B&A Onglerie

B&A Onglerie

Share

�abonnez vous�

29/08/2021

Coucou☺
Araka ny efa nampanantenaina antsika rehetra ny @ fisokafana ofisialy ny Salon B&A Onglerie dia ity ary misy jeux kely afaka handraisantsika rehetra anjara..

Ka ny loka azo amin'izany dia:

*pose vernis permanent+faux ongles
(Couleur et déco aux choix)
*pose extension gel +vernis permanent
(Couleur et déco aux choix)
*soins mains et pieds de A à Z

Tsotra ny fandraisana anjara

1..mentionnéo ao @ commentaires ny namanao 5 handray anjara☺sy hanisy j'aime ny pejy👍🏻
2..partagéo @ groupe 5 misy anao ity publication ity☺

Koa araraoty ary fa izay milalao iany no mahazo oo🥰..

Fisarihana ny 6 septembre ho avy izao😊 @ 10 ora maraina.
Araho tsy tapaka ary ny pejy.

28/08/2021

Bientôt la promotion de pose vernis,pose faux ongles,extension gel UV..préparez-vous les filles.😍🥰

28/08/2021

❤💅🏻

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Manangareza
Toamasina
501