Li'Shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Li'Shop, Beauty, cosmetic & personal care, Andranomadio Pcelle 11/45, Toamasina.
10/12/2025
Leo amin'ny volo tapatapaka na simba foana ve ianao? Manana ny vahaolana tsy azo resena izahay!
Fantaro ny Crème Coiffante BIOTIKA T.M.C., ilay tsiambaratelon'ny volo mamiratra, matanjaka ary feno aina. Natao tamin'ny akora 100% natoraly, ity crème ity dia tsy vitan'ny hoe fanosotra volo fotsiny, fa tena fikarakarana manova ny volonao hatrany anaty.
Jifaiho ny vokatra vita Malagasy 🤗
Tongava mandefa MP sao tara🔥
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
