I_tsabo naturel

I_tsabo naturel

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from I_tsabo naturel, Health/Beauty, Sabotsy-Namehana.

12/08/2022

Ny Diabètes
Ny diabètes dia fiakaran'ny tahan'ny siramamy anaty rà(hyperglycemie)

Karazany:
Misy karazany 2 ny diabètes

👉Diabètes type 1:
Fiakarany tahan'ny siramamy vokatry ny fahasimbany pencreas ka lasa tsy mamokatra insuline itsony
❌Ny tanora sy ny olona mahia no tena tratrany diabètes type 1

👉Diabètes type 2:
Fiakarany tahatsiramamy ny noho ny fiasany insuline be loatra ka lasa tsy miraharaha ny insuline itsony ny sela rehetra ao @ vatana
❌Ny olona matavy sy efa nahazo taona no tratrany diabètes type 2

Ny insuline no mobaiko ny sela ao @ vantatsika mba hanokatra ny varavarany mba hitsofohany siramamy ao anatiny
✴Rehefa mandevonkanina ny appareil digestif io @ fandevonankanina ,io no ahafahana mamokatra siramamy izay mitsika mankany @ rà ka lasa miakatra ny tahan'ny siramamy anaty rà dia mifoha ny pencreas mamokatra ny insuline

💢Fisehony:

✳Mipipy fona(polyurie)
✳Mangetaheta lava(polydipsie)
✳Lasa tendankanina nefa mahia
✳Manjavozavo ny maso(Voie flou)
✳Reraka
✳Rehefa maratra dia ela vao sitrana ny fery
✳Voly ny tanana sy tongotra

Traitment:

➖Afaka sitranina tsara izy io @ alalan'ny vokatra natoraly 100% tsy misy chimique efa voatily iraisampirenena
💢Raha liana ary ianao dia midira mp avy hatrany
NB:tsy mila tsindrona fa tonga dia ilay vatana no tsaboina

01/08/2022

Kyste:

Betsaka ny antony tsy mapiteraka ny vehivavy iray,anisanizany ny kyste,fibrome,trompe bouché,perte,maloto tranonjaza ,sns...

Ny Kyste ovarienne no rehsahitsika:

👉Ny atao hoe kyste ovarienne dia mitovy @ sac feno tsiranoka (rano,nana,rà) izay mitombo ao anaty na ivelany ovaire

Karazany:
Misy karazany 2 ny kyste ovarienne:
1)Kyste fonctionnel
2)Kyste ovarienne organique

Fisehony:
👉Marary ny kibo na ambany na ambony foitra aloha na mandritra ny fadimbolana
👉Marary rehefa micaca na constipé
👉Mivonto ny kibo na misy ohatry ny rivotra
👉Marary rehefa manao firaisana
👉Marary ny nono
👉Marary ny lamosina
👉Misy tazo
👉Mandoa ,mivalana
👉Seposepotra

Antony:
👉Endometriose
👉Tsy fahapiany iode
👉Infection pelivienne ge***al
👉Fiakarany tahan'i oestrogène
Traitment:
Azo didina na levonina

✴afaka levonina tsara anefa izy io @ alalany vokatra natoraly 100%
Koa raha liana ianao dia midira mp na miatso ny 0348485196

28/07/2022

Perte blanche:

Ny perte blanche dia tsiranoka mivoaka ao @ taovam-pananahany vehivavy
👉Marihina fa ny perte dia naturel ao @ vehivavy
👉Miaro @ cancer du col no asany

Ny lokony amzay fotona izay dia fotsy madio mitovy @ tapotsin'atody(transparent)
👉Mety ivadika aretina koa anefa izy io raha toa ka ireto no miseho
👉Mivoaka maro be
👉Misy fofona mitovy @ trondro maina
👉Mangidihidy ny molony sy ny any anaty fivavina
👉Miova ho mavo na marron ny lokony
👉Marary ny kibo na ambany foitra

Antony:
Betsaka ny antony mahatonga ny perte blanche ho lasa aretina
👉Fanaovana RS tsy voaharo
👉Fisasana ny rano tsy voadio
👉Fanaovana RS @ partenaire maro samy hafa
👉Manao infection vaginal

✖Afaka sitranina tsara @ alalan'ny produit naturel 100% izy
Raha mila fanazavana dia mandefasa mp na miatso ny 0348485196

10/07/2022

Fibrome:
Betsaka ny antony tsy mapiteraka ny vehivavy iray,anisany izany ny kyste,fibrome,trompe bouché,perte,maloto tranonjaza ,sns...
Fa androany isika dia ny Fibrome no ho resahina

➖Fibrome:
👉Ny atao hoe fibrome dia fivontosana ao @ lalan'ny tranonjaza,mitoaka na mitambatra ny fisehony
Azo atsoina hoe:Myome,Meqmiome,,Fibrome uterin

