Coiffure Iarivola
Effectue des soins et traitements capillaires dans un but d'hygiène et d'esthétique.
Conseille et aide au choix de coiffures, de coupes, de colorations et coiffes en tenant compte de la mode, de la morphologie et du goût du client.
21/07/2023
Tonga ny week-end e!
Efa nieritreritra ny anaovana ny volo ve enareo?
Jereo ty tao volo vita tato @ nay ty eh!
Ny lokony 😍
17/07/2023
Hey!
Avy ny orana, izahay koa tsy misokatra noho n’ny antony manonkana, androany fotsiny an!
Ty misy tao-volo azo atao androany.
Rahampitso ndray ary misokatra , afaka tonga mialoha, manomboka 6ora maraina.
antsoy fotsiny izahay: 034 49 530 50
☺️😘
05/05/2023
Ela ela zay tsy hitanareo nanao publication?
Variana mitady zay mbola ampiavaka anareo hatrany ☺️
Jereo ny taly vao vita omaly tato Coiffure Iarivola 😍 tsara eh?
Tongava eh!
4 000ar/ postiche 👸🏾
09/12/2022
Salama eh!
Nohon’ny fahasoavana ato aminay dia mikantona ny salon androany 9 Desambra sy 10 Desambra.
Mirary soa antsika dia ndray ny fotoana eh!
Mouuuah!
03/12/2022
Asa tanana nahafinaritra harivariva 😊
Ouuuff maka aina kely rahampitso alahady dia miverina misokatra isika @ Alatsinainy!
Tianareo koa ve?
17/09/2022
Te hiova look enao?
Tongava aty eh!
Mèche par mèche tato ihany.
Finition: steampod
Marihina Tsisy lissage io an!
Ka aza miandry ela tsony eh!
07/09/2022
Salama daholo!
Hafa foana ity loko ity oh?!
Tsara anie zany eh 😍
Ny équipe Coiffure Iarivola nanao azy!
Merci madame nahatoky anay 😘
Tongava fa ny loko koa kalitao tsy manimba volo mihintsy!
💞
19/08/2022
Fantatrao ve ny atao hoe « permanente »?
Dia tena fanovana ny natioran’ny volo mihintsy! Ny volo mahintsy na tsotra hozintsika haka olioly!
Toy ny volo rehetra mila karakara, fa tsy voatery animba zany!
io zao clientenay namerina nanao permanente ndray izy fa tena tiany! Ny volo mitombo tsara Sady mihalava!
Que demande le peuple? 🤪
15/08/2022
Nenareo koa ve tianareo ny volo lay tsy dia hita be iny hoe avy namboarina iny? indrindra moa izy rehefa natao bouclés zay! 😍
Tongava fa mandray anao izahay androany 15 Août!
27/05/2022
Ato Iarivola ny fotoana hariva
Vaky b***e friperie an-trano
Tongava eh!
26/05/2022
Mila volo maikamaika nefa tsara fety ty!
Tongava aty aminay 🥰
26/05/2022
Salama oh!
Mety gasy loatra itony randrana itony!
Reo misy modèle dia Tongava aty aminay karakaraina eh! 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 18:00 |
| Tuesday | 06:00 - 18:00 |
| Wednesday | 06:00 - 18:00 |
| Thursday | 06:00 - 18:00 |
| Friday | 06:00 - 18:00 |
| Saturday | 06:00 - 18:00 |
