Diva 501 et 101

Diva 501 et 101

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diva 501 et 101, Toamasina.

Tongasoa les DIVA 🥰
BOUTIQUE en LIGNE izahay
• Livraison à domicile sur Tana et Tamatave
• Mandefa faritra hafa
• Lundi au samedi ; 08 h à 18 h no mamaly MP
📞 0 32 03 575 03
Bon shopping 😘

Photos from Diva 501 et 101's post 03/07/2026

Tena ngomaaa live miaraka @ nareo aho 🥹😇😍
Demain samedi 04 Juillet ny fotoana ary
• Live manitra be 😍👌🥰
✅ Validé be ity live ity ho an’ireo tia VIP 🥰
Ireto avy no hitanareo anaty live demain 💥 >>>
• VIP : H.E.R.M.E.S - Lady Dior croco 🐊
• Misy an’ilay porte monnaie notadiavinareo ihany koa
• Misy porte feuille 3 fermeture sy porte feuille mety atao sac banane
• Sac raphia Gm mety anaovana vacances- sac epaule - sac GM - etc .
✅ Demain ihany koa isika no manao fisarihana an’ilay hoe iza no mahazo an’ilay sac lacoste 😉
‼️ Aza adino ny partage mes diva 😘😘😘

Mobile uploads 03/07/2026

Sandales plate léopards 😍
🤍Blanc pt 40

03/07/2026

Combo sac et porte money 😍

Photos from Diva 501 et 101's post 03/07/2026

Bonjour bonjour
Offre milay be ho an’izay manao JP androany dia gratuite ny livraison ( raha en ville )
• Couleur : blanc cache - noir - grenat - beige - marron - gris - fuschia
👌Vao arrivagentsika ireo ka mbola afaka misafidy tsara @ couleur izay tinao a 🥰🫰
👉 Livraison Tana & Tamatave
👉Mandefa faritra hafa

Photos from Diva 501 et 101's post 02/07/2026

Noir 🫰
Noir chacha ou noir perle !?
____ dispo de suite _____

Photos from Diva 501 et 101's post 02/07/2026

Resaka vanity ilay raha 😍👌
Raha ianareo manao JP dia JP chacha sa JP perle ?
Sady tendance avokoa 🥰
✅Dispo daholo ireoo an 🥰❤️

Photos from Diva 501 et 101's post 02/07/2026

❌ VENDU❌
Bonjour bonjour
Ato ndrayy aloha promotion vao maraina 😍💥
• Sac MM ; miaraka @ zanany kely daholo
1 pièce de chaque ihany
Na grenat na ilay blanc no alaina na izy roa e 👌
💰 17.000 ar seulement
❌Izay tonga aloha fona ihany tompony ❌

01/07/2026

Redispo indray ity
Anisany arrivagentsikaaaa
Taraiky nareo d’efa mifona fa zay vo tena farany an !!!

01/07/2026

Izanyy ary ny bombaaa endrasanareo 🥰😍
Matelassé ito modèle hafa an 😘🤗
‼️ Aza tara intsony @ zay moaaa 💥

Mobile uploads 01/07/2026

Talon croco noir
Pt 38 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina
101