Mendrika 2.1
Salama tompoko izahay dia faly manolotra entana mora ho anao sy zavatra tsara ho anao, manasanao mba andray anjara tompoko
30/06/2025
Tsara nef amidy mora , mila vola maika ty zareo a
Tss adivarotra tsony io
💖
Réseau 4G
RAM 4Go
ROM 128Go
Camera 13mpx
Selfie 8mpx
Batterie 4500mAh matanjaka be
version 8
Prix 140000ar fix fix
Mazaka gcam sady tsara caméra io
Contact :0344986615
15/06/2025
Tsy aiko fa andramo zay manana Chat rehetra
tokony ho tonga saina ny gasy
30/05/2025
Promo de Bissape Rouge 💐💐
👉Mora nefa tsara
👉Efa maina tsara
👉efa voafatina tsara
💐Araraoty ary fa mbola azahona be io raha ivarotra ihanao amidy mora be mintsy
Prix Fix 40.000ar/kg. Ou 200.000fmg/kg
Salama daholo 🥰, abonnéo👍 le page Raha tinao ny anaraka série Philippine aminy teny malagasy tohiny brothers
Partageo ho itany ireo pakafy 🙏
01/05/2025
Adao asitsika fizarana crédit Yas🤪
Lalao androany lony Telma ihany 🥰
❤️❤️Partager Ary de abonnez-vous 💓💓
Arao tsy tapaka page fa vonona izara aminao faona zahay
🥰🥰 Bisous mamy bé daholo ô!💞💋
24/04/2025
Mila vola maika n'y tompony
Mp prix
22/03/2025
⚽🏆 PRONOSTIC - Qualification Coupe du Monde 2026 🏆⚽
Madalo ihany izao fa araraoty, partageo mba ahita ny namanao
Ho antsika rehetra abonné amin'ny pejy, 'Ndao hilalao dia mahazoa smartphone Samsung Galaxy S23 Ultra 📱🎁 Tsindrio ny j'aime la page raha handray anjara ianao.
Soraty ao anaty commentaire ny vinavinan'ny score final 90' amin'ny lalao amin'ny 24 Martsa
Ohatra : Madagascar 0 - 0 Ghana
(Hajao ny espace sy ny - sy fanoratana ireo firenena raha tianao ho hitan’ny logiciel ny commentaire-nao)
❌tsy ekena modification de commentaire 🚫
tsy maintsy mandresy 🇲🇬
⚽
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Tanjombato
