Le coin d'Eva
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le coin d'Eva, Health/Beauty, Antananarivo, Sabotsy-Namehana.
19/05/2026
✨ Volo lava, matevina ary salama ao anatin’ny 3 semaine monja ❤️
🌿 Élixir Cheveux vaovao be, vokatra naturel 100% izay izahay irery no manana azy ✨
Tsy menaka tsotra fa soin complet ho an’ny volonao 💆♀️
✅ Mampaniry volo vetivety na dia amin’ny faritra sola aza
✅ Mampalava sy mampatevina volo
✅ Manamafy volo simba noho ny appareil chauffant
✅ Mi-hydrater sy manalefaka volo
✅ Mampangirana volo avy hatrany ✨
✅ Manamboatra volo maina sy vakivaky
✅ Mampitsahatra ny volo mihintsana
✅ Mampiadana ny fanirihan’ny volo fotsy
✅ Mety amin’ny karazam-bolo rehetra 💖
🔥 Rehefa mampiasa azy tsy tapaka ianao dia ho hitanao vetivety ny fiovan’ny volonao!
🌱 Ingrédients naturels , izay efa nahampiasa mahalala tsara ny efficacité any ❤️
Vidiny tsy mihova 16.000Ar
📦 Livraison Antananarivo : à partir de 3000Ar
🚚 Province : colis express, cotisse, service rapide, taxi-brousse…
📞 034 79 377 08
038 32 365 33
Aza misalasala miantso na mandefa MP 📩
⚠️ Stock limité satria tena maro ny commande amin’izao fotoana izao!
08/05/2026
Témoignage gamme complète ❤️
“Merci infiniment ho anareo efa nanandrana sy nizara témoignage 😍🤍
Ny résultat-nareo no publicité tsara indrindra ho anay ✨
Maro no efa nahita fiovana : volo mihalava, mihabetsaka, ary lasa mamirapiratra 💖
Anjaranao indray izao no manaporofo azy 😉
Aza miandry ela fa ny beauté dia investissement 🌸
Commande ouverte
Page Le coin d'Eva
08/05/2026
Zany ndray témoignage 🥰vaovao o ! Aza tara amn'le vokatra tsara be
“Merci betsaka anareo rehetra matoky sy mizara témoignage 🤍
Ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanome vokatra tsara hatrany ✨
Raha te hanana volo salama, lava ary mamirapiratra koa ianao dia andramo ny produits anay 🌸
Ny vokatra tsara dia hita amin’ny résultat 😉💖”
03/05/2026
✨ tena we mafinaritra ry reto an🥰
Ny hevitra sy ny fanehoan-kevitra avy aminareo no hery manosika anay hanatsara hatrany ny kalitao sy hanome fahafaham-po bebe kokoa 🤍
👉 Matokisa anay, izahay dia eto hanome ny tsara indrindra ho anareo!
📩 Aza misalasala mandefa message raha mila fanazavana na hanao commande
03/05/2026
🙏 Mankasitraka indrindra anareo rehetra tamin’ny retour nataonareo!
Tena sarobidy ho anay ny hevitra sy ny fanehoan-kevitra avy aminareo satria manampy anay hanatsara hatrany ny kalitao sy ny tolotra atolotray. Faly izahay mahita fa misy vokatra tsara ho anareo ny zavatra ataonay 💙 ary fahafaham-ponareo no tena mb mafalu anay ko 🥰
Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana sy ny fanohanana! Mbola hiezaka hatrany izahay hanome izay tsara indrindra ho anareo rehetra ✨
20/04/2026
“Témoignage teo aloha ✨
Mankasitraka indrindra anareo nahatoky ny Elixir cheveux 🌿
Efa maro no nahita vokatra: mampitombo volo, manalefaka ary manome brillance 💫
Andramo koa dia ho hitanao ny fiovana! 💖”
31/03/2026
Ty ndray aza témoignage ry reto an 🙀🥰
Tena we mafinaritra mizara azy 💕
Manasa anao anandrana ny produit anay
26/03/2026
🥺 témoignage waooh b ❣️
Huile Elixir ❣️
3 semaine de mahita vokatra 🥰
Retour client iray nampiasa azy
26/03/2026
Waooh 🙀❣️
Retour kely avy amin'ny client
Mila manana faharetana Kely wa 🥺
Huile Elixir ❣️❣️ 16.000ar 100ml
Dispo chez Le coin d'Eva
0347937708
Livraison par tous à Madagascar
04/11/2025
PROMOTION BE !! Betsaka nareo no nangataka ka indro ary
Vidiny 16.000ar 100ml
10.000ar 50ml
✨ Élixir cheveux ✨
Vokatra vaovao be izay
✓ Mampaniry volo vetivety ( loha sola )
✓ Mampalava volo
✓ Manamafy volo simban'ny "appareil chauffant"
✓ Mi-hydrater volo
✓ Mampangirana sy manalefaka volo
✓ Manatsara ny volo maina sy vakivaky
✓ Mampihadana ny fanirihan'ny volo fotsy
✓ Mampitsahatra ny volo mihintsana ary, mety amin'ny karazam-bolo rehetra
Ho itanao fa haniry vetivety ny volonao ary ny volo fotsy tsy ho betsaka intsony😉
Vokatra natoraly 100 % 🌿
Livraison Tana sy province
Province par ( colis express, cotisse, service rapide, taxi brousse, tout type de transport...)
25/10/2025
Redonnez vie à vos cheveux avec notre soin repousse cheveux enrichi en actifs naturels puissants ❤️
✨ Élixir cheveux ✨ Vita Malagasy 🇲🇬 100% naturel tsy misy chimique
Ny vokatra azo avy aminy
✓ Mampaniry volo na sola na mihintsana na simba.
✓ Manatevina volo
✓ Manala angadrano
✓ Manaela vao fotsy volo
✓ Mampihena ny fanirin'ny volofotsy
✓ Mety @ rehetra na lehibe na kely na lahy na vavy
✓ Mety @ karazambolo rehetra
✓ Vao manosotra dia efa malefaka be ny volo
3 semaine ihany dia mahazo vokatra tsara 😉
Andramo fa ho itanao fa haniry vetivety ny volonao 🌿
Vidiny tokana 16.000ar 100ml
Manao livraison tana sy pronvince
Contacter le 038 32 365 33 mp ou WhatsApp
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Sabotsy-Namehana
Opening Hours
| Monday | 04:00 - 22:00 |
| Tuesday | 04:00 - 22:00 |
| Wednesday | 04:00 - 22:00 |
| Thursday | 04:00 - 22:00 |
| Friday | 04:00 - 22:00 |
| Saturday | 04:00 - 22:00 |
| Sunday | 04:00 - 22:00 |
