Fara beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fara beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Ambalamanasy, Toamasina.
Bonjour ! Iza no mpanao soins niany sa amaray?
Team vendredi anao sa team samedi sa team paré lava😁? Izany hoe zay fotoana ahavitana azy.
Aza adino ary fa tokony mifandimby foana ny soins ntsika a.
Soins hydratant sa soins nourrissant sa soins protéiné réparateur ny soins nao @ ity semaine ity?
Mazotoa aby o😘😘😘
Bonjour !
Maro amintsika no mieritreritra fa ny fanaovana "retour au naturel" dia ny tsy fisintomana volo sy tsy fanaovana lissage.
Eny anisany izay fa tsy mahafeno ny tena fikarakarana volo amin'ny fomba natoraly.
Ny tena fikarakarana volo amin'ny fomba natoraly na ny hoe "retour au naturel" dia ny tsy fampiasantsika appareils chauffants, ny tsy fanaovantsika lissage, ny tsy fampiasantsika produits chimiques fa dia produits bio ranoray no ampiasaintsika izany hoe produits cleans.
Ary indrindra ny fanekentsika ny natiora sy ny toetrany volontsika.
Zay fa dia mazotoa mikarakara aby o😘🥰
Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Biola Zafitsara, Fiaro Anyah, Sylvain Rtn
Bonjour ! Manana volo maina ve ianao dia sahirana @ fikarakarana azy?
Ireto misy vaha olana vitsivitsy atolotro anao
1 manao bain d'huile alohany hanasanao volo dia ny hodidoha no osorana azy. Ny tahom-bolo tsy asiana fa raha tena tsy zatra anao dia asio leavin crème ny tahom-bolo.
2 manaova masque hydratant ary ampifandimbiaso @ masque nourrissant sy protéiné.
3 Raha ataonao mandritra ny alina tontolo ny bain d'huile nao dia mampiasa bonnet en satin na foulard en satin na sarin'ondana en satin. Fa raha jour j mampiasa bonnet auto-chauffant temps de pause 1-2h de temps.
4 Jereo tsara ihany koa ny fahasalamany pointes nao sao mba efa tokony ho faranana kely.
Izay aloha sao lava loatra dia mahakamo anareo mamaky. Mirary soa ho antsika jiaby😘😘😘
28/05/2026
Bonjour ! Re-disponible ny accessoires ntsika toy ny:
bonnet en satin
Applicateur d 'huile
Bigoudis flexible
Bonnet auto-chauffant
Brosse massante crânienne
Brosse démêlante
Brosse curl
Bandeau flexible
10/05/2026
Bonsoir !
Cliente satisfaite cheveux type 4
Styling brosse
Séchage diffuseur
Photos 1, 2 avant lavage
Photos 3,4 Volo vita styling mbola legny.
Photos 5,6 Volo efa maigny😍
Merci beaucoup pour votre confiance 💙
08/05/2026
Bonjour ! Ireto indray misy accessoires ilaintsika @ fikarakarana volo iza @ ireo no mbola tsisy aminao?
🌹Bigoudis flexible
🌹 Bandeau flexible
🌹 Brosse massante na masseur crânien
🌹Bonnet auto-chauffant
🌹 Applicateur d 'huile
🌹 Brosse curly
Iza @ ireo no mbola tsy hainao asany na ny fampiasana azy nefa mba tianao ho hay sy ho azo?
Disponible ato 🥰 ireo ka aza misalasala manontany
Bonjour ! Nangingina hely atsika fa mbola nanomana zavatra tsara ho antsika.
Ity ary misy vaovao tsara ho antsika izay efa niandry fatratra azy.
Afaka manomboka mandray anareo @ zay izahay ho an 'izay te hikarakaraina volo mivantana fa @ zao aloha dia dimanche après midi sy lundi tontolo andro no andraisanay anareo🥰
Mila mandefa mp na miantso mialoha fotsiny rehefa ho avy.
15/04/2026
Samia mijery nihin 'azy satria raha hanao fikarakarana volo @ fomba natoraly tsara ny ahaizanao azy @ zay ny manana volo frisés tsy mivolagna hoe ataovy ondulés na bouclés ny voloko😂🥰
11/04/2026
Bonjour! Sabotsy ny andro ka dia mazotoa mikarakara volo fa mety maro no manana fotoana niany. Tsy voatery manao méthode hanaboaka boucles fa ny fanomezanao sakafo io volonao io dia efa zava-dehibe. Inona ary ny soins ataontsika niany nourrissant sa hydratant sa protéiné. Afaka manao clarification koa anefa raha efa ela no tsy nanao sady raha ohatra hoe efa tsy mandray soins koa ilay volo.
Mazotoa aby o 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina
