Mpanjakavavy naturelle

Mpanjakavavy naturelle

Share

Produits de beauté pour les cheveux et la peau à base des plantes avec une maximum de concentration pour que les actifs du produit soient intenses.

ANDAO ANJAKA AMIN'NY ZAVABOARY EH�

30/07/2023

J'ai pas de secret sur mes produits naturels. Voilà, je vous montre comment je prépare ma crème éclaircissante de A à Z😊.
J'suis pas une experte mais je partage ma petite connaissance
💥CRÈME de VISAGE et CORPS à base d'amidon de pomme de terre, carotte, crème de coco🥥, beurre de karité, huile coco pressé à froid, macérât huileuse d'ananas🍍-carotte🥕-avocat🥑-papaye

05/07/2023

FAGNAMBOARAGNA HUILE COCO PRESSÉ À FROID fait maison
1️⃣ Manamboatra lait de coco: mixena na bozigna Ilay coco, asina rano mafana kelikely ary tamise-na na ifiazana
2️⃣ Extraction : atao anaty carafe na bol en verre ny lait de coco ary apetraka amin'ny toerana mafanafana pendant 3 jours.
Rehefa vita Izay dia izara 3 ny lait de coco. Ambany Rano, antenantenany crème, ambony menaka madio bé.
3️⃣ Filtration : alaina aminy sotro moramora Ilay menaka eo ambony. Raha toa ka Mbola mahita menaka mifangaro amin'ilay crème eo ambany dia alaina tsikelikely Ilay crème ary atao anaty passoire misy lamba manify kely ( fond ). Tantazana aminy récipient en verre.
Izay dia vita!
Araho ny page raha Tianao ny fifampizarana natao😊

Mazotoa manamboatra huile de coco tsy mandalo afo daholo ary oh!

14/06/2023

Astuce pour protéger les boucles durant la nuit😴

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 23/05/2023
Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 22/05/2023

Bonjour ! Repousse de 4cm en 41 jours😊😊😊
Elle utilise la gamme complet FORTITIANT / REPOUSSE boucle d'or et notre huile MAXI-POUSSE
🌼Mety amin'ny Zaza 2 taona miakatra

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 21/05/2023

🌺Hola mes Reines! 🌺
Vokatra vaovao be sady mandaitra be no atolotra anareo.
🎀HUILE MAXI-POUSSE 4 en 1🎀
Menaka mitovitovy fiasa, samy mampaniry volo nefa manana texture samy hafa no nafangaro mba ahatonga azy ho mora raisin'ny volo sy ny odidoha ary afaka tazominy tsara. Izany koa matonga azy tsy mifidy karazam-bolo sady mandaitra be😊
Ireto avy ireo menaka ireo:
- Huile de moutarde : menaka malefaka, mora trohan'ny volo, somary mahery fiasa. Mampaniry volo, mampiato n'y fihintsanam-bolo, manala angadrano
-Huile de ricin: menaka mavesatra, ela vao voatrokan'ny volo tanteraka, malefaka fiasa. Mampaniry volo, mampatevina, manala vakivaky, mampangirana
-Huile essentielle de menthe poivrée : aingampiasa fa mora lefy. Mamoha ny cellule matory amin'ny odidoha, mampaniry volo
- Huile essentielle de romarin: maharitra be ny heriny, mitsabo ny mauvaise circulation amin'ny odidoha, manala angadrano, anti-chutte, mampatevina s'y mampangirana volo.
Mazotoa mampiasa tompoko

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 21/05/2023

Vos majestés mes MPANJAKAVAVY!😊😊😊
Elaela tsy regny fa nikarakara produit vaovao be ho antsika.
🌼 GAMME REPOUSSE et FORTIFIANT boucle d'or.
👉 Shampooing
👉 Masque capillaire
👉 Leave in gel ( sans rinçage)
Vita avy amin'ny GOYAVE - BEURRE de KARITÉ - HUILE de RICIN - HUILE ESSENTIELLE de MENTHE POIVRÉE.
🌼sans sulfate, sans silicone, sans paraben

