Fasalamana Natioraly

Fasalamana Natioraly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fasalamana Natioraly, Toamasina.

Photos from Fasalamana Natioraly's post 31/12/2021

Amazing product from Power life.

Photos from Fasalamana Natioraly's post 23/12/2021

Ireto fanafody natoraly ireto dia mamelona indray ny cell izay efa maty sy simba( ho an'olona azon'ny Cancer indrindra2)
Mampiverina ny fasalamana ara-dalana oh: Diabetic, Hypertension,...
Manamafy ny tanjakin'ny hery fiharovana (anti-virus)
Miantoka ny fatsarambatana(beauté)
Mampiteraka
Mampihena ny tebiteby(stress)
Manatsara ny fitadidina(olana ara-tsaina)
Manadio ny vatana manomboka anaty katra eny ivelany.
Marihana fa maro ny asan'ireo fanafody ireo fa ts voatan'isa eto ny box fotsiny efa afaka maningotra karazana aretina maro anaty sy ivelany vatan'olona iray.100%natoraly, vita - maniry sy légumes maro2 natambatra izay voadinik'ireo manampahaizana manokana momba ny fasalamana avy any ivelany.

Amin'izao fotoana diavin-tsika izao no fotoana no tena tokony hikarakarana tanteraka ny fasalamana satria miaina ao anatina aretina tanteraka izao tontolo izao.
Miantsoa mivantana 0346592085.

Photos from Fasalamana Natioraly's post 23/12/2021

Manana olana amin'ara-pasalamana ve ianao?
Efa nandany fotoana nitsabo nefa tsy mety sitrana.
Aza misalasala ny mandefa hafatra fa misy vaha-olana ho anao.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Toamasina

Opening Hours

Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00