Kiala jejoo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiala jejoo, Toamasina.
Beauté, style & voyages autour du monde ✈️🌎
💅 Kiala Jejoo Glows Studio
🎥 Inspiring women to glow everywhere
✨Bijoux inoxydables, 💍📌
Mise en beauté & onglerie
+261343655534 📱
Tamatave 501
01/07/2026
Mba tonga dia miantso azafady raha misy ilaina maika , zay vao mandefa confirmation am Mp🙏🏼💐❤️
034 36 555 34 📞
Mankasitraka Tompoko 🥰
30/06/2026
Merci beaucoup 🥰😘
Ho anareo izay Te anaoovana bouquet mamikely 🥰
Aza misalasala mandefa mp na miantso avy hatrany
034 36 555 34 📞💐
💐💖🎀
28/06/2026
Bon dimanche 🥰
💖🎊🎂joyeux anniversaire 🎁
Joyeux 8eme anniversaire,
🎀Que cette journée soit aussi magique que l’arendelle
🎀Remplie de flocons de joie, de rires et de merveille
🎀Que tous tes voeux de princesse se réalisent
🎀Profite bien de cette belle belle journée entourée d’amour
🎀Avec toute notre affection
🎁💐🎁
27/06/2026
Joyeux anniversaire 🎊🎂🎁 mirary soa sy ny tsara ho andrie izahay ry nenikely ah😘💐
‼️Afaka personalisena araky izay itiavanareo azy ny cadre money atsika ah🥰💖
26/06/2026
Tratry ny Asaramanitra oh💐🎀🇲🇬
Bisous avy aty amin’botakelinay😘😁
25/06/2026
Andeha ho aiza nareo aveo?💖🥹
Izahay ilalao vola😂 mataoatra petara🤭
Mba itondray afomanga any🥱😅
Zany eo ihany fa mandray commande hatrany izahay ah💐🎀
25/06/2026
Lasa any indray ny colis manaraka 🥰
Ho anareo ao Tana aza misalasala fa manana olona afaka manao livraison ho anareo tsara izahay any💐
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisanareo,😘
Bisous bisous 💋
Click here to claim your Sponsored Listing.
