Yah's Beauty

Yah's Beauty

Share

La beauté des cheveux fait aussi partie de l'apparence💖

24/10/2025

Partagez maximum 🙏💗

23/08/2025

Abonnez-vous sur cette page ✨

Akeo fogna izy. ❤
Tsy ary nagnary anahy longa atreto na am'mamy na am'mangidy. 😊
Za mino fa izy le namagna tegna izy. 😁
Satria, koa misy raha mampalahelonahy ambadimbadika agny.... De avy izy, mizara tsiky. 😊💎

Tsy mahatsiaro tegna raika.
Satria misy mpagnamia rano antegna koa mangetaheta...
Misy mampindram-bola koa ndrendreka am'fotoagna helin'antegna veta. 😂😉
Aoziny zay:"Koa misy ologna lc volagno de iarahagna mamaha aaa, fa aza kobonigna ho anao raika "

Tsy lafatra izy, tsy lafatra koa za de zany matonga agnaty finamanagna misy disadisa matetika. ❤
Fa tsisy raha tsy vitany fifampiresagna hony, de zany mahatonga anay mifamela avakeo koa mifandefitra.. 🙃
Izy va.... Complice raika aminahy de rah miss rah ataoko izy, magnavotra fa tsy mandetika. 💎😊
Fahasambaragna lesy managna anao o, de ivavahako am'jagnahary anao tsy Hiova toetra ndraiky fietsika. 😁

Izarako olagna anao
izarako afaligna anao
Itaraignako koa sendra misy raha mamparary anahy anao
Safotegniko, koa lerany zaho tsisy atao

Iriako am'tsika mba iaraka ho tafita am'fiainagna.
Ho lava andro iaignana
De ho mandrakizay ny finamanagna, AMEN! ❤
✍🏻 Christo Benjamin Saba

11/06/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! NM Josinah, Hell Mân, Cassime Hortencia

08/05/2025

il faut souffrir pour être belle ki annn😅😅 refa te hanao zavatra tsara de aza micalcul dépanse fa lasa mitady aretin-doha eo😅😅

Izny eo ihany fa amin'izao akatoky ny fanomamanana ny fetin'ny reny izao de hafaliana ho anay ny manasa anareo reny rehetra mba ho tonga aty hanao manjamanja, amin'ny vidiny mora indrindra ka aza misalasala miditra Mp na miantso📞0344250761 / 0321729032

📍Lieu: Tanambao Verrerie p/lle 21/72 , akaiky Lycée Privée Augustin sy pont Ambalakisoa

Photos from Yah's Beauty's post 25/02/2025

Tresse réalisé par Yah's Beauty
Lieux: Tanambao Verrerie❣️❣️❣️

Photos from Yah's Beauty's post 13/02/2025

Coucou les filles ❤️
Amin'izao hakatoky ny Saint Valentin izao dia mbola vonona izahay ato amin'ny Yah's Beauty hanome ny tsara indrindra ho anareo. 😍Koa aza misalasala miditra hafatra miafina na manantona mivantana 😘
Lieu: Tanambao Verrerie

Photos from Yah's Beauty's post 04/02/2025

Cliente sastifaite🥰
N'hésitez pas à nous contacter pour votre mise en beauté 😁💖

Photos from Yah's Beauty's post 30/01/2025

Merci pour votre confiance❤️
Tresse réalisé parYah's Beauty
Lieux: Tanambao Verrerie💞

20/01/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! NM Josinah, Cassime Hortencia

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Toamasina