Plaisir 'coiff Tamatave

Plaisir 'coiff Tamatave

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Plaisir 'coiff Tamatave, Beauty, cosmetic & personal care, Kofimanga Tanambao V, Toamasina.

07/01/2026

Efa misokatra isika anio Alarobia 🥰
Tongava manala havizanana na
Mamita izay tsy vita t@ fety
Izaho kosa lasa Kely hitady izay mahasoa n'y salon atsika aloha🥰
Amin'ny herinandro mihaona,amin'izay ihany koa aho vao mandray coloration 🥰
Plaisir 'coiff Tamatave ambadikin'ny Kofimanga Tanambao V
☎️032 95.562.90/038 96. 718 60
Numéro an'i Rita 037. 86. 122.37

05/01/2026

Salama daholo 🥰

❌LAVA LAVA KEKY FA HIRESAKA KELY MOMBAN'I RITA AHO ANIO FA TSY HEFAKO INTSONY❌

Tsy misokatra aloha n'y salon atsika anio Alatsinainy s'y rahampitso Talata fa hankafy Kely hiaraka amin'ito olona Kely ito i Ritah Randr Sady mba hanao repos Kely izy fa tena reraka 😊.
Dia Sady misaotra azy isika tamin'ny ezaka rehetra vitany fa raha tsy teo izy dia tsy nisokatra n'y salon.

Misaotra an'i Rita @ fitiavana n'y asa indrindra n'y fanajana izany fa tena hita s'y tsapa fa n'y fony iray manontolo mihitsy no natotony tao🥰🙏.
Tsy nanana tahotra izy na dia tsy Téo aza aho fa Dia izay fara-fahaizany h@ heriny rehetra tany anatiny no nomeny.

Tiako n'y mampahafantatra antsika fa izay rehetra prix lazain'i Rita tao dia prix avy aty amiko avokoa Ary tsy ankizy fetsifetsy izy fa olona tena mahatoky satria tsy mitady vola ihany no ataonay ao fa mitaiza n'y aram-panahy ihany koa.Noho izany tsy misy tokony hampieritreritra anareo hoe sao maka tombony izy rehefa tsy ao amin'ny salon aho.❌TSIA TOMPOKO❌
H@ 2000ar ao dia fantako avokoa.

Ary n'a misy manome loha ratsy Ary izy ao hoe asio soin lissant n'y lohako fa omeko Kely indry dia aza miteniteny, dia tsy hanao an'izany mihitsy izy (efa nisy zany)
Na misy mandrebireby aza izy hoe fa oatrinona loatra n'y karamandry ato no dia mahavita manaja patron bé otran'izao indry nefa vola tsy hoany ampaosindry ??? Dia tsy mihaino an'izany Rita fa n'y avaliny tsotra Dia hoe tsy nampianarin'i madamanay an'izany aho no sady tsy sitrampon'Andriamanitra n'y tia Kely 🥰 Voarainy tsara n'y hanatra s'y n'y fampianarana nomenay mivady azy.Olona Endry Kely izy,tsy mandray azy ho olon-kafa mihitsy aho fa toy n'y Zandry zanaka izy amiko.2taona izay no niasany tato amiko fa tsy Mbola nisy afetsifetsena na fitiavam-bola na vola very tato na ariary aza.

Noho izany dia aza manahy ianareo.
Misaotra anareo Clientes rehetra koa nahatoky azy,naneho fitiavana taminy ,nanoro hevitra azy,nananatra azy fa reko aty daholo ireny,Ary fantako daholo ianareo rehetra ireny 🥰

Ialako tsiny eto kosa n'y mety hoe tsy fahafam-ponareo taminy fa averiko foana hoe olombelona ihany izahay na izy ka mety tsy ho lavorary fa hiezaka kosa n'y hanatsara hatrany.🥰

Tohizo foana n'y ezaka Rita a!fa tsy maintsy Tafita na ho ela na ho aingana rehefa manao n'y tsara.🥰Dia aza miova amin'ny fahatsarana rehetra hanananao🥰

Izay àry fa dia mirary soa antsika rehetra izahay ❤️❤️

02/01/2026

BONNE ANNÉE daholo 🥰🥰🥰
Nisokatra ihany izahay ao fa maro bé ianareo no miantso
Fa raha misy mila maka rendez vous Dia miantso an'i Rita n'a izaho ihany tsy maninona dia alamiko
Numéro an'i Rita:037 86 122 37
Mirary soa daholo🥰🥰🥰
Plaisir 'coiff Tamatave
032 95 562 90
038 96 718 60

Photos from Plaisir 'coiff Tamatave's post 31/12/2025

Hifarana afaka ora vitsivitsy ity taona 2025 ity.
Hisaoran-tsika N'y Tompo nitantana antsika nandritra izay taona lava bé izay.Fa raha tsy n'y fahasoavany s'y n'y famindram-pony dia tsy afaka nanao na inona na inona isika.

