Judith beauté

Judith beauté

Share

Coiffure & Esthétique,Ampasy Vangaindrano 💅🏻🌹

Photos from Judith beauté's post 27/05/2024
Photos from Judith beauté's post 27/05/2024

🦋🩷Akôry aby fasha 🥰

🌟💅🏻Mbola mitohy ny Fanaovana pose faux ongles et décoration ato amin'ny Judith beauté ✨ ireto misy model maro afaka ataontsika izay tianao ka aza misalasala manantona mivantana na maka rendez vous ato amin'ny page
💸Réduction 30%

🗓️Ouvert Lundi jusqu'à samedi 🕗-08h matin -17h
🔴Lieu : Vangaindrano Ampasy Akaiky ny Karibo Hôtel 🏠

📞Contact :0383793156

23/05/2024

🎁🎁 PROMOTION FÊTES DE MÈRE ❣️🎉

👋🏻Amin'ny izao hankatokin'ny fetiny Reny izao Dia mahafaly anay atao amin'ny Judith beauté(coiffure & Esthétique)no manolotra promotion ho antsika vehivavy rehetra Tia mikarakara volo sy tarehy

🔖Fihenambidy 30% bé izao ireto tolotra manaraka ireto :
- Coupe
- Lissage
- Tresse
- Coloration
- Curly
- Extension
- Pose faux ongles et vernis permanent
-Make Up
📍Misy ihany koa ireo produits vaovao Maro isankarazany ho any volo sy tarehy izay natao amin'ny vidiny Mirary zakan'ny rehetra
📍Bonus par pack💅🏻
Aza Tara Ary fa mandalo ihany izao promotion fêtes de MJudith Alexiahth Alexiahth Alexiahpasy Vangaindrano ( akaiky ny hotel Karibo )
Contact :0383793156

17/05/2024

Coupe & lissage natao tao amin'ny Judith beauté Vangaindrano Ampasy 💓💅🏻

"Misaotry âme fahatokisa row fasha " 😍 🧚🏻

Afaka mandray rendez vous eto amin'ny page izahay na miantso ny Laharana Etsy ambany

Judith Alexiah
🏠 Toerana : Vangaindrano Ampasy (Akaiky ny Karibo Hôtel)
📞Contact :0383793156

15/05/2024

Tresse réalisé chez Judith beauté Vangaindrano Ampasy 💓💅🏻

Merci pour votre confiance ma jolie 😍 🧚🏻
Judith Alexiahlexiah: Vangaindrano Ampasy
Contact :0383793156

14/05/2024

Akôraby e ☘️🍀
Atao ahoana Ary ny manalava volo haingana!!??misy Liana ve ?
Miainga amin'ny zava misy sy akora taka-bidy fona no zaraina!💯
Asina j'aime ny page ra te ahazo fanampiana maimapoana foana♥️💕taggeo eo amin'ny commentaires le namanao Mila anle astuce 🤔😉

27/03/2024

👋Isika pankafy natoraly ndray eee,🥰

🍌Oditra akondro 🍌

🤔Fantatrao ve fa Manala tasy sy Mony ireny Oditra akondro masaka ireny ?

💡Fomba fampiasana azy :
osorana fotsiny ny oditra akondro masaka tsara,alona 15min Dia kobanina amin'ny rano matimaty,

Andramo fa efa betsaka no nahita vokany tsara
Afaka atao isan'andro
Mirary Soa, 🙏🏻
Inona koa n'y astuce Tinareo omeko soraty ao amin'ny commentaires ?

Judith beautéuté

18/03/2024

Tresse et Makeup réalisée par Judith beauté♥️♥️♥️
Merci pour votre confiance zandriko tiako ♥️♥️♥️
Postiche disponible uniquement chez nous ♥️♥️

Lieux : Ampasy Vangaindrano à côté Karibo Hôtel
Contact : 0383793156
Modèle : Safidindrainy Elida

11/03/2024

Mankasitra hatrany amin'ny fahatokisana oh 😍

Photo 8 Mars

Lieu : Ampasy Vangaindrano 💅🏻 Akaikin'i Karibo hôtel

Contact : 038 37 957 56

Photos from Judith beauté's post 09/03/2024

😘❣️ Merci pour votre confiance 🥰

Photo 08 Mars 2024

Lieu : Ampasy Vangaindrano 💅🏻 Akaikin'i Karibo Hôtel

Lundi - samedi
Heure d'ouverture : 08h Matin - 17h

Contact : 038 37 957 56

Photos from Judith beauté's post 09/03/2024

Tresse et Make UP réalisé par Judith beauté ❤️❤️❤️

Lieu : Vangaindrano Ampasy à côté Karibo Hôtel

Contact :038 37 957 36
"Antsika aby samby fasha 😻"

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00