✴Matetika ny Fibrome dia tsy mapiseho symptome ivelany(mila manao echo na analyse izany)

Ireto avy ny zavatra ateraky ny Fibrome:
👉Misy zavatra mibahabana izany
👉Lasa mande règle elabe sy betsaka
👉Mikorontana ny règle
👉Lasa poritra te hipipy fona
👉Constipation
👉Hemorroide
👉Marary rehefa manao firaisana

Traitment:
Mididy na levonina

Afaka levonina tsara @ alalany vokatra natoraly 100% izy ,koa ra liana ianao dia midira mp na miatso ny 0348485196
Mirary soa Topoko

10/06/2022

Spiriluna capsule:

✅Mapahazo aina sy mapanofosana ho an'ireo kely ,mahia
✅Mapiakatra hery fiarovana ao @ vatana satria be vitamine sy calcium
✅Miaro ny aretina toy ny Diabete,goutte,tosidrà,aretimbavony sy ny Aty
✔Manatsara ny kalitao ny rà ary mameno ireo otrik'aina ilainy vatana andavanandro
✅Mandanjalanja ny haben'i vatana zany hoe raha matavy ianao dia manala ilay tavy ao aminao ho lasa nofo sy hery mapatanjaka ny vatana
✅Tsara ho an'i olona bevoka sy mapinono mba apitombo ara-dalana ny zaza
✅Manadio endrika sy manatsara ny volo tsy hiongotra
✅Manampy betsaka @ tsy fahitatory
✅Manadio ny ao anaty vatana iany koa
Mp ary zay mila
Na miatso ny 0348485196

09/03/2022

Iresaka momba ny Goitre indray isika
Ny atao oe goïtre dia fitombon'ny Glande thyroïde
Antony:
👉Tsy ampy Iode
👉Inflammation thyroïde
👉Cancer thyroïde
👉Fisotrona alcool ,sigara

Fitrangany:
👉Ohatrany kenda
👉Sempotra
👉Mikohaka matetika
👉Miova ny feo
👉Fanina rehefa managatanana ambony
👉Mivonto ny tenda

Azo tsaboina tsara izy @ alalany produit naturel

✅✅Mialoha andraisanao ny produit anefa dia mandalo analyse ato aminay mba ahafahana mitsabo azy tsara

Midira mp ary raha mila fanazavana fanampiny ianao

08/03/2022

Kyste: Ny atao oe kyste dia rano,na rà na nana mivonto ny ao anaty
Fibrome:Ny fibrome kosa dia hozatra mivonto ao anaty
Perte:Tsiranoka fotsifotsy na mavomavo,na transparent ,mamofona na tsia,mivoka @ fivavina izay azo avy @ loto na avy @ partenaire maditra ,sns...
Trompe bouché:Loto manetsina ny lalanjaza
Fambara: Marary ny ilan'kibo
Règle mikorontana
Afa-jaza fona ,sns..

02/03/2022

Insuffisance cardiaque:

Fisehony:
👉Fivangonan'ny rano @ vatana (fivontosana)
Oh:tongotra,kibo ,sns...
👉Palpitation
👉Reraka be
👉Sempotra
👉Malainkomana
👉Maloiloy
👉Mikohaka
👉Lasa matavy

Antony:
✔Tahan'i chilesterol ambony
✔Tosidrà ambony (hypertension ambony)
✔Diabète
✔Tyroïde
✔Aretiny lalandrà

Afaka sitranina tsara ireo @ alalany traitment naturel 100% ,koa aza misalasala ary mandefa mp ianao raha mila fanazavana fanampiny

Photos from Organic Food's post 24/02/2022

Manana karazany 4 izahay:
👉Bleuberry coffee
👉Bleu berry enzime tablet
👉Bleuberry juice granule carton
👉Bleu berry super nutrition

Mp zay lina

21/01/2022

Iresaka momba ny tuberculose tsika androany

Matonga azy :
Microbe basile de c**k no matonga azy
Facteur de risque:
👉Mifoka sigara,paraky
👉Poussière(Hazo,tany,tabac)
👉Setroka
👉Miasa mafy(batelage)
👉Tsy manao sport

Signe:
👉Mikohaka(rehoka maloto misy rà)
👉Reraka
👉Sempotra
👉Malainkomana
👉Tazo maharitra ela
👉Marary ny tratra
👉Hatsatra (fotsy)
Azo sorohina sy tsaboina tsara @ alalany produit naturel tsara izy
Koa raha mila fanazavana momba ny produit dia mandefasa mp ianao

03/01/2022

Miarahaba atsika
Efa tonga ny uterus cleaseng topoko ooo,
Vonjivonjeo fa be pitady be a

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Sabotsy-Namehana?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Sabotsy-Namehana