CFP Art Beauty Pro
Centre de formation professionnelle en coiffure, esthétique et onglerie agréé par l'Etat
08/07/2025
Manomboka ny formation coiffure iray volana de efa afaka miasa vonjivonjeo malaky ny toerana
plus d'info mp daholo tompoko
amorondria Namehana lot 108h
02/12/2023
izahay eto aminy CFP Art Beauty Pro Amorondria Namehana dia vonona anome fahaham po ho anao hianatra ny asa tao volo ao anatiny fotoana fohy , tongava maro tompoko
Salama tompoko , mbola va onona izahay hanome ny tsara indrindra ahaizana tao_volo haingana indrindra iraray volana afaka tonga de miasa tsara ato anatiny fety , tongava malaky izay vonona . CFP ART BEAUTY PRO Sab Nam
18/09/2023
Mbola vonona anome ny tsara indrindra ho anao izahay
27/08/2023
Miarahaba ny mpanaraka ny pejy hatrany :)
COURS DE COIFFURE
Nohon'ny fangatahan'ny maro dia mbola tohizantsika ilay remise 50% amin'ny FIANARANA TAOVOLO. Andao hianatra fa ny mahay asa tanana tsy very mandeha eh !!!
FITAOVANA : Iantohan'ny CFP Art Beauty Pro
TOERANA : Sabotsy-Namehana akaikin'ny saha Rakotoarimanana
FANAMPIM-PANAZAVANA : Tsara kokoa ny manantona mivantana afahana manome fafaham-po anao amin'izay fianarana sahaza anao
CONTACT : Hafatra miafina na miantso ny +261 34 94 278 50
08/08/2023
***** COURS DE COIFFURE COMPLET *****
🎙OFFRE PROMOTIONNELLE D'OUVERTURE
💝REMISE 50% pour les 10 premiers inscrits ;)
⏳Durée du cours : 1 mois
Ps : Matériels à notre charge
Au programme :
- Coupe
- Coloration
- Lissage
- Mise en pli
- Soin et coiffage
Place très limitée, inscription vivement conseillé
Les cours modulaires en onglerie, soin du corps et du visage, maquillage sont toujours d'actualité :)
Lieu : LOT H 108 TER Sabotsy-Namehana
Pour plus d'information, merci de venir à notre local ou nous contacter par message privé et au numéro +261 34 05 554 37
24/07/2023
Hey hey hey, Andao hianatra taovolo sy ny tontolon'ny fahamanjana rehetra dia avy eo hanokatra salon de beauté eh !
Ho antsika aty avaradrano sy ny manodidina, tsy mila miakatra any amin'ny ville intsony fa Efa misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny centre de formation professionnelle CFP Art Beauty Pro aty Sabotsy namehana ! Tsy maintsy mahay ary mahazo certificat professionnel agréé par l'Etat. Misy karazana cours mifanaraka amin'ny fotoanan'ny rehetra :
- Formation basique : 1 mois à 9 mois
- Formation modulaire : 1 semaine
Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny +261 34 05 554 37 na +261 33 20 079 68 / Afaka mandefa hafatra miafina na manantona mivantana.
Misorata anarana haingana ...
PLACE TRES LIMITEE POUR UN MEILLEUR RESULTAT 🙂
06/04/2023
Salut les Beauty Artist ;) des nails art, ça vous tente ? inspirer vous de ces quelques modèles pour la fête des pâques :)
Raha te ahay manamboatra hoho tsara kely otr'izao dia aza misalasala manontany amin'ny mp anh !!!
Aimez la page pour être à jour sur notre programme de formation 😬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Sabotsy-Namehana
103
