Coiffure C dans l'Hair
�Coiffé vos Hair chez C dans l'Hair�
23/04/2024
Salama ee
Izahay ato amin'ny Coiffure C dans l'Hair dia mitady coiffeuse mahafehy ny tontolo ny volo eto Toamasina ( raha manana expérience amin'ny resaka onglerie sy make-up koa ianao dia avantage bedebe)
Raha liana ianao dia mandefasa MP avy hatrany na miantso direct 0345136979
Lieu: En face Jovena Mangarano trano orange
09/01/2024
🌧️Somary ratsy ny andro tsy aleo ve mba mirandrana kely indray 🥰
Manao izay mahafa-po anao foana ny Coiffure C dans l'Hair ❤️
📍En face jovenna Mangarano trano orange
09/01/2024
Salama ee ❤️
Aza adino fa afaka mitondra modèle iany ko isika 🥰
Arak'izao hita tsika amin'ny sary izao 😍
Misaotra anao natoky ny Coiffure C dans l'Hair ✨
🎊Bonne année ho antsika rehetra 💗
Mirary soa 🥰
25/12/2023
Bonne fête à tous 🎄🎅🏻
24/12/2023
Izahay ato amin'ny Coiffure C dans l'Hair dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎄🎁🎉
24/12/2023
Aza adino fa manao coloration izahay 🥰
Ary mikarakara volo olioly ihany koo😘😘
24/12/2023
Bonsoir daol 🥰
Mankasitraka anareo ny Coiffure C dans l'Hair ❤️
23/12/2023
Salama ooh 😍
✨Week-end ny andro sady ao anatin' ny fiomanana ny Christmas isika izao🎄
✨Ka noho izany dia faly izahay ato amin Coiffure C dans l'Hair mampafantatra anareo fa hisy loka omena hoan'ireo izay nahafeno ny carte de fidélité atram'ny farany ❤️
✨Araho akaiky ary ny pejy mb amantaranao hoe inona izany cadeau de Noël mahafinaritra be izany 🎁🎄
Ho an'ireo izay aka rendez vous dia afaka miantso ny laharana 0345136979 🥰
📍En face jovenna Mangarano trano orange
Bonne journée daol 😘😘😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 17:30 |
| Tuesday | 07:30 - 17:30 |
| Wednesday | 07:30 - 17:30 |
| Thursday | 07:30 - 17:30 |
| Friday | 07:30 - 17:30 |
| Saturday | 07:30 - 17:30 |
