Produits bio tamaga

Produits bio tamaga

Share

vente

02/10/2025

Gamme Curly 𝐑𝐨𝐮𝐬𝐡𝐮𝐧 𝐎𝐥𝐢𝐯𝐞 𝐌𝐚𝐫𝐯𝐞𝐥🤍🤎
Promotion be fa aza tara💰
🥰Mety tsara amin'ny karazambolo rehetra izay tia hanao curly
_Shampoing 500ml + leave-in 500g + serum 120ml pour seulement 𝟮𝟱.𝟬𝟬𝟬𝟬𝗮𝗿 les 3
☘️À base naturel Huile olive, Acacia senegal, Huile d'amande douce
✅Manadio, manalefaka , manalama , mampangirana, hydratant, Tsy misy hataorana👌
✅Tsisy sulfates, tsisy paraben , Tsisy Phthalates, tsy misy paraffin , tsy misy huile mineral , tsy misy synthetique ary tsy misy vaseline
📞0340112003
Manao livraison eto Tamatave
N afak alaina @ boutique Doudou shop & Tresse Morafeno akaiky scolopendre taloha

23/07/2025

𝐆𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐃𝐫 𝐜𝐨𝐦𝐞𝐥𝐲 🤍🤎
𝑷𝒓𝒐𝒎𝒐𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒃𝒆 𝒇𝒂 𝒂𝒛𝒂 𝒕𝒂𝒓𝒂 🤗💰
🥰Mety tsara amin'ny karazambolo rehetra izay tia hanao curly
_𝗦𝗵𝗮𝗺𝗽𝗼𝗼𝗶𝗻𝗴 500ml + 𝗟𝗲𝗮𝘃𝗲 𝗶𝗻 500g +𝗦𝗲𝗿𝘂𝗺 100ml = 27.000ar les 3
☘️À base naturel Huile coco, Acacia senegal, Huile d'amande douce
✅Manadio, manalefaka , manalama , mampangirana, hydratant, Tsy misy hataorana👌
✅Tsisy sulfates, tsisy paraben , Tsisy Phthalates, tsy misy paraffin , tsy misy huile mineral , tsy misy synthetique ary tsy misy vaseline
📞0340112003
Manao livraison eto Tamatave
N afak alaina Doudou shop & Tresse Morafeno akaiky scolopendre taloha

10/06/2025

💚 Tena tsara be ireto 💚
Big gamme Tena ngeza be reo😊😊
-- Gamme Olive --
~ Shampooing: 900 ml
~ Masque: 1000 ml
Mitsabo ny volo vakivaky ary mampalefaka azy
Manala ireo tapatapaka
Manampy ny volo amin'ny fitsiriany
Prix: 30 000ar izy 2
Mbola misy prix de gros
Mp raha mahaliana anao
☎ 034 01 120 03
Manao livraison eto Tamatave
Afaka alaina aty Doudou shop & Tresse Morafeno akaiky scolopendre taloha

19/05/2025

Gamme Curly Dr Comely🤍🤎
Promotion be fa aza tara💰
🥰Mety tsara amin'ny karazambolo rehetra izay tia hanao curly
_Shampoing 500ml + leave-in 500g = 20.000ar
☘️À base naturel Huile coco, Acacia senegal, Huile d'amande douce
✅Manadio, manalefaka , manalama , mampangirana, hydratant, Tsy misy hataorana👌
✅Tsisy sulfates, tsisy paraben , Tsisy Phthalates, tsy misy paraffin , tsy misy huile mineral , tsy misy synthetique ary tsy misy vaseline
📞0340112003
Manao livraison eto Tamatave
N afak alaina @ boutique Doudou shop & Tresse Morafeno akaiky scolopendre taloha

09/04/2025

Gamme Argan oil🌰 16.000ar izy 2
✅A base d'huile d'argan de Maroc ihany koa Anti-chute (Mampijanona volo mihintsana)
✅Mampaniry volo tsara ihany koa no tena mampalefaka be
✅Tsy mifidy karazam-bolo, Mitsabo ny volo
Manao livraison eto Tamatave
Afaka alaina ankirihiry akaiky scolopendre taloha
0340112003

