde beige 🍮

Izao kosa ve aki de mbola hisalasala ihany dri hoe aiza no handoko volo?🥺😂😂

Adresse tokana : Mpanjaka Vavy - Beauty Salon

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 10/04/2026

🍂🍂🍂 BOB HAIRCUT🍂🍂🍂

Coupe mamikely❤️ nisafidy hakaty amin’ny Mpanjaka Vavy - Beauty Salon izy nanao coupe - dia satisfaite be✅

Ianao koa, tongava aty aminay fa ho afa-po toa azy❤️

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 01/04/2026

🔥🔥🔥BLONDE BEIGE CENDRÉ 🍂🍂🍂

Avy any faritra izy no nandalo taty Tana dia nanararaotra kely nandoko volo taty aminay🥹❤️

Samy afa-po na izy na izahay❤️
Merci beaucoup Mme💐

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 31/03/2026

Indro ary ilay coloration & coupe gratuite manaraka❤️ tianareo ve? Marron mamikely🍂

Ho avy izao ny Paska🍂 Ndao hamandrika toerana aty aminao hanao manja😍😍

Sur RDV isika amin’ny Samedi izao anh✅
Amizay mba voaray tsara ampilaminana ianareo❤️

➡️Midira Mp ary maka RDV eeeh

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 27/03/2026

‼️COLORATION BOMBAAAAA🔥🔥

Blonde cendré ✅

Izy isany ilay nahazo COLORATION gratuite ❤️ ary fiert be izay fa mpianatra nanao perfectionnement coloration no nanao azy ity😍 Mme Finaritra no nampanao formation sy ni-superviser azy✅

Afaka miditra Mp izay liana amin’ilay formation coloration ‼️

Ho avoaka eto ny modele hafa nataonay gratuite

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 26/03/2026

‼️Mitady olona 3 ho atao COLORATION GRATUITE

Modele 3 samihafa no ilainay☺️

1️⃣Modele 1 : ho atao blonde cendré
2️⃣Modele 2 : Marron unie
3️⃣Modele 3 : Tie & die marron miel doré ( tapany ambany ihany)

Conditions :
✅Volo carré na mi-longs
✅Volo moyen ( tsy matevina be)
✅ Volo mbola tsy niloko mainty ( tsy mbola niloko mitsy raha ny tena tsara)

Raha tafiditra amireo condition reo ianao dia mandefa Mp na alefao ao amin’ny commentaire ny sary ny volonao

Merci ❤️❤️

19/03/2026

Volo simba? Vakivaky? Tsy mety maniry?😩

Andeha atoronay anareo ny fomba atao mba hananana volo salama 🌸

1️⃣Mila tahapahina aloha ny vakivaky sy ny simba rehetra : ny volo tsy afaka hiverina tsy ho vakivaky sy simba intsony satria cellule morte izy, noho izany dia manapaka ihany ny fanafodiny

2️⃣Fadina ny manao menaka isanandro ( huile coco sns) lasa tofoka be ilay volo ary vao lasa maina rehefa tratra ny masoandro ilay menaka (lasa mihendy mihitsy aza)

3️⃣ Bain d huile no atao ary indray mandeha isankerinandro ihany🍃 entina matory na atao milona adiny 1 ( tsy entina mivoaka ny trano , tsy atao tratrany UV) ary avy eo sasana tsara amin’ny shampooing , asina masque ( raha cheveux sec & tres sec) na apres shampooing ( raha cheveux normaux & gras)

4️⃣ Sérum no hosorana amin’ny volo isan’andro ( maraina sy alina) hiaro azy amin’ny masoandro sady manamandina azy

Izay fa mazotoa ary mikarakara ehh🌸

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 16/03/2026

Coupe & brushing ➕ MAKEUP Soft🔥

Le combo idéal pour garder un look simple mais chic ❤️

Prenez RDV chez nous pour votre mise en beauté ✅
Vous ne serez pas déçus 🌸

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Photos from Mpanjaka Vavy - Beauty Salon's post 09/03/2026

Ndao aloha hilendalenda kely tsika fa izao kosa ve😭❤️❤️ COLORATION MARRON MIEL DORÉ🍩🍩

Tena hoe mihaja no tsara manazava endrika be🥰SATISFAITE be na izy na izahay🫶

✅Aza misalasala mandefa MP raha te ahazo prix tompoko

📞 034 30 355 11
📪 Sabotsy Namena : bord de route national entre SMMEC et docteur Ely
🕰️ 8h - 17h : mardi au samedi ( 6h du matin sur RDV)
❌ fermé : dimanche et lundi

🔎GOOGLE MAP : https://maps.app.goo.gl/LWXREyCgXStoWJgp7 )

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Sabotsy-Namehana?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Entre Dokotera Ely Et SMMEC Sabotsy Namehana
Sabotsy-Namehana

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 06:00 - 18:00