Mr Mamy mpanotra
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mr Mamy mpanotra, Massage service, Toamasina.
25/11/2025
marary vavony ve ianao?
azo atao ny mitsabo an'zany ao anatiny 10 andro monja
MIVAVAHA HOANAY MPANOTRA E!
mila massage ve ianao?
Mr Mamy dia afaka manatona anao raha mbola eto Tamatave sy ny manodidina.
MERCI PRÉSIDENT
16/09/2025
HO ANTSIKA ETO TAMATAVE
Fantatrao ve fa
Ny MASSAGE REFLEXOLOGIE na FANORANA NY FALADIA TONGOTRA DIA EFA MAHASITRANA IREO ARETINA MARO
Ao amin'ny tongotra ao dia misy ireo point maro izay antsoina hoe ''zone réflexe''. Ny ''zone réflexe'' dia mifandray @ taova rehetra toy ny Fo, Havokavoka, Lamosina, Maso, Voa, Vavony, Tsinay, Orona, Sofina,tsy fahitana tory, stress, reraka lava sns....
Ny tombotsoa azo avy aminy dia ahafahana misoroka ny mety ho fisian’ny aretina maro samihafa tsy ho tonga amin’ny vatana, misoroka ihany koa ny mety tsy hisian’ny fatigue générale, tension, sns... ary manalefaka ihany koa ny stress sy manampy , ary mahafa-bizana
Koa raha mahaliana anao izany dia aza misalasala miantso na mandefa Mp
📞: 0347403567
AFAKA MANATONA ANAO AN-TRANO
27/08/2025
HO ANTSIKA ETO TAMATAVE
Fantatrao ve ?
Ny MASSAGE REFLEXOLOGIE na FANORANA NY FALADIA TONGOTRA DIA EFA MAHASITRANA MARO
Ao amin'ny tongotra ao dia misy ireo point maro izay antsoina hoe ''zone réflexe''. Ny ''zone réflexe'' dia mifandray @ taova rehetra toy ny Fo, Havokavoka, Lamosina, Maso, Voa, Vavony, Tsinay, Orona, Sofina,tsy fahitana tory, stress, reraka lava sns....
Ny tombotsoa azo avy aminy dia ahafahana misoroka ny mety ho fisian’ny aretina maro samihafa tsy ho tonga amin’ny vatana, misoroka ihany koa ny mety tsy hisian’ny fatigue générale, tension, sns... ary manalefaka ihany koa ny stress sy manampy , ary mahafa-bizana
Koa raha mahaliana anao izany dia aza misalasala miantso na mandefa Mp
📞: 0347403567
AFAKA MANATONA ANAO AN-TRANO
27/08/2025
29/08/2024
👉Nerfs sciatique ; Goutte et Douleurs musculaires ; Rhumatismes ; Arthrite na Arthrose ;
lohalika manaikitra ; mangotsoka vanin-taolana ; marary lamosina sy andilana.
👉solution massage réflexologie, aza misalasala miditra MP avy atrany
12/08/2024
Maro ireo aretina azo sitranina 'ny otra ( massage réflexologie)
Afaka manatona anao any atrano izahay!
Click here to claim your Sponsored Listing.