Varotra la mode tamatave

Varotra la mode tamatave

Share

Tongasoa ato page tsika👋 aza misalasalasa miditra mp raha misy mahalina anao🥰

16/07/2025

Robe près du corps
Taille sm

30/05/2025

Robe pull mihaja be😍
Frip sans défaut

Photos from Varotra la mode tamatave's post 30/04/2025

Ensemble Jogging 3 pièce 😍
Princesse Sofia 🥰
3 où 4ans

Photos from Varotra la mode tamatave's post 30/04/2025

Ensemble Jogging 3 pièce 😍
Mac Queen
3 où 4ans hiany no dispo 💞

04/03/2025

Andaho eh🥰

Ity ary ilay Jeux matsolaka 08 Mars GROS LOT 1000000ar ho an’i Abonné ihany 🙏
Aleo mba mifankafatatra Anarana isika ato amin’ny Pejy
Ka momban’ny Anarako ny Jeux ataontsika ary Marihako fa izaho tsy manana compte perso mitondra anarana Tantine Fabiola fa kosa Tonga dia anarako misoratra amin’ny CIN no compteko Perso ary misy Badge bleu 🙏
Iza amin’ireto ary no tena anarako :
1) Marcelo Mionja Fabiola sandatra
2) Marcelo Mionja Sandatra
Alefaso amin’ny commentaire ary ny valiny Marina ary ataontsika fisarihana amin’ny zoma 07 mars izany ka atao fisarihana izay maharina ka tsara vitagna dia mahazo vola GROS LOT 1000000 be izao indray
Ireto ny condition :
1) Paratgeo amin’ny comptenao perso ity jeux ity
2)Taggeo ny Namana 5 hilalao
3) Inviteo ny Namana
4 ) Partageo amin’ny groupe 5 samihafa ity jeux ity
Ary alefaso amin’ny commentaire ny Capture ireo conditions ireo 🎁
Izay mazoto mi tagge Namana sy partage ihany koa dia omena Cadeau 🎁
Aza miala ato @ Tantine fa ato misy Feeling 😘

Photos from Varotra la mode tamatave's post 06/02/2025

Ensemble Céline vert 💚😍

Photos from Varotra la mode tamatave's post 06/02/2025

Ensemble rouille 😍

Photos from Varotra la mode tamatave's post 06/02/2025

Ensemble Hermes beige 😍
Taille standard

Photos from Varotra la mode tamatave's post 06/02/2025

Ensemble Brooklyn rouge 😍
Taille standard 🥰

Photos from Varotra la mode tamatave's post 04/12/2024

Rose ou vert 😍😍😍

Photos from Varotra la mode tamatave's post 30/11/2024

Ireo ndray ny arrivage ntsika😍
Taille standard sml
Tamatave
Manao livraison

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Tamatave
Toamasina

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00