Kojakojavatana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kojakojavatana, Health/Beauty, Toamasina.
21/11/2024
Kolokoloy ny endrika fa io no harenatsika!!
Ireto ilay tsiambaratelon'ny fahamanjana
👉SAVON PURE 🌸 à base de LAIT DE CHÈVRE
✅ Garantie an 💯 ✅
Na véhivavy na lehilahy afaka mampiasa daholo ✨
Mividy 2 dia mahazo 10.000ar
Mividy 1 dia 7000ar
🌹Mahatanora lalandava
🌹 Mamerina amin'ny laoniny ny tarehy efa simban'ny produit
🌹Manala ireo tâche rehetra,point noir, menamena..
🌹Manala mony ,panda ,ride..
🌹 Manasitrana ny fery amin'ny tarehy, manala ny areti-koditra..
🌹Manakatona ny maso-koditra
🌹 Mitsabo ny tarehy vakivaky sy komavoka
Ho afapo tateraka ianao rehefa mampiasa azy, mazava tsara sy mangirana ny tarehy ary tsy maina be intsony!
0320476641/ 0347131985
11/11/2024
BAZAR DE LETCHIS ETO TOAMASINA
Arahana promotion Be eto Toamasina ny 12-13-14-15-16 novembre NON STOP io !!!
Disponible ao amin'ny Stand N° 75 ny Sirop minceur by Meizah mandritry io fotoana io ;
Prix promotion uniquement sur place 16000Ariary ny tavoangy anakiray !!!
Mividy 5 tavoangy dia mahazo kadoa 1 tavoangy e araraoty fa tsy misy toy izany
Tongava daholo amizay ary nareo mangetaheta promotion fatratra iny eee 0342970207 ☎️ contact raha hanao réservation !!! Stock très limités 🔥🔥🔥 tagguer ny akama 😍😉
Ento ao amin'ny stand N°75 ny tavy nao mba tsy hisy haka ny vadinao 🫢😅😄
29/10/2024
Itatsika ao @ GRAND MARCHÉ DE MIAMI ao @ STAND N°93 ny SAVON LAIT DE CHÈVRE PURE
🌹Miverina madio be ny faritra rehetra izay asiana an'io SAVON LAIT DE CHÈVRE PURE Spécial pour visage
✅Mahafaka tache bé mihitsy
✅Manala mony, panda , ride,point noir
✅Miaro ny hoditra tsy ho maina
✅Manakatona masokoditra
✅Manasitrana ny tarehy Simba Sy may ny masoandro
✅Manalefaka ny hoditava
✅Manasitrana ny areti'koditra rehetra sy
Izay Mety ho problème aminy hoditra
👉Na tache efa ela na vao haingana Dia afany avokoa
Ka raha te hanafotsy vatana ,na faritra tina ho fotsy Dia Io no efficace indrindra
Garantie 100%
Prix: 7.000ar
Manao livraison eto TOAMASINA
032.04.766.41/ 034.71.319.85
28/10/2024
MBARAKALY ANTSIKA ETO TAMATAVE
CONFITIA MADA izay itanareo ao @ GRAND MARCHÉ DE MIAMI ao @ MIAMI eo @ Jet d' Eau.
PÂTE DE FRUITS ET LEGUMES
SANS GELATINE
FRIANDISES NATURELLE
📍𝐅𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 : 30octobre - 01 - 02 - 03 - 04 NOVEMBRE
STAND N°93 no misy ny CONFITIA
🗓️𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 : JET D'EAU MIAMI
ENTRÉE GRATUIT
Mitongava maro e
01/10/2024
Mandray commande izahay eto TOAMASINA ny Biscuits Rond au Beurre Ma Petite Cuisine eeee
Miaraka aminy du thé sa café ☕😁 no hitiavanareo azy ?
🍪 Biscuits Rond au beurre ny Ma Petite Cuisine🧈,
Afaka atao goûté , Sakafo maraina ( matsiro bé 😋)
🍪Prix : 20.000 ar ( 45 pièces)
📞 032 04 766 41
13/09/2024
Mbarakaly antsika a Tamatave👋
📢Mandray anjara ao @ vente et Exposition ao amin'Esplanade derrière la Mairie izahay manomboka rahampitso zoma 13 sy Sabotsy 14 Septembre ny CONFITIA.
Ho itantsika ao ny:
de fruits et legumes
# M**o Canelée tsiro mamykely #
COSMETIQUES 😍
Afaka atao goutE tsara ny Pâte de fruits et legumes ary Canelée
# Stand°12 misy anay vao miditra vavahady dia a droite no misy standnay akaikiny Tsarabiscuit izahay
Mitongava maro‼️
Tsy misy ny vidimpidirana an
Click here to claim your Sponsored Listing.
