Beauty shop by Miou

Beauty shop by Miou

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty shop by Miou, Beauty, cosmetic & personal care, Lot 1777 Pll 11/14, Toamasina.

Photos from Beauty shop by Miou's post 06/10/2025

Tsy misy tantaraina fa efa fantatrareo😍

✨BODY CREME VASELINE✨
A mini prix hatrany💯💯
🔸24H et 72h Glowly( HYDRATÉ )
🔸Miaro ny hoditra
🔸Malefaka tsara ny hoditra

PRIX CADEAU BE 🎁🎁🎁

Manao livraison🚛🚛🚲🚲

Photos from Beauty shop by Miou's post 06/04/2023

✨EYELINER GLITTER 6COULEURS✨

🌟AVEC EMBOUT PLUS PRÉCISE
🌟PRIX: 15000ar(Lot de 6)

Manao livraison 🚲🚲

06/04/2023

✨MASSEUR DE TÊTE PROFESSIONNEL ✨

🔹ANTI - STRESS
🔹MANALA ARETIN'ANDOHA
🔹MANAMPY @ RESAKA TENSION
🔹MAMAMPY @ FIKORIANA NY RÀ

PRIX: 10000Ar

Manao Livraison 🚲

Photos from Beauty shop by Miou's post 06/04/2023

✨ BRUME PARFUMÉE POUR CHEVEUX

🔹PARFUM VANILLE ET CHOCO
🔹AUTHENTIQUE

PRIX: 15000Ar

Manao livraison 🚲🚲

Photos from Beauty shop by Miou's post 01/03/2023

HOAN'IRENY OLONA MANANA OLANA AMIN'NY FOFONA VAVA IRENY INDRAY OH

🔥SPRAY BUCCAL🔥
PRIX: 12000Ar

🦷PARFUM RAISIN MENTHE
🦷MANALA FOFOMBAVA
🦷MIARO NY ATIVAVA SY NY VAVA @ "BACTÉRIE"
🦷MANALA TÂCHE @ NIFY

MANAO LIVRAISON 🛵🛵

Photos from Beauty shop by Miou's post 26/02/2023

HO ANAO MANIRY HANENA VATANA ANEFA TSY MAHITA VAHAOLANA MIHITSY , ITY VOKATRA ITY TENA 100% EFFICACE ,MAHITA VOAKATRA HAINGANA NEFA VITA @ AKORA VOAJANAHY

🔥THÉ MINCEUR CATHERINE 🔥
🔹-Manala ny tavy ratsy rehetra amin'ny vatana
🔹-Manala Cholesterol
🔹-Mampihena haingana be
🔹-Tsy misy effet secondaire
🔹-Très efficace💯💯

☎034 67 436 91

MANAO LIVRAISON 🛵🛵🛵

Photos from Beauty shop by Miou's post 30/01/2023

Te hanana volo CURLY ve nefa tsy mety mivoaka mihitsy? Ity misy soins tsarabe 🥰😍😍🥰

✨SOINS DEFINING CURL ET LEAVIN✨

🔹MAMOAKA TSARA NY BOUCLE(CURLY)
🔹MAMPAMANDINA SY MAMPALEFAKA TSARA
🔹TSY VOATERY MANAO METHODE DIA EFA MIVOKA NY BOUCLE
🔹TSY MIFIDY TYPE SY POROSITÉ NA VOLO

PRIX: 30000Ar izy roa
AAFAKA MANDE TSIRAIRAY IHANY KOA

LIVRAISON POSSIBLE🚲🚲

23/09/2022

☎034 67 436 91

🌿HUILE INDIENNE TRICHUP🌿

Menaka fampiasan'ireo karama 100% mampaniry volo sady mampitsahatra tanteraka ny volo ,mampaniry volo rehetra na ny volo efa misy sola aza ary tsy mifidy kazambolo ary aingampiasa

🔥2hernandro dia mahita vokatra na ireo loha sola aza
🔥Hijanona tanteraka ny fihitsanan'ny volo
🔥Mampitombo 2 ka hatramin'ny 5cm ny halavan'ny volo
🔥Manatsara ny kalitao ny volo, mampangirana , mamalefaka volo

PRIX : 10 000ARR

MANAO LIVRAISON🚲

Photos from Beauty shop by Miou's post 21/09/2022

✨BANDE DÉPILATOIRE ✨

🔹20 Bandes avec CIRE (Paire de 10 bandes)
🔹Afaka hanalana ny volo rehetra toy ny: AISSELLE , MAILLOT , JAMBES , SOURCILS, BARBES ,....
🔹Tsy misy effet secondaires
🔹Pratique be satria tena mora ny mampiasa aza
🔹Ela indray vao miniry ny volo ary tsy mamela trace😍😍

Prix: 10000Ar

Manao livraison🚲🚲🚲

📞034 67 436 91

Photos from Beauty shop by Miou's post 20/09/2022

🔥LISSAGE BRÉSILIEN 🔥
PRIX: 20 000Ar(CRÈME LISSAGE➕CRÈME FIXATEUR)
MAHARITRA KATRAMIN'NY 6MOIS MIVOKA TSARA NY VOLO ARY TSY MILA MANAO VOLO INTSONY

MANAO LIVRAISON🚲🚲

MP NY FOMBA FAMPIASANA AZY

📞034 67 436 91

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Website

Address

Lot 1777 Pll 11/14
Toamasina
501