29/08/2022

Mbola maro isika no manotany hoe ahoana ny manavaka ny HYDRATATION sy ny NUTRITION eo @ volo.
🌻Ny hydratation dia fanomezana rano ny volo amin'ny alalan'ny gel d'aloé, thé d'hybiscus, gel de lin, thé vert, thé de tsihitafotra...na rano tsotra koa raha tsy manana an'ireo. (Otran'ny hoe mangetaheta ny volo ka omenao rano tsotra na jus na thé 😃)
🍃Ny nutrition kosa dia fanomezana sakafo ny volo @ alalan'ny menaka zava-niry ( coco, olive, avocat, banane, baobab, amande douce, argan, ricin, ...) sy ny menaka biby ( tsoka tsy mandry, bave d'escargot,...). Izany hoe noana ny volo ka mila sakafo😃
🌾Ny fanaovana masque samihafa dia sady hydratant no nourrissant ka tena mahasalama volo ny fanaovana azy. Karoy fotsiny ny masque mety @ volonao. Oh: banane + jaune d'oeuf+ yaourt+ huile d'olive. Fonosina anaty bonnet chauffant na sachet madritrany 1h dia kobanina.
Tsara randragna, tsara tarehy😘

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 26/08/2022

Bonjour bonjour les "Mpanjakavavy"
📌kely sisa ny HUILE D'AVOCAT au BEURRE DE KARITÉ vokatra mpanjakavavy.
💠Huile d'avocat : mitsabo volo vakivaky sy tapatapaka, mampangirana, mampalefaka, mampihena ny volo mifolopolotra (frissottis)
💠Beurre de karité: manamandina volo makina ( cheveux sec), mampaniry volo, mitsabo volo simba, sakafom-bolo aingam-piasa.
📌Ny huile d'avocat au beurre de karité dia -tsara ikarakarana volo simba na makina -( sec et abimé)
-manamora ny fihogoina volo ( démèlant)
-mapitombo sy manalefaka volo
⛔Ity menaka ity dia tsy mety @ volo malemy sy gras nohon'ny fisian'ny beurre de karité izay gras be ao aminy
👉TOERANA: Cash point devant Restaurant Vonjy Valpinson ( en face témoin de Jéhovah)
Contact: 032 43 419 94

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 20/07/2022

STOCK ÉPUISÉ
🍌🍌Huile de banane🍌🍌

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 18/07/2022

MENAKA HO AN'I VOLO MILOKO
🍋 "Huile de citron"🍋
Ny fampiasana ny lokom-bolo chimique dia mampisokatra be ny écaille capillaire ka mahatonga ny volo miloko ho simba, mora tapaka, tsy mandray soin, ho maina be foana. Ity menaka ity no afaka mampikatona indray ny écaille capillaire.
Ny menaka voasary makirana dia tsara ho an'ny oditra sy volo.

🌺Ny vokany eo @ volo:
👉Mampihidy ny écaille ny volo
👉Mampitazona hydratation
👉Mampazava lokom-bolo
👉Manala angadrano ao anatin'ny 3 andro monja raha osorana @ odi-doha
🌺fomba fampiasana azy
👉 atao aloha ny soin rehetra ( menaka, bain d'huile, ...) ary faranana @ fanosorana huile de citron. Ity farany no ampitazona ny soin eo volo, izy no hi- scéller azy.
👉 atao mandritrany alina in-dray isan-kerinandro

🌿 Vokany eo @ oditra
👉mampalandina
👉mampazava oditra

Photos from Mpanjakavavy naturelle's post 15/07/2022

Mihintsam-bolo ve ianao?
Ity ary ny vahaolana tsara indrindra:
🌿HUILE DE ROMARIN VITAMINÉE🌿
Menaka ahosotra @ odi-doha arahina otra malefaka
👉Anti-chute aingam-piasa be ka herinandro fotsiny de efa mahita vokatra
👉Misy vitamine E 15gouttes isakin'ny 125ml izay manampy ny romarin mitsabo ny singa marary eo @ volo sy odi-doha
ANDRAMO FA HO AFA-PO IANAO

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Toamasina