Appel'Soa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Appel'Soa, Beauty, cosmetic & personal care, Anjoma Toamasina, Toamasina.
15/06/2023
Atolory an'i Papa ny fanomezana tianao omena azy. Efa tonga ny Tee shirts 👚👕amin'ny loko isan-karazany azo atao cadeau ho an'i Papa 🥰🥰🥰
Aiza daholo ny mamans sy ny ankizy rehetra ô ? efa tonga ny tee shirts 👚👕 ataontsika fanomezana 🎁ho an'i Papa, miaraka amin'ireo teny mamy. Taille L sy taille M ary amin'ny loko isan-karazany🎊🎉 !
15/06/2023
Fête des pères avec Appel'Soa 🎁🎁🎁
31/05/2023
Tsara ery ny fivoaky ny postiche queue de cheval rehefa atao eny amin'ny volo, hita ato aminay avokoa ireo karazany ireo. Alaivo ny sahaza anao
27/05/2023
Misy ato aminay ireo chouchous frisés queue de cheval, misy fohy ary misy lava, amin'ilay tena mahajejo antsika ! Ireto no mampiavaka azy :
- azo sasana tsara
- efa misy toromarika ho fikarakarana azy
- matevina tsara
- malefaka tsara sady mamiratra
- moravidy
Misy chouchou bouclée ihany koa natao hoa an'ireo volo malama
27/05/2023
Misy an'ireto Glosse brillant lèvre transparent 🌸na couleur 🌺ireto izay manao effet mouillé 👄🌹ireto, azonao ampiarahina aminy. Manome endrika mandina lava fa tsy manala ilay lokomena matte 💋izay efa miraikitra akory.
27/05/2023
Ireto ihany koa ireo lokomena 💋miavaka : ny Glosse couleur aubergine izay tena tadiavinao 💓ary ao koa ireo lokomena 💄💋👄maro isan-karazany, tsongaina manokana ny amin'izany ny loko marron, izay be mpampiasa ihany koa
26/05/2023
Ireto ary ireo parfum huile concentré, ranomanitra tena mandaitra ary mitazona be, 48 ora. Samy tsara daholo ary samy manana ny hanitra. Andramo fa tsy hanenenanao. Azonao atao fanomezana ihany koa izy ireto🥰. Ireto avy ireo parfums misy amin'izao :
✅My way
✅Million
✅Scandall
✅Zam Zam
✅Choco Musk
✅Red rose
✅Pink
✅Armany
✅Superman
✅Dakar
sns...
26/05/2023
Ireto indray ireo kojakoja mampihaingo an'i Maman. Misy azonao isafidianana izy ireo : ao ny lokomena, ny glosse ary ny ranomanitra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