Tsy haiko ihany koa n'y tsy hisaotra anareo rehetra tsy ankanavaka Tonga nanohana anay nandritra n'y taona,hisaorana eram-po eran-tsaina ianareo fa raha tsy Téo ianareo dia tsy nisy koa izahay😊

Lasa maro bé ianareo no clients anay, n'a n'y eto antoerana na n'y any ampitandranomasina,misy Ary moa no efa tena lasa namana akaiky,sy fianakaviana kelinay mihitsy ,misaotra indrindra tompoko 🥰

Raha nahatsikaritra ianareo dia nisy fiovana be dia bé tato amin'ny salon,t@ lafin'ny produits indrindra indrindra,Ary n'y fahaiza-manao ihany koa.

Niezaka izahay nanolotra zavatra tsara sy lafatra ho anareo, anefa tena t@ vidiny mirary izany🥰, Nanao investissement bé mihitsy izahay mba hanomezanay fahafam-po ho anareo.Ny tanjako manokana ao amin'io salon Plaisir 'coiff Tamatave io moa dia n'y hoe . # .Maro maro aminareo no efa mahalala izany🥰.

Mbola maro kosa anefa n'y fanatsarana sy fanovana tianay ho atao amin'ny taona ho avy io ,Ary apetrakay @ Tompo n'y fanatanterahana izany .

Hifonana s'y hialana tsiny eto kosa n'y mety hoe tsy fahafam-po na tsy fahalavorariana satria olombelona ihany izahay no miasa ato ka mety tsy ho parfaite fa mety nisy indro Kely teny atsefatsefany teny ka tena hifonana aminareo izay tandrify an'izay.

Ary farany dia mampanatena fa hiavao s'y ho tsara hatrany n'y tolotra homenay anareo.Ary hiezaka n'y ho professionnel hatrany izahay mba hanomezana fahafam-po antsika tsirairay avy🥰(misy formation bé dia bé efa arahina mba ho Tonga amin'izay tanjona izay)
Efa hitombo ihany koa n'y ekipa fa aza matahotra,eo andalam-panamboarana izany mihitsy aho izao.
Dia manantena n'y fahatongavanareo hatrany izahay🥰❤️

Dia mirary fety sambatra s'y taona Zina ho antsika rehetra n'y ekipakelin'ny ❤️❤️❤️

30/12/2025

Miarahaba atsika rehetra 🥰
Miarahaba ihany koa nahatratra n'y fetin'ny krismasy,inoako fa tsy Mbola tara raha izao aho vao hiarahaba anareo😊
Misaotra betsaka ihany koa t@ firariantsoa rehetra nomenareo ahy nohon'ny tsy fahasalamana be izay nahazo ahy.(Efa mandroso any @ fahasalamana aho na dia Mbola tsy tena rétablie tsara aza,satria tena Mbola reraka)
Ary dia Mbola misaotra anareo nametraka fitokisana s'y Tonga foana tao @ salon na dia tsy niasa tao aza aho.
Hifonana ho anareo izay tsy voarain'i Rita 🙏,tena hifonana indrindra Tompoko
Misokatra foana n'y salon atsika h@ alarobia 31decembre izao a!Miasa ao foana i Rita Kely.
Raha n'y sitrapoko an!dia hamikiviky bé toy io amin'ny sary io mihitsy aho hamonjy anareo any amin'ny salon,saingy tsy Mbola afaka aloha,🤣😊🥲
Mirary fety sambatra s'y fahombiazana ho anareo izahay🥰
Tandrovy tsara ihany koa n'y fahasalamana🥰🙏
Plaisir 'coiff Tamatave ambadikin'ny Kofimanga Tanambao V
0329556290/0389671860
Ity n'y numéro an'i Rita :0378612237

22/12/2025

Miarahaba atsika rehetra 🥰
Mandalo tsy fahasalamana Kely Zay aho.
Noho izany dia voafetra ihany n'y olona azoko raisina 😊🥲.N'y rendez vous rehetra tsy maintsy voaray daholo fa aza manahy.🥰
Na izany aza anefa misokatra foana n'y salon satria efa hainareo n'y fahaiza-manao an'i Ritah Randr kelitsika.
Miasa ao ihany aho fa tena tsy afaka manao asa mafy noho izay tsy fahasalamako izay fa tena hifonana indrindra 🙏
Tsy mandray coloration mihitsy aloha aho izany ato ato mandrapa salama ahy tsara.😊
Raha misy hanao lissage kosa dia maka rendez vous foana ,fa n'y amin'ity fety ity dia tena efa feno tanteraka n'y rendez-vous antsika,fa après 24 décembre indray vao malalaka raha hanaovana fetin'ny faran'ny taona
Isaorana anareo nahatoky n'y Plaisir 'coiff Tamatave foana🥰
Na izany aza ,aza adino fa ato ambadikin'ny Kofimanga Tanambao V no misy anay 🥰
☎️0329556290/0389671860

18/12/2025

Any aminareo koa vé misy Zandry tsara fanahy bé manome cadeaux ho an'i zoky?🥰
Teto Zao Ilay zoky tsy nahalala mihitsy fa dia Tonga tato @ salon fotsiny fa hoe nasain'ilay zandriny nanantona anay hono🥰 .Kay Lissage brésilien nouvelle génération tsara bé no niandry azy tato🎉🎉
Tsy mila manao volo intsony zoky après,tsy sahirana intsony satria dia maharitra 3 à 6mois bé Zao n'y Lissage tanin.Tsy mibotsina bé intsony n'y volo fa milandamina eny indray aloha mandritra io fotoana io
Mentionneo eto zandrinareo anome cadeaux ho anareo koa fa ho avy n'y fety hoe 😁🤩😍
Mamy Kely erÿ zareo ❤️
Sady nandray lesona ihany izahay tato hoe tena tsara n'y mifankatia❤️😍🤩
Plaisir 'coiff Tamatave ambadikin'ny Kofimanga Tanambao V
☎️0329556290/0389671860

17/12/2025

Mahafinaritra erÿ mahita anareo tonga na dia avy aza n'y orana.Makasitraka foana e🥰
Miasa foana izahay an!vonona hatrany hanolotra n'y tsara ho anareo
Alaivo n'y rendez-vous ho an'ny Lissage s'y botox, coloration Mbola misy date malalaka ato na efa nisy maromaro aminareo aza no naka rendez vous an!Zao n'y fotoana teny mety fa aza miandry hoe rehefa tena fety fa mety tsy ho tratra😊
Mirary soa ho antsika rehetra❤️
Plaisir 'coiff Tamatave ambadikin'ny Kofimanga Tanambao V
☎️0329556290/0389671860

15/12/2025

Tsy ho sahirana mihitsy anie oa ianareo @ fety raha manao Lissage tanin na brésilien na Indien na botox aty aminay e!
Koa satria mantsy io tsy matahotra atsembohana ko🥰
Maharitra 3 à 6mois bé Zao.
Efa misy soin adapté aminy ihany koa ato amin'ny salon🥰
Afaka fasahiranana tanteraka ianareo🥰
Makà rendez vous dieny Zao fa Mbola misy date malalaka bé ao na dia efa misy naka réservation ihany aza.
Ato ambadikin'ny KOFIMANGA TANAMBAO V no misy anay
☎️0329556290/0389671860

Photos from Plaisir 'coiff Tamatave's post 15/12/2025

/ 🥰
Anisany MBA tena mahafaly anay koa izany hoe cliente avy any ampitandranomasina lavitra bé any mahita n'y asanay dia Tonga manohana anay, nandalo tato Plaisir 'coiff Tamatave zareo nanao coloration s'y Lissage Tanin
Mankasitraka indrindra fa n'y fisinareo toy ireny koa dia tena Hery manosika anay hoany amin'ny tsara foana🥰
Dia Mbola afaka maka Rendez-vous foana ianareo n'a dia efa misy date maro2 Kely efa reservé Ary ato ho an'ny Lissage,afaka miresaka tsara isika afahana mandamina n'y heure anareo MBA tsy hifanindry 😊
Lieu : Ambadikin'ny Kofimanga Tanambao V
☎️0329556290/0389671860

Photos from Plaisir 'coiff Tamatave's post 11/12/2025

Coloration tsara Kely indray e🥰
Ndao tsenaina amin'ny Look vaovao mihitsy ranga n'y 2026 a!🤩
Tongava manantona n'y salon fa hiezaka mafy izahay n'y hanome fahafam-po anareo 🥰
Lieu : Kofimanga Tanambao V
☎️0329556290/0389671860
Sur rendez-vous foana aloha n'y Lissage,botox, coloration

09/12/2025

❤️
Soin tena anisany tsara indrindra ato @ salon anefa tena farak'izay abordable loatra n'y prix, Resultat tena impeccable 👌
Amin'ny taona ho avy dia hiova amin'izay n'y prix atsika amin'ity botox ity fa dieny Zao Dia araraoty,fa prix tsy hiverina intsony ireny prix nomeko anareo ireny😊

N'y dia tsy hoe sotomina fotsiny Ilay volo dia lasa mitsotra s'y mangirana dia rehefa sasana dia miverina amin'ilay état avant iny,fa mijanona ho Salama s'y mangirana foana amin'izay na sasana aza rehefa any atrano,satria izany n'y maha azy
Fameranana hifotony n'y fahasalaman'ny volotsika mihitsy,izay no asany
Mila manaraka tsara fotsiny n'y soin rehetra izay atoro kosa anefa🥰
Hisaorana betsaka ianareo rehetra izay efa nanao azy tato @ salon izay tena hafa-po daholo🥰
Miandry anareo izay Mbola te hanao anefa Mbola tsy Tonga izahay
Lieu : KOFIMANGA TANAMBAO V
☎️0329556290/0389671860
Maka Rendez-vous foana an

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Kofimanga Tanambao V
Toamasina