Madio anaty

Madio anaty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madio anaty, Health/Beauty, Toamasina.

04/12/2025

Toro-hevitra Kely indray ity andramo fa tena mahomby🥰
Voasarimakirana ampangotrahana dia sotroy ny ranony rehefa maraina vao mifoha🍵... dia ho hitanao ny vokany
🍀Zavatra ilaina :
🔸Voasarimakirana 6
🔸Rano 500ml
Fikarakarana azy:
⏩Sasaina Ary tetehina ny voasarimakirana.
⏩Avy eo ampangotrahana anatin'ilay rano 500ml
⏩Vita izay Dia avela angatsiaka Kely izany hoe atao matimaty Dia sotroina 1 Vera maraina mialohan'ny misakafo.
⏩Afaka tehirizina anaty vata-fampangatsiahana ny ambiny,Ary afanaina fotsiny rehefa hisotro azy indray.

1️⃣.Ny fandrahoana voasarimakirana dia feno tombontsoa ara-pahasalamana.
Ity zava-pisotro voajanahary ity dia manome tombony mihoatra lavitra noho ny ranom-boasarimakirana tsotra.
2️⃣.Ary indrindra manampy amin'ny fampihenana ny lanja ny rano voasarimakirana andrahoina,indrindra fa ny kibo.
3️⃣.Ny fisotroana ity zava-pisotro ity ihany koa Dia manampy ny fandevonan-kanina
4️⃣.Mahasoa ny aty koa ity zava-pisotro ity, manampy amin’ny fanadiovana ny vatana(détox) noho ny enzymes ao amin'ny voasarimakirana.
5️⃣ .Ankoatra izany,ny rano voasarimakirana nandrahoina dia manatsara ny elasticité ny hoditra .
6️⃣.Ny fisotroana azy Io isan'andro Dia hitondra fiovana tsara eo amin'ny fahasalamanao,no Sady hampihena tsara ny vatanao ihany koa raha toa ka anatin'ny atao hoe "surpoids"

01/11/2025

Bonjour Novembre 👊

18/10/2025

Fihinana voankazo Telo 3 karazany isan''adnro Dia efa ampy hanampy anao hitazomana fahasalama🍓🍍🍉

09/10/2025

🔴 Ho anao Stressé lava.....

Raha omentsika famaritana tsotsotra ny Stress dia toy izao " Le stress est une incapacité à gérer notre propre corps, notre émotion et notre mental"

🔔Rehefa mamaha olana dia fantarina ny fototra fa tsy hoe Marary loha dia PARACÉTAMOL foana kanefa loha voadona mafy t@varavarana. Dia mitovy ilay hoe stressé dia mihaino hira no atao na mandeha misakafo be. Ireny ohatra ireny dia "SOLUTION TEMPORAIRE" avokoa, na vahaolana tsy maharitra satria tsy fantatry ny olona hoe inona ilay tena vahaolana???
Ilay fototra no fantarina dia iny no omena vahaolana fa tsy hoe miandry ho tonga ilay stress vao hitady coca, pizza, chocolat, hiaino hira hanalana stress dia afaka 3 andro de stressé indray. Betsaka ny vahaolana fa tena izay ve no azo lazaina hoe vahaolana tokony raisina?

➕Ny fototry ny stress voalohany dia tsy fahaizana mandrindra sy mandamina ny tenantsika manontolo ka izay no antony hoe rehefa tsy tianao hisy ilay stress dia any fototra mihitsy no vahàna ny olana fa tsy hoe tonga eo ihany ilay stress vao hitady solution.

✅Ahoana ary ny higerena ny tenantsika mba tsy ho stressé lava ary ?

👉 Manaova méditation (mikotrana respiration consciente fotsiny fa tsy misy hoe mangataka an'izao sy izao) Mikotrana fomba fiaina sy vava fotsiny. Mampihena ny hormone de stress ny respiration milamina sy mirindra.
Efa nozaraiko teto ilay 4-7-8 azonao ampiasaina... Ataovy recherche kely fotsiny fa tsy sarotra ity.

👉 Mahaiza mijery lafiny positive anaty situation rehetra. Tsy hoe terena ho positif izay mitranga fa mba mijery angle hafa hoe inona ny lesona azo sintomina tranga ? Inona no opportunité azo raisina ?

👉 Fantaro hoe tsy voatery izay tianao no hitranga dia tsy voatery ho araky ny zavatra tianao sy mety aminao foana no hiseho eo. Misy fotoana misy tranga tsy mifanaraka tianao mihitsy no miseho tampoka, fa tsy azonao contrôler'na izany... Ny azonao contrôler'na dia ny tenanao sy ny réaction anao face situation.

