Fromage gouda d'Or d'Anatole
Fromage artisanal d'ANTSIRABE🧀
Lieu : Tamatave ( manao livraison/ Mandefa @Faritra rehetra )
☎️ 0376358596
11/04/2026
Fromage gouda d'or D'Anatole Gm 8 boule ireo sisa dispo Anio❌
👉10,220kg ny lanjany ❌
Mitsonika tsarabe! matsirobe 😋
❌Ra misy haka azy rehetra miaraka mahazo reduction be👍
Andao aza eee🥰
contact:0376358596
23/02/2026
Mba manantena hoe misy mitia mangina😍🤭kay le izy Ampoule😭🥺
23/02/2026
Arrivage fromagetsika androany ireto❌❌❌❌
Alefaso ilay commande fa vitsikely ❌❌❌
Tsy maharaka ny stock tsika fa tena tian'ny olona ilay gouda d'or D'Anatole 😍👍
❌sady matsirobe no mitsonika be 😋
prix:4000Ar ny pm ary 26000Ar ny kg Gm
21/02/2026
❤️🙏
12/02/2026
Ekenay tompo ny zavamisy 🥺
Hainay fa ianao tsy hanao zavatra tsy ho zakanay
08/02/2026
❌❌kely sisa❌❌❌
06/02/2026
❌efa tonga ny fromage tsika anio fa sao tara amin'ilay atao tsaky sy pizza sy gouter amin'ny weekend milay be ity aaa🥰
❌26000Ar / kg ny Gm ary 4000Ar / piece ny Pm
☎️0376358596
Nanaovana pizza hoe ilay fromage nomena azy tamin'ilay jeux dia io ny retour nalefany 😘😍 matsirobe hono ilay izy😋👍Elé Nãh
05/02/2026
salama daholo😍
❌Manimanitra vendredi jolie eee🥰
👉Aza adino ny commande fromage 😋
❌ Rahapitso ny arrivagetsika ❌
☎️0376358596
03/02/2026
🧀Mitsonika 100%👍
🧀Ronono velona 100%👍
🧀Azo antoka 100%👍
👉Gouda d'or D'Anatole hafa mihitsy 😋
❌26000Ar /kg❌
☎️0376358596
❌ Rapitso indray misy arrivage fromagetsika !!!Ataovy izao ny commande fa vao tonga anie dia lany 😅❌❌❌
03/05/2024
confiture milay be👍🥰
prix :10000Ar détails,8000Ar plus de 3
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Toamasina
