Smile beauty
๐๐ฒ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ ๐ข๐ฌ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ช๐ฎ๐ข๐ฉ๐ ๐๐ซ๐จ๐๐๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ง๐๐ฅ๐ฌ๐
22/09/2025
๐ชทMes loulous bonjour๐ฅฐ
๐ข๐ขLundi Jolie๐ฅ๐ฅ
๐๐CADEAU DU JOUR๐๐
๐Epilation aisselles =6000Ar
๐Epilation maillot integrale =25000Ar
๐๐ผ๐ขizay manao service plus de 40000Ar androany dia
๐๐(Manucure=soin main complet ร offert par le salon๐ซข๐ซข)
Aty Smile beauty daholo ny prรด androany ohh๐ฅฐ๐ฅฐ
Horaire:
7h30 ร 18h(continue)
N.B:Complet tsara ny รฉquipe tsy misy hoe milahatra be zany hoa
11/08/2025
โ๐ธ๐ฅฐSalut mes Loulou๐ฅฐ๐ธ
โ tena tiako hampahafantarina anareo hoa fa efa disponible ato amin'ny Smile beauty ny :
โ
โ๐
๐๐จ๐ฌ๐ ๐ง๐ฎ๐๐"effet brillant"๐บ
โ
โAry ianareo efa hela tsy hita io mba mandalova amin'izay mikarakara endrika amam-bikร nao fa efa vonona hikarakara anao izahay ato amin'ny Smile beauty
โโจMampatsiahy hatrany izahay fa manao service ๐๐ง๐ ๐ฅ๐๐ซ๐ข๐ -ร๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง -๐๐จ๐ข๐๐๐ฎ๐ซ๐ -๐๐ฬ๐๐ข๐๐ฎ๐ซ๐ et ๐๐๐ง๐ฎ๐๐ฎ๐ซ๐ ary ny ๐๐๐ฌ๐ฌ๐๐ ๐ tena mampilamina tsaraโบ๏ธ๐
โ
โAty Tanambao 5 izahay โ toerana mora hita sy mandray tsara!
โ๐
Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy. Amin'ny 7 Ora sy sasany maraina ka hatraminโny 6 Ora hariva
โ๐ Antsoy izahay amin'ny 034 48 602 34 na alefaso fotsiny aminโny MP
โ
โ๐ Smile beauty , ilay toerana hamirapiratan'ny tananao! ๐
โ๐ Manokร na fotoana ianao rahampitso Mardi dia ho hitanao ny fahasamihafana!
โ
09/08/2025
โ๐โจ Magnifique Samedi, magnifique week-end! โจ๐
โ
โTsy avela handalo fotsiny e! Andro Sabotsy toy izao dia fotoana tsara haka aina, hanadino kely ny adin-tsaina ary hikarakara tena.
โAto aminโny Smile beauty , miandry anao ny ekipanay hanao anao ho mamiratra sy ho madio hatrany aminโny tendron-tongotra ka hatraminโny loha ๐
๐โโ๏ธ๐โโ๏ธ
โ
โ๐ Tolotra miandry anao :
โ
โ๐
Onglerie manara-penitra sy maharitra
โ๐โโ๏ธCoiffure miavaka ho anโny endrika rehetra
โ๐โโ๏ธMassage mampitony sy manala havizanana
โ๐ฆถรpilation malefaka sy mahafinaritra
โ๐
Pรฉdicure & Manucure manaitra maso
โ
โ
โ๐ Ato aminโny Smile beauty , votre satisfaction est notre plaisir! ๐๐ซ
โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ร ๐๐๐๐๐๐
โ
08/08/2025
โ๐ธ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ธ
โ๐ Ataovy miavaka ny tananao, ampio hakantony amin'ny Smile beauty ๐
โ
โ๐
Manome tolotra manara-penitra izahay ho an'ny:
โโจ Gel / Rรฉsine / Semi-permanent
โโจ Nail art manokana sy amin'ny lamaody
โโจ Soin des ongles
โโจ Pose Capsule
โ๐ Ao Tanambao 5 izahay โ toerana mora hita sy mandray tsara!
โ๐
Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy. Amin'ny 7 Ora sy sasany maraina ka hatraminโny 6 Ora hariva
โ๐ Antsoy izahay amin'ny 034 48 602 34 na alefaso fotsiny aminโny MP
โ
โโ
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ilay toerana hamirapiratan'ny tananao! ๐
05/08/2025
โ
โ๐ธ Promo Spรฉciale Beautรฉ ๐ธ
โ
โโจ Pรฉdicure
โโก๏ธ Offre manokana amin'ny tarif mirary!
โ
โ๐ฅPรDICURE 15.000๐๐ซ๐ข๐๐ซ๐ฒ
โ
โโ
ร demain Mercredi ato amin'ny Smile beauty ร Tanambao 5, araraรดty fa rahampitso iany ny Promo๐ฅฐ
โโ๏ธ 0344860234 na midira MP
โ
โ๐ฆถ Fahadiovana & fikarakarana ho anโny tongotrao
โ
โAvia ho mamy endrika sy confident ๐
๐
โ โ aza tara annn๐๐ฅฐ
โ
04/08/2025
โ๐ธ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ธ
โ๐ Ataovy miavaka ny tananao, ampio hakantony amin'ny Smile beauty ๐
โ
โ๐
Manome tolotra manara-penitra izahay ho an'ny:
โโจ Gel / Rรฉsine / Semi-permanent
โโจ Nail art manokana sy amin'ny lamaody
โโจ Soin des ongles
โ๐ Ao Tanambao 5 izahay โ toerana mora hita sy mandray tsara!
โ๐
Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy. Amin'ny 7 Ora sy sasany maraina ka hatraminโny 6 Ora hariva
โ๐ Antsoy izahay amin'ny 034 48 602 34 na alefaso fotsiny aminโny MP
โ
โ๐ Smile beauty ilay toerana hamirapiratan'ny tananao! ๐
โ๐ Manokร na fotoana ianao rahampitso Mardi dia ho hitanao ny fahasamihafana!
โ
โ
01/08/2025
Mes loulous๐บ
๐๐ผ๐ชทHo valinay miaraka ary ianareo ilay manontany fona hoe:
"Sao milahatra be nge ao eh??"
๐ซถ๐ซถIreo ary ny EQUIPE Professionels mandrafitra an
Smile beauty ๐๐ผ
๐ขComplet ny รฉquipe ao amn service
๐ชทEsthรฉtique _coiffure_onglerie _massage
N.B:Tsy misy hoe milahatra be fa izay tonga dia ho voaray daholo ohh๐ฅฐ
๐ซถ๐ซถTianay be fona ianareo๐บ๐ฅฐ
๐๐ซขIzay mahafantatra ny anaran'ny iray amn ireo mahazo massage faciale gratuit..androany ihany ah๐๐๐ฅฐ
01/08/2025
โ๐โโ๏ธAoรปt - Volana Vaovao, Endrika Vaovao!๐โโ๏ธ
โTongava hanao fanapahana volo sy fikarakarana manokana ao amin'ny Smile beauty
โ
โ๐ Manomboka anio, andeha hiatrika ny volana Aogositra amin'ny style vaovao sy confident ๐
โ
โ๐๏ธ Tolotra miavaka ho anao:
โโ๏ธ Fanapahana volo (coupe stylรฉe)
โ๐โโ๏ธ Brushing & lissage
โ๐ฟ Soins capillaires manasitrana sy manome aina ny volonao
โ๐
Manicure & pรฉdicure kanto
โ๐โโ๏ธ Soin du visage mampisy famirapiratana
โ
โโ๏ธ0344860234
โ๐ฅMidira MP Haingana
31/07/2025
โ๐ธJeudi Magnifique chez Smile Beauty๐ธ
โ
โEnvie de vous faire chouchouter aujourdโhui ?
โPrenez un moment pour vous avec nos prestations beautรฉ exceptionnelles :
โ๐โโ๏ธ Soin du visage
โ๐
Manucure
โ๐ Brushing & coiffure
โ๐ Massage dรฉtente
โ
โ๐ Offrez-vous un instant de bien-รชtre, parce que vous le mรฉritez โค๏ธ
โ
โ
โ"Nโoubliez pas de liker la page et de vous abonner sโil vous plaรฎt ! ๐ Merci beaucoup !"โ
30/07/2025
โ___________Bonjour mes Loulou๐ฅฐ________
โ ๐ Tsy hadinoina! ๐
โSmile Beauty dia tsy vitan'ny hoe manampy amin'ny hatsaran-tarehy sy fikarakarana manokana, fa manao TRESS koa izahay! ๐๐ฝโโ๏ธโจ
โ
โโก๏ธ Tress naturel, tress fantaisie, tress protectrice โ miankina amin'ny safidinao!
โโก๏ธ Vita matihanina, haingana, ary manaja ny hoditra sy volonao
โโก๏ธ Misy toerana ho an'ny rehetra: zaza, tanora, sy olon-dehibe!
โ
โ๐ Tongava mitsidika anay ato amin'ny Smile Beauty, fa ny endrikao sy ny volonao no prioritenay ๐
29/07/2025
โ
โ๐ธ Promo Spรฉciale Beautรฉ ๐ธ
โMiomร na ho tonga lafatra aminโny herinandro!
โ
โโจ Pรฉdicure + รpilation
โโก๏ธ Paquet manokana amin'ny tarif mirary!
โ
โ๐ฅ๐ฬ๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฆ๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐จ๐ญ ๐ข๐ง๐ญ๐ฬ๐ ๐ซ๐๐ฅ 30.000๐๐ซ๐ข๐๐ซ๐ฒ
โ๐ฅ๐ฬ๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ข๐ฌ๐ฌ๐๐ฅ๐ฅ๐ 6000๐๐ซ๐ข๐๐ซ๐ฒ
โ๐ฅ๐๐ฬ๐๐ข๐๐ฎ๐ซ๐ 10.000๐๐ซ๐ข๐๐ซ๐ฒ
โ
โ๐
Androany Mardi iany ka araraoty๐ค
โ๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ร Tanambao 5
โ๐ 0344860234 na midira MP
โ
โ๐ฆถ Fahadiovana & fikarakarana ho anโny tongotrao
โ๐ฟ Fanaovana รฉpilation milamina sy tsy mampahory
โ
โAvia ho mamy endrika sy confident ๐
๐
โ โ aza tara annn๐๐ฅฐ
28/07/2025
โ๐ธ Te ho tsara tarehy hatraminโny tendronโny rantsantร nanao? ๐ธ
โTongava hanao manucure & pรฉdicure aty amin'ny ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ aminโny fomba matihanina sy mahafinaritra! ๐
๐ฃ
โ
โ๐ Service professionnel
โโจ Ongles soignรฉs sy stylรฉs
โโจ Soin complet sy manadio
โโจ Vernis matotra na semi-permanent
โโจ Relaxation ho anโny tongotra sy tanana
โ
โ๐ Antsoy 0344860234 na midira MP
โ๐ Tanambao 5, Toamasina 501
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:30 - 18:00 |
| Wednesday | 07:30 - 18:00 |
| Thursday | 07:30 - 18:00 |
| Friday | 07:30 - 18:00 |
| Saturday | 07:30 - 18:00 |