07/04/2025

0325342210

13/01/2025

Vita ny fety
Ndao hanambotra vatana 💪
👉 MAGIC MINCEUR BIO
Bouteille 1litre prix : 10.000ar
Vita @ gingembre, cannelle et ingrédients magic pour vous mincir et être bien dans votre peau 😍
👍Mampihena
👊Manala rivotra
💪Manena ny taux cholestérol
Ts ataorana h hisy effet secondaire satria produits bio et naturels hatrany n hatolotray ho anareo
Manao livraison eto Tamatave
0340112003

13/07/2024

SPÉCIAL VENTRE PLAT
Vita @ Pamplemousse, Citron, gingembre sy melange Bio.
Natao hanampy anao hanena kibo - fe - sandry - ranjo.
Mampienjana ny kibo efa miroraka
Manala ny cellulite sy manatsara endrika
PRIX: 10.000ar bouteille 1 litre
Manao livraison izahay eto Tamatave
Mandefa
+261325342210 / 0340112003

29/04/2024

🌼 EAU INTIME à base de Katrafay et ingrédients secret 🌼
Tsy mety Salama ve ny mahavehivavy anao
👉Misy fofona ratsy ve
👉Misy perte maintso n'a mavo na fotsy mandeha fona ve
👉Tsy afapo ny partenaire eo ampanaovana RS
👉Tinao mba ho teritery ve ny pepeta
👉Mangidihidy, mangirifiry sy mivoaka Mony ve
👉Poritra lava ve
👉Manery col sy manadio lalanjaza
💝Natokana hoan'izany ny EAU INTIME BIO💝
Naturel 100%
Plante médicinale
Prix: 7.000ar/ demi L
3 jours de mahita résultats tsara
Contact : 0340112003
Manao livraison Tamatave - Province

09/01/2024

BIO PUISSANT
Natokana ho anareo lehilahy mora tonga indray ity e
A base de petit colas, Gingembre,
PRIX: 10.000AR
Traitement impuissant sy ej*******on precoce
NATAO AMPIASAINA AMIN' NY FOTOANA REHETRA HILANA AZY ( Miasa eo no eo sady haingampiasa)
Mitazona tsirin' aina tsy ho mora tonga
Mitsabo prostate
Mampatanjaka sy manala ny havizanana
Mitsabo ny valaha ( andilana ) marary ary mampitony ny hotsokotsoka
Mamelona ny ozatra ary mampatanjaka azy
Manao livraison izahay
0340112003 / 0325342210

Photos from Produits bio tamaga 's post 27/09/2023

📢📢 FOIRE TOAM KETRIKA 2023 📢📢
👉 Stand numéro 47 no mis antsika👈
🌞 Devant esplanade la mairie 🌞

🍁🍁🍁 Tongava maro fa mandray anjara izahay amin’ny foire ny 28 - 29 - 30 Septembre amin’ny 8 h maraina hatramin’ny 19h hariva.

Hahitana produits isankarazany fa vitsivitsy fotsiny ny etsy amin’ny sary 👇🏻👇🏻

❌ Ho hisy PROMOTION toiny mahazatra antsika mividy produits 2 omena cadeau produits 1😍😍😍

⚠️ Ka noho izany mitongava aza tara fa fotoana io ihany no manankery n promotion ⚠️

Manantena ny fahatongavanareo izahay !!!
Am-pitiavana be !!! 💚💚💚
Tel 034011200 na 0325342210

14/09/2023

👉 TENA NATAO MORA MBA HO TAKATRY NY BE SY NY MARO NY VIDINY 👈
👉Lotion bio👍👍
🍃... FANALANA HODIPOTSY sy ANGADRANO ...🍃
👉 EFFICACE100% 👈
💥 PRIX: 7.000ar 💥

😍 Ho anao izay te ho afaka hodipotsy na angadrano ao anatin'ny fotoana fohy, natao ho anao ity 😍
✔️ Efficace be , vetivety ihany dia afaka tsy atahorana miverina intsony
✔️ Natoraly tsy misy Produit chimique
✔️ Tsy atahorana hisy effet secondaire
✔️ 2 semaine dia afaka ny hodipotsy na angadrano
✔️ (Izay nampiasa dia afaka avokoa)
👉 Fotoana izao hikarakana ny vatana, koa aza tara...😊
Afaka manome PRIX DE GROS koa izahay ho an'ireo izay mbola hivarotra

🛑 Point de de récupération devant Mélissa valpinson
🛵 Livraison Tamatave
📞 MP ou 0340112003

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mélissa Valpinson
Toamasina
501