👉 Misakafoana tsara, rehefa misy fikorontanana koa any anatinao any dia mikorontana izay tsy tokony hikorontana rehetra (Misakafo tsara hoy aho fa tsy hoe misakafo matsiro be menaka sy sauce sy coca be)

👉 Matoriza tsara sy amin'ny fotoana tokony hatoriana.... tsy mitovy ny torimaso adin'ny valo manomboka @9 alina sy ny manombola @12 alina (miezaha tsy matory alina be)

Izay aloha fa Mirary soa dia zarazarao mba hahita koa ny namana any ambadika any 🙏

Indrana : ✍️ M o o n l i g h t

01/10/2025

Dans les moments difficiles, il est facile de ne voir que l’obscurité… mais n’oublie jamais : le soleil n’a jamais cessé d’exister ☀️.

Tout dans ce monde fonctionne par cycle :
➡️ Il y a des temps de lumière.
➡️ Et il y a des temps d’ombre.

Mais souviens-toi : aucune nuit ne dure éternellement. Après chaque obscurité, un nouveau matin finit toujours par se lever 🌅.

💫 La vraie question n’est pas : “Qu’est-ce qui se passe dans le monde ?
La vraie question est : “Quelle énergie est-ce que j’apporte dans ce monde ?”

👉 Si tu choisis la paix, tu sèmes déjà la paix autour de toi.
👉 Si tu choisis l’espérance, tu encourages déjà les autres à continuer.
👉 Si tu choisis l’amour, tu transformes déjà toute une vibration collective.

🙏 Seul, on est petit. Ensemble, nous sommes la plus grande force.

Nouveau mois - nouvelle énergie 🔥

O C T O B R E , l’énergie du renouveau est en place petit à petit 😊

Prenez soin de vous
MAMIRATRA IANAO

#

01/10/2025

Misy karazany 02 ny vehivavy:🌺

1- 🌹Ny vehivavy tia miketrika

Misy ny vehivavy tsy miandry vola avy amin'ny lehilahy fa zatra miketrika foana. Rehefa misy business ahazoana vola dia ataony daholo. Izy ireo ilay mazoto mianatra zava-baovao foana, manaraka fiofanana ary mifanerasera amin'ireo olona mahomby. Tsy mora kivy izy ireo na dia tojo ny sarotra aza indraindray. Tsy tia mandanilany vola amin'ny zavatra tsisy dikany ihany koa izy ireo ary miezaka hatrany hampitombo ny fidirambolany. Tia manampy olona ihany koa izy ireo ary mandany ny fotoany amin'ny fanasoavana ny hoaviny.

2- 🌹Vehivavy miandry tolorana

Ato indray ireo vehivavy tsy te hisahirana hitady vola mihitsy fa miandry tolorana foana. Miandry vola avy amin'ny lehilahy hatrany izy ireo fa tsy mba mihetsika mihitsy. Izy ireo ilay mody atao hoe "princesse" nefa na ny gouté aza angatahiny. Tsy tia manovo fahalalàna izy ireo fa zatra miala voly foana isanandro. Rehefa mba asaina manao business izy dia mahita excuse foana. Na koa mora kivy rehefa ampanaovina zavatra.

Mahita vehivavy otrizany ihany koa ve ianao ?
Iza amin'ireo ary no misy anao? Ilay voalohany sa ilay faharoa?

Fantaro tsara fa ho lasa lavitra ilay voalohany ary hahatsangana zavatra goavana raha tohizany foana ny zavatra ataony.
Fa ilay faharoa kosa dia mbola hijanona amin'ny fiainana izay misy azy hatrany raha tsy miova.

Mirary soa daholo🙏🙏😘

19/08/2025

🔴 𝙎𝘼𝙆𝘼𝙁𝙊 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙥𝙮 𝙝𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙞𝙩𝙖 𝙏𝙊𝙍𝙄𝙈𝘼𝙎𝙊 ⚠️| maro isika no manana olana @ resaka torimaso. Zaraiko anao androany ireo sakafo tsara hoanina hiadiana @ izany.

𝗚𝗢𝗨𝗧𝗘𝗥 𝗛𝗔𝗥𝗜𝗩𝗔 :
🍠 Vomanga
🥛 Ronono velona

𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢 𝗛𝗔𝗥𝗜𝗩𝗔 :
🍳 Vary sy atody
🥬 Vary amin’anana
🥜 Vary sy totomboanjo
🍌 Akondro (tena akondro) no atao dessert
🍵 Araho infusions veromanitra, na gingembre sy Tantely

❌ Aza mihinan-kena be fa sarotra levonina
❌ Soloy trondro na nofon’akoho raha te hihinana hena

Photos from Tsior K.'s post 09/04/2025
04/04/2025

Produits Naturels vita malagasy!
500ml
Toerana: Fenerive Est

20/09/2024

Anti-reflet
Anti-fatigue oculaire
Anti-lumière bleue
Promotion 12.000ar
Dispo Fenerive Est
Contact :0328446263

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Toamasina