Soa Bio & Déco Tamatave

Soa Bio & Déco Tamatave

Share

Bio

04/07/2026

🎉 PRODUIT VAOVAO BE ! 🎉

Faly izahay manolotra anareo ity vokatra vaovao farany ity dia ny " CIRE FROIDE ". ✨

🍃 Mora ampiasaina
🍃 Manala volo hatramin'ny fotony
🍃 Vita amin'ny akora natoraly
🍃 Mety amin'ny faritra rehetra ( aisselles, jambe , barbe , maillot )

❣️ Livraison na récupération ihany no afaka anjifainareo azy amin'izao , ary mila manao commande mialou ☺️

Photos from Soa Bio & Déco Tamatave's post 01/07/2026

Manampy antsika hikarakara vatana 🥰🥰
" Gommage café naturel"
👉 500 ml be izao 😱😱
👉 Efa miaraka amin'ny gant 🥰🥰
👉 25 000ar nefa 😱😱☺️☺️

29/06/2026
Photos from Soa Bio & Déco Tamatave's post 23/06/2026

Tsy voatery andany vola be na fotoana be isika vao afaka mikolokolo vatana isika ☺️😊
Ho antsika vehivahy indrindra no tena mampiasa azy, manamora ny fikarakara tsika vatana isanandro 👌
👉 Ilay efa niandrasatsika !!!😊☺️
🌹Gommage du corps à base de café🌹
👉 Vita amin'ny akora natoraly
👉 Afaka ampiasaina amin'ny faritra rehetra amin'ny vatana
👉 Manazava sy manadio ny hoditra
👉 In-2 isakerinandro no mampiasa azy
👉 Ahitana vokany tsara
Tianay ny mampafantatra antsika fa tohan'ilay "Jeux" nizarana Gommage café dia nanome retour positive ilay nahazo azy 😊😊, izay hisaorana be de dia be azy 🙏🙏🙏 ato anatiny commentaire 🥰☺️
Mbola par livraison ihany ilay gommage sy gant ho an'izay liana

22/06/2026

🇲🇬✨ OFFRE SPÉCIALE INDÉPENDANCE ✨🇲🇬

À l'occasion de la célébration de l'Indépendance de Madagascar, on a le plaisir d'offrir une réduction exceptionnelle.

💝 Du 22 au 24 Juin :

✅ cire 100 ml : 8000 ar
✅ cire 200 ml : 15000 ar
✅ savon : 8000 ar

✨ lieu : en face de saint joseph Cluny Tanamakoa

Photos from Soa Bio & Déco Tamatave's post 16/06/2026

Andao jeren tsika Kely ndray Ary hoe inona mouny tena tombotsoa azo AVY amin'ny fampiasana cire 😁☺️

• Miongotra atramin'ny fotony ny volo ❣️
• Miha manify ny volo mitsiry ❣️
• Malama tsara ny faritra avy natao épilation ❣️

03/06/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rasoloarimanana Fara Sitraka Tantely, Emma Santiago, Sendra Aina, Hari Ntsoa, Lÿnda Ajm

Photos from Soa Bio & Déco Tamatave's post 03/06/2026

« Votre confiance est notre plus belle source d’inspiration. ✨

Il y a ceux qui ont déjà adopté notre cire chaude dans leur routine et dont la fidélité est notre plus belle récompense ☺️. Et il y a ceux qui s'apprêtent à tester l'expérience de la douceur pour la toute première fois, à qui nous souhaitons la bienvenue. 🥰✨

À vous tous, MERCI. 🤍

Sans votre présence, notre marque n'existerait pas. Merci de nous laisser entrer dans votre salle de bain, de nous confier votre peau et de faire partie de votre quotidien. Votre confiance est un cadeau précieux. 💞🌿

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Toamasina