Fitsaboana Natoraly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitsaboana Natoraly, Health/Beauty, Soavina antsimondrano, Tanjombato.
Tena tsara ra vohamarina tany @ Docteur ny aretina mahazo anao mba hafantarana tsara ny fanafody mifanaraka @ lay aretina tianao ho tsaboina
โ 0388403673
โ 0380333705
02/07/2025
๐จ SMOOTHIE(zavam-pisotro natoraly )MAHERY VAIKA HO ANโNY PROSTATE
Rehefa mihoatra ny 40 taona ianao, dia ilaina ny mikarakara sy manadio tsara ny prostate. Ity smoothie voajanahary ity dia tena manampy aminโny fanadiovana, fanamaivanana ny fivontosana (inflammation), ary koa aminโny fanatsarana ny olana ara-pananahana. Tsy vitanโizay fa manampy aminโny fisorohana aretina hafa koa izy ity.
๐ฟ FOMBA FANOMANANA:
๐ข 1 โ Makร tongolo gasy efatra (4), diovy ary tetehina ho sombintsombiny, apetraho ao anaty vilany na tavoahangy madio.
๐ข 2 โ Ampio voatabia iray (1) efa notetehina ho sombintsombiny.
๐ข 3 โ Ampio koa vakana tamotamo (curcuma) iray, efa voadio sy notetehina.
๐ข 4 โ Apetraho ao anaty mixeur avokoa ireo akora rehetra, ary asio rano 2 vera.
๐ข 5 โ Ataovy mixรฉ mandritra ny segondra vitsy.
๐ข 6 โ Rehefa vita dia sivano tsara.
๐ข 7 โ Arotsaho anaty vera ary vonona hosotroina.
๐ฟ FOMBA FISOTROANA:
๐ข Misotroa 1 vera isanโandro mandritra ny 15 andro misesy.
๐ข Tena mandaitra aminโny fanalefahana ny fivontosana aminโny prostate, manadio ny rafi-pananahana, ary manampy aminโny fiverenana aminโny ara-dalร na aminโny lafiny firaisana ara-nofo( Raha mbola tsy tafiditra amin'ilay groupe fahasalamana madio -cercle naturel pour hommes ianao dia midira mp aminay, miresaka lalindalina kokoa isan'andro momban'ny taovampananahana lehilahy. Marihana fa misy vidim-pidirana izy io).
โ ๏ธ FANAMARIHANA MANAN-DANJA: Ho anโny vokatra tsara indrindra dia ataovy tsy tapaka ny fihinanana anโity smoothie ity mandritra ny fe-potoana voalaza. Aza atao mihoatra ny fatra voalaza raha tsy anomezanโny dokotera toromarika manokana.
๐
Miaro ny fahasalamanao aminโny fomba voajanahary sy mora atao!
Tsy mila fanafody lafo, fa akora tsotra hita ao an-dakozia fotsiny dia afaka manome vahaolana maharitra ho anao.
27/06/2025
๐ด ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ซ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ค๐๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐ โ ๏ธ | ny valiny dia TSIA ! Tsy manimba reins velively ny fanafody tension rehefa hoanina araka ny tokony ho izy sy voahara-maso tsara.
โ
Efa nozaraiko teto fa ny Tosidrร Avo tsy voatsabo tsara no anisany antony manimba ny reins eto Madagasikara. Mety hiafara hatrany @ fanaovana DIALYSE izany fahasimbana izany. Ny fitsaboana ilay Tosidrร Avo aminโny alalanโny fihinanana fanafody tension no anisany fiarovana voalohany mba hisorohana ny fahasimbanโny reins.
๐ฅ Mbola tsy tara. Arovy ny reins anao. Aleo misoroka toa izay mitsabo. Tsy an-jaza ny fanaovana izany Dialyse izany. Fahafakeliny 3 millions FMG isankerinandro, ary mitohy mandrampahafaty. Mirary soa tompoko !
โญ๏ธ ๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐ผ
___
Dr. Rakotonoel, Cardiologue โค๏ธ
15/06/2025
๐ด BETERAVY
Azo atao mba hitsaboana ny tsy mahavaika (impuissance), anemia (tsy fahampian-drร ), homamiadana, havizanana be, fihenanโny fitadidiana, na ny hatavezana, ny fihenan'ny fahitana, ny aretim-bavony sy ny fahalain-komana.
Ataovy jus madio tsara toy izao: Kikiso. Alona mandritra mandritra ny 12 ora ao anaty rano iray litatra sy sasany efa nampangotrahana .Asio tantely 4 sotro lehibe 1 ora alohanโny hisotroana Azy. Azo asiana vanilina raha ilaina mba hanalana fofona. Misy ilay antsoina hoe โradio activeโ ao anatiny ka mila ahontsana tsara mba hiasany alohan'ny hisotroana azy.
Fampifangaroana aminโny voankazo hafa :
- Beteravy + Karaoty = hitsaboana maso
- Beteravy + Voasary makirana = hitsaboana vavony sy hahazoana fahazotoan- komana
- Beteravy + Paoma = Mampahia
- Beteravy + Voasary = Havizanana, homamiadana, tsy fahampian-drร
- Beteravy + voaloboka = Kista sy fibroma
Tsara foana raha miaraka aminโny tantely ireo.
