M'coiff Style511
coupe homme,
dame,
enfant
Dispo pour service à domicile 💇✂️
0349847000
25/05/2024
✂️😉💪🥰
13/05/2024
Waves ✂️😉
Les waves sont un style de coiffure qui divise dans le monde de la coiffure. Il s’agit de vagues de cheveux qui sont créées en utilisant une technique appelée « brushing » ou « coiffage à la brosse ». Cette technique consiste à brosser vos cheveux vers l’avant, créant ainsi des vagues régulières.
Pour créer des waves, il est important d’avoir des cheveux suffisamment longs pour être brossés, ainsi que des produits de coiffage adaptés. Les produits couramment utilisés pour créer des waves comprennent des huiles et des crèmes hydratantes pour aider à maintenir l’hydratation des cheveux, ainsi que des gels coiffants pour aider à maintenir la forme des vagues.
Miangatra koa i fitiavana Ty ka
Olo efa tsy mankatia antegna mbola hitiavign fao
23/04/2024
NY TOKONY HATAO REHEFA ANATY FIARA FITATERAM-BAHOAKA
👉Aza mivolagna mafy koa misy magnantso an-telefaonina.
Matetika atsika koa fa misy magnantso Tonga de midaladala tsisy tsy maregny. Raha tsy maintsy hiresak Dia mba ataova feo ambany2 ihany mba tsy hanelingelina n'y hafa.
👉Mbao magnanaova madio😁
Aiko samby olo am vatagna nazy fao tsisy olo vognono hiaritra fofon-kelika nao avy antragno misy anao agny😡 Ka MBA meteza tsy hanimba rivotra hoan'ny hafa ny lotonao avy agny. Ny fahadiovagna raha teo no hantoky ny fahasalamana.
👉Mba mahaiza magnano "azafady".
Matetika kony sasany tsy magnano azafady aby ay😡 , n'a efa hita fa mahety bé karakory fomba hidiragna azahoagn place. Kara zagna koa efa hiala regny tsisy te hagnano azafady kely aby. Fahendrena tompoko n'y fanaovana azafady 🙏😍
👉 Mahaiza "misaotra"
Tsy dia hivakien'olo saigni loatra izany fisaoragna izany rehefa mandeha FIARA regn atsika. Nefa izy io Dia tena manandanja lehibe manamarika fahendrena anagnantsika, kaa tsy tokony hatao tsirambina. Misy fotoagn n'y FIARA mba efa efa tery kely nefa misy olo efa mahazo place tsara mbola manome toerana anao😍, n'a fisaoragna tsy ataonao 😡. Mahaiza misaotra.
16/03/2024
Mila mailo ihany
15/03/2024
Abonnez-vous 🙏
11/03/2024
09/03/2024
Jude⚽⚽
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
