Touch by Lugie

Touch by Lugie

Share

Coiffeuse et esthéticienne

26/11/2025

Isaka ato koa ve mba mahatsapa an 'izany? fa otrany malaky izany ny iray volana ☺️

20/11/2025

Mba bory volo koa indraindray hihihi !!!! Bonne journée à tous😘

01/11/2025

Voalohany ny volana... hitondra fanambinana ho antsika rehetra !!!!

30/10/2025

Ho antsika vehivavy rehetra,aza atao akila-bao ny fikojakojana io vatantsika io indrindra fa ny fanokanana fotoana kely ho an'i volo sy tarehy

17/10/2025

Fenoy tsitsiky foana ny tontolon'andronao fa ho resy ireo fahasorenana izay mandalo

18/09/2025

La vraie force ,c est quand personne ne te soutient,mais tu avances quand même

13/09/2025

Un bon week-end à tous 😘

08/09/2025

Au boulot 🥰

07/09/2025

Cousin et cousine,mamy ery ! Tsy mifankafohy 🥰😍❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Andranomadio
Toamasina
501