Coiffure Top Model
Un salon de Coiffure et boutique des vêtements (tee shirt kay Kenny)
11/08/2023
Manome ny tsara hatrany izahay, coiffure "TOP MODELE" adresse à côté grillade de Tamatave
08/08/2023
Izay dia tsy misahatra ny manome fahafaham-po ho anareo (clients)zay tonga ato aminay ,"SALON DE COIFFURE TOP MODELE"à côté grillade de Tamatave
04/08/2023
Maro ireo manontany par mp hoe otrinona no manao volo ato aminay , à partir de 20 000ar tompoko fa arakaraka ny halavany sy ny hatevenany fa ny finition kosa d Steam pod,manao an ireto koa zahay, épilation rehetra eny na maillot aza, extension cil par cil,pose tissage,soin de visage, manucure, pédicure,pose vernis permanent,avec faux ongles, maquillage, massage, extension des cheveux à fil
03/08/2023
Make up avant et après vita ato aminay
01/08/2023
Cliente satisfaite
31/07/2023
31/07/2023
Client satisfaite chez TOP MODELE coiffure
29/07/2023
Mametaka vernis permanent koa ato aminay, eo ihany koa ny faux ongles tsy mbola nandiso fanantenana ireo client tonga ato aminay
29/07/2023
ireo asa tananay vita finition Steam pod
07/02/2023
Tonga indray ity ny remise de prix de Kay Keny, Adresse tsy miova rond point maison de retraite à droite akaikiny grillade de Tamatave na akaikiny école le colombiers,tonga fa maro fa - 25 % zao
Click here to claim your Sponsored Listing.