Tsy maninona ny fampiasana ny beteravy aminโny olona azonโny diabeta raha tsy mampiasa siramamy fa tantely ihany.
Mirary soa ho antsika rehetra.
14/06/2025
โผ๏ธNy hemoraide interne na externe โผ๏ธ
Za ry zareo tegna mijoro vavolombelona am ity resaka hemoraide ity fa tena napijaliany za a, fa tsy nahitako vahaolana akotran ity hoditra akondro ity ๐
*Hoditr'akondro ๐๐1 madio , ampangotrahana ny rano 1 litre dia zay vo alefa ao ny hoditr'akondro ๐๐1 madio iny ampangotrahana 3 mn dia esorina atao rano fisotro matritran tontolo andro iny , atao zay mandritran 5 jours misy hemorroide interne, externe ,fa tena afaka ioo ๐
Torohevitra Kely hoanareo Zay tena sahiranatsaina fa io tena efficace tamiko ,zarazao mba ho Itan hafa
13/06/2025
๐ Mangahazo mampihena calcium ? DISO ๐ซ
Betsaka ny olona mino fa ny mangahazo dia mitroka calcium aminโny vatana ka mety hiteraka fahalemena , harerahana sy fahasimban'ny hozatra ary taolana. Fa tena marina ve izany ๐ค?
๐ฌ Inona ary ilay tena misterin'ny mangahazo ?
๐ท Karbohidraty โ Loharanon-kery tsara ho anโny mpikotrana ๐
๐ท Fibre alimentaire โ Manampy aminโny fahasalamana sy fandevonan-kanina
๐ท Vitamina & Minรฉraux โ Misy potassium, magnesium, ary vitamina C
Ny antony mahatonga ny olona mieritreritra fa mety hiteraka olana aminโny calcium ny mangahazo dia satria misy glucosides cyanogรฉniques, izany hoe rehefa hoainana betsaka sy ratsy nahandro, dia miteraka cyanure, izay mampihena ny fandraisanโny vatana calcium.
โ ๏ธ Mety hiteraka olana ve izany ho anโny mpikotrana ?
โ Tsia, raha hainao tsara ny fomba fihinana azy ! Raha Hainao tsara koa ny mahandro mangahazo dia levona ny cyanure, dia tsy manimba ny calcium na koa tsy mapi-decale*
๐ฆด Raha te-hanana taolana sy hozatra matanjaka sy tsara ianao
โ๏ธ Mihinana calcium (toy ny ronono, yaourt, fromazy, epinard, sns.)
โ๏ธ Varier les sources de protรฉines ho anโny hozatra (atody, hena, trondro, soja, sns.)
๐ถ๐ถ๐ถ Aza matahotra mihinana mangahazo, satria tena loharanon-kery tsara ho anโny mpanao fanatanjahan-tena, indrindra ho anโny fahasalamana sy prise de masse
๐ฅ TSY NY MANGAHOZO NO OLANA, FA NY TSY FAHAIZANA MIHINANA SY TSY FAHAIZANA MANDANJALANJA
๐ Sakafo ihany no fanalahidy , ka mahaiza minana
13/06/2025
๐ฟ Beroberoka ๐ฟ
๐ดAinao ve fa miaro sy manasitrana aretina maro ny Beroberoka ๐ซข
๐ Maro reo olona efa nampiasa azy ary nahita vokatra avokoa ๐.
๐ manasa anao anaraka ny page mba
hafantaranao be2 kokoa ny momba azy.
ary aza adino ny manisy j'aime ๐ ra toa ka naha liana anao ny momba azy ๐ฅฐ
๐
https://www.facebook.com/100076113975489/posts/505866485293813/?app=fbl
11/06/2025
๐ด ๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ผ๐๐พ๐ ๐พ๐ผ๐๐ฟ๐๐ผ๐๐๐ โ ๏ธโ ๏ธ | Maro no manontany ahy hoe inona no tokony hatao mba tsy hahatongavana amin'izany ?
โ
Eto aho dia hizara ho antsika ny tokony ho hatao mba hiarovana ny fo ka tsy hahareraka azy sy tsy hiavian'ny insuffisance cardiaque.
โ
Raha tsorina dia ireto manaraka ireto no tokony hataon'ny tsirairay :
๐๐พ FADIO NY #๐๐๐๐ผ๐๐ผ sy ny SETROKA SIGARA | โญ ny sigara dia manimba ny lalandrร manondraka ny fo ka mitarika ny atao hoe athรฉrosclerose. Ny athรฉrosclerose no mahatonga ny fahatsetsenan'ny lalandrร @ fo (infarctus du myocarde).
๐๐พ Manaova dieny zao FITILIANA ny fisian'ny #๐ฟ๐๐ผ๐ฝ๐๐๐ผ sy ny aminao | โญ raha hita fa misy an'ireo ianao dia TSABOY. Ireo aretina roa ireo no tena mamotika haingana ny fo sy ny lalandrร raha tsy tsaboina araky ny tokony ho izy.
๐๐พ FADIO ny mihinana SAKAFO #๐๐ผ๐๐ผ๐๐ sy be menaka ary mamy loatra | โญ mitarika fahantsetsenan'ny lalandrร ny menaka ratsy hoentiny (LDL cholestรฉrol). Ny lalandrร kely manondraka ny fo (coronaires) no anisany tsetsemany. Ny siramamy koa dia mivadika ho tavy raha be loatra ny hoaninao.
๐๐พ TANDREMO ny fitiavana #๐๐๐๐ผ BE LOATRA | โญ ny sira tokony hoaninao isanandro dia tokony tsy hihoatra ny 1 SOTRO KELY (tsinjaraina sakafo maraina-atoandro-hariva). Ny sira dia mitazona rano, ary mampiakatra tosidrร . Ny tosidrร miakatra dia manimba ny fonao.
๐๐พ Manaova #๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐
๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐๐ผ isanandro | โญ ny olona tsirairay dia tokony hanana fotoana hanaovana fanatanjahantena adiny 02 sy sasany (150 miditra) isakerinandro farafahakeliny. Toy ny hazakazaka madinika (jogging), ny lomano (natation), ny bisikileta (cyclisme), sy ny maro hafa.
โ
๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐ผ
10/06/2025
๐ด๐ฝโ ๏ธ ๐๐ก๐ง๐ข๐ก๐ฌ 3 ๐ ๐๐๐๐ง๐ข๐ก๐๐ ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ ๐ ๐-๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ ๐๐ง๐๐ง๐๐๐ ๐ฅ๐๐๐๐๐ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐
1๏ธโฃ ๐๐๐ฎ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ถ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ:
miakatra noho izany ny habetsaky ny dรฉbit makany amin'ny taova lehibe ka miezaka manamboatra p**i ny voa hampienana izany.
2๏ธโฃ ๐๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐๐ฒ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ:
tsy dia mamoaka hatsemboana ny vatana rehefa mangatsiaka,noho izany ny voa sisa no tena afaka mamoaka ny tsiranoka amin'ny vatana,ka mahatonga antsika mip**i matetika.
3๏ธโฃ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐๐ฎ๐๐ถ๐ฎ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ธ๐ฎ:
ny hatsiaka dia manaitra ireo nerfs-n'ny vessie,ka mahatonga ilay fahatsapana poritra matetika,na tsy mbola feno tsara aza ny Tatavia.
โ ๏ธ ๐๐๐ฎ ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ :
๐ธ๏ธInfections urinaires (mamaivay rehefa mip**i, mety hisy fiรจvre,hila tsy ho voatazona)
๐ธ๏ธFihetsehan'ny Diabรจte (mangetaheta lava + mip**i matetika)
๐ธ๏ธAretin'ny prostate (hoan'ny lehilahy)
๐ Manatรฒna tobim-pahasalamana raha mip**i matetika no misy fambara hafa toy ny fanaintainana ,harerahana,fiรจvre sns.๐
Aza adino ny manisy j'aime ๐ ny pejy tsika ra toa ka nahaliana anao ny zavatra no zaraina anao,ary mahaiza mizara mba halalan'ny hafa.
https://www.facebook.com/profile.php?id=100076113975489
10/06/2025
๐๐ฅTantara mampihetsi-po๐๐ฅ
Lehilahy iray 78 taona no nianjera tampoka teny aminโny arabe ka nalefa aingana tany aminโny hopitaly. Voatery tsy maintsy Nomena oksizena izy mba hanohanana azy mandritra ny 24 ora. Rehefa afaka kelikely dia nanomboka nihatsara ny fahasalamany.Avy eo dia notoloranโny dokotera fakitiora mitentina 550 000 Ar izy. Raha vao nahita izany izy dia nitomany. Hoy ny dokotera taminy: โAza mitomany aminโny vidinโny fitsaboana.โ
Fa hoy ilay lehilahy: โTsy ny vola andoavako izany tsy misy amiko no mampitomany ahoโ Afaka mandoa izany aho. Fa mitomany aho satria nandritra ny 24 ora nampiasako oksizena, dia 550.000 Ar no aloako, nefa efa 78 taona aho no miaina aminโny rivotra nomenโAndriamanitra maimaimpoana. Tsy mbola nandoa na dia ariary iray aza aho. Fantatrao ve hoe ohatrinona no adidiko aminโAndriamanitra?โ๐๐ฅ
Tsy nahateny ny dokotera. Nampidina ny lohany ary nitomany.๐ฅ
Ankehitriny ianao izay mamaky ity hafatra ity, miaina aminโny rivotra maimaim-poana avy aminโAndriamanitra isanโandro. Raiso azafady 2 segondra aminโny fotoananao mba hizara ity aminโireo olom-pantatrao rehetra, ho fampahatsiahivana azy ireo hanao hoe:
โMisaotra Tompoโ noho ireo fahasoavana nomenao ahy.๐โค๏ธ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tanjombato

10/06/2025
10/06/2025