Yass'tresse
Tresse et coiffure
22/02/2024
ho an ireo lehilahy manana olana amin ny resaka tanjaka sy mora tonga.
Efa misy ny PUISSANT BIO pour la puissance hanampy anao amin'izany.
-Mampihenjana
-Manome hery
-Mampaharitra ny fahatongavany
Sady fitsaboana no afaka ampiasaina amin ny fotoana Tokony ilaina azy.
Prix:10.000 ar
contact :+261 38 67 865 33
afaka manao livraison eto tamatave sy mandefa faritany tompoko
18/02/2024
Protéine bio
7.000ar na 35.000fmg lanjany 100 g
A base de poudre fenugrec, poudre soja et lait entier
👉 Mahanofosana
👉 Mampatanjaka
👉 Mampazoto misakafo
Mety ho any zaza malainkomana ihany koa
Mety h any vehivavy s lahilahy
Vita Malagasy
100% Naturels
Manao livraison eto tamatave
+261 32 95 380 86
23/01/2024
Creme coiffante Bio et shampooing bio
vita @ TSOKA TSY MANDRY sy BEURRE DE KARITÉ , oignons et ravingoavy
😍😍 Natao ho anao izay maniry anana volo lava sy izay manana olana momba ny volo toy ny: tapatapaka- tsy mety maniry- sola- simban'ny brushing sy fer na coloration,..
🐝Mampaniry Volo sy manatevina
🐝Mampalefaka Volo
🐝Mampitsahatra Volo mihintsana
Prix 15.000ar les 2
💜efa maro no afa-po
🌹Manao livraison eto tamatave
0386786533
17/01/2024
The spécial ventre plat
Jus détox et minceur
Manala tavy
Manala toxine ao anaty vatana
Manena ny tahan'ny siramamy s'y cholestérol
Azo antoka ary tena hainga- mpiasa
A base de pamplemousse - cannelle - gingembre - citron et the vert
Prix 10.000Ar n bouteille 1 litre
+261 32 95 380 86 Na 038 67 865 33
Manao livraison eto Tamatave
Mandefa any amin'ny faritra
12/04/2023
Creme coiffante Bio
vita @ TSOKA TSY MANDRY sy BEURRE DE KARITÉ
😍😍 Natao ho anao izay maniry anana volo lava sy izay manana olana momba ny volo toy ny: tapatapaka- tsy mety maniry- sola- simban'ny brushing sy fer na coloration,..
🐝Mampaniry Volo sy manatevina
🐝Mampalefaka Volo
🐝Mampitsahatra Volo mihintsana
Prix 10.000ar
💜efa maro no afa-po
🌹Manao livraison eto tamatave
0386786533
27/03/2023
Tianao hadio be ve io tarehinao io?
Ity vahaolana aingana SAVON VISAGE BIO
vita @ beurre de karité,miel, Aloevera et huile d'amande douce
manadio tanteraka ny tarehinao io e.
Mapiasa 3 andro enao dia madio be eee.
Mety @ hoditava rehetra izy ireo e
PRIX: 5.000ar
Misy ihany koa ny CRÈME VISAGE BIO vita @ curcuma,cafe , aloé vera
Prix 7.000ar
ny mony, ketrona, point noir
ny tasy mainty navelany mony
ny Panda
sy manamandina ny tarehy
ny tarehy simba produit
CONTACT: +261 386786533
07/03/2023
ho an ireo lehilahy manana olana amin ny resaka tanjaka sy mora tonga.
Efa misy ny PUISSANT BIO pour la puissance hanampy anao amin'izany.
-Mampihenjana
-Manome hery
-Mampaharitra ny fahatongavany
Sady fitsaboana no afaka ampiasaina amin ny fotoana Tokony ilaina azy.
Prix:10.000 ar
contact :+261 38 67 865 33
afaka manao livraison eto tamatave sy mandefa faritany tompoko
02/03/2023
Tisane d'artichauts bio Tamaga
10.000ar bouteille
Vokatra vaovao indray
Betsak isika n misy panda ,mony,aretikoditra maro na farasisa aza
Avy produits chimiques hoanintsika ka mitondra allergie
😱Voany sery lava ,kohaka ,grippe
😱Menaka ratsy sy siramamy betsak loatra mahatonga obésité , diabète, rhumatismes
😱Aretin'aty :rora mafetra,masignaty , hépatite
😱Vavony mamaivay sy mis rivotra
😱Vatana ts mitana calcium
Manadio ny any anaty
😍Tsara b hoany manao régime satria sad détox n manao coupe faim
😍Be calcium, magnésium, vitamine b9 sns
+261 32 95 380 86
01/03/2023
Eau intime bio
7.000ar n bouteille
Vita sy beroberok
Natokana indrindra ho an vehivavy
Mitsabo s mamerina n ao ambany
Manasitrana tsiranoka malailay sy mamofona
Mamerina indray ilay entana
Manamandomando n maina lava ihany koa
Manao livraison eto tamatave
+261 32 95 380 86
27/02/2023
Crème visage bio
Vita , café ,miel , aloé Vera et lait
Manala point noir,cerne
Manala mony ,panda ,ketrona
Manala n tasy sy menamena
Prix 7.000ar
100% Naturels ary vita Malagasy
Manao livraison izahay eto tamatave
+261 32 95 380 86
25/02/2023
The karimbola bio
Natokana indrindra ho an mpivavady mitady zaza
Manafana tranonjaza
Manala n trompe boucher
Mandevina ireo karazana kyste
Mitsabo perte ihany koa anefa
10.000ar n bouteille
Ef betsak n nahita tombotsoa taminy
Manao livraison izahay eto tamatave
+261 32 95 380 86